dia ahoana ihany ???

1. bazylou ( 07/04/2009 13:36)
ka na hanao grevy mandrakizay daholo aza ani e, dia vive tgv !! ary tgv ihany no eo!! manonofy izany le8 back home izany e!! na izy tenany aza nandeha an tsitrapo ny hilefa ka inona no lazaina reo tim!! hoe repli strategiqque ve??!! tssle, rah tsy vendrana ny gasy kle!! repli strategique illimité sy mandrakizay izany le izy !!
Pety any fianar, i voninahitsy pds any mahajanga , ny manaraka ho avy ....

Ka na tiana an tsy tiana anie dia tsy maintsy mandroso e:!! ary izay no tanjona, na fomba ratsy io na tsara, " la fin justifie les moyens" tsy maintsy mandalo an'izao rehefa tsy voavaly ilay tamin'ny 2002. Be loatra ireny vary mangatsiaka ireny fa nafenina sy nodina fanina fotsiny !! de zao no vokany .
Nanjavona mbamin'ny seza marina!!!!!!!!lolllllolololll.
:-D :-D :-D :-D :-D
novalian'i fijo ny 07/04/2009 21:46
2. Mirananirina ( 07/04/2009 13:45)
Fa reraka ny mifanenjika eto,TIM,TGV ............
Raharaham-pirenena no jerena e
3. xxx ( 07/04/2009 13:47)
un nouveau gouvernement Ravalomanana en vue. Vos Avis ici

Marc Ravalomanana répond involontairement à notre question de Lundi : Il n'envisage pas d'exil. Marc Ravalomanana est entré en "résistance" . A l'image d'un général de gaulle qui s'adressait aux francais depuis une terre étrangère, Marc Ravalomanana a lancé un message à ses partisans réunis à Ambohijatovo dans lequel il annonce la formation prochaine d'un gouvernement et la nomination d'un premier ministre ! Une annonce qui fait entrer Marc Ravalomanana dans une démarche active. Les interprétations vont bon train : une telle annonce suppose t elle un appui diplomatique mais surtout militaire ? Peut il se permettre de dévoiler ses batteries ainsi s'il n'avait pas une certitude de sécurité pour ses futurs ministres ? Ou est ce une annonce pour rassurer sur la mobilisation de ses supporters ? Comment va réagir la HAT, épaulée par le Capsat, à une formation d'un tel gouvernement ? Nous avons tous vu que la HAT n'hésite pas a faire usage de la force et même plus pour se protéger. Marc Ravalomanana annonce ce gouvernement pour la fin de la semaine et entre dans une phase de communication similaire à celle qu'employait Andry Rajoelina pendant la crise : des annonces choc doublée de date butoire pour tenir mobiliser les troupes. Et comme pendant la crise, Madagascar va se retrouver avec deux gouvernements revendiquant chacun sa légitimité sur le pouvoir. Du déja vu mais en sens inverse cette fois ci ! Vos Avis ici
4. Oay ( 07/04/2009 14:02)
Rehefa ny fototra no ratsy d hosasatra ny mpanangana é!
Ny nampalahelo d mba efa nisy afaka nametraka filaminana maharitra teto Madagasikara kanefa d rehefa tonga teo @ toerana d nivadika!
Lazaiko fa sarotra ho antsika ny ahita olona sady mba efa tsy sahirana t@ fiainana no olona mafy ady ka nambinin'Andriamanitra satria nilanja Baiboly sady nitondra ronono t@ bisikileta ka lasa nanana ny nahaizy anazy na d tsy nandiha fianarana amabaratonga ambony aza.
Ny nampalahelo d lasa tsy nahatoky an'Andriamanitra i Ravalomanana ka lasa nivavaka t@ vola, za tsy miteny hoe tsy tokony tsy nitady vola izy fa kosa satria Kristianina izy d tokony napetrany tao an-dohany fa i Kristy d nilaza fa tsy mampety izay tehanaraka an'i Kristy ny fikatsahana ny harena tafahoatra.
Ho ahy mantsy d lazaiko fa kapoka izao mahazo an'i Ravalomanana izao, ary nokapohin'Andriamanitra izy satria "Ny zaza tiana tsy hitsitsina ratsan-kazo" ary satria i Ravalomanana efa nahalala ka d tian'Andriamanitra ny hiverenany ao @ ilay fianakaviambe ny Kristianina satria raha mbola ety an-tany no very tsy olana fa raha very @ ilay fiainana mandrakizay d hofijaliana tokoa.
Kapoka hoy aho satria jereo anie é! ny zavatra natsangany @ taona maro d rava tao anatin'ny fotoana fohy.Hisy hiteny hoe tsy kapok'Andriamanitra izany io fa hetraketrakin'ny mpialona, lazaiko anareo fa i Ravalomanana d mino fa Andriamanitra no nanome anazy an'ireny fananany ireny ka raha izany d tsy nisy olona tokony afaka handrava an'ireny fa matoa ireny rava d satria fantatr'Andriamanitra fa tsy nahatsara an'i Marc Ravalomanana ireny.
Tadidio ilay nahazo an'ilay mpanankarena nasain'i Kristy nanadino ny fananany ka nasainy nanaraka anazy é!
Ny vavaka azo atao d ny mba hiverenan'i Ravalomanana hahatoky tanteraka an'Andriamanitra ka hametraka ny fiainany eo aminy! ary raha tena tia an'i dada isika d mivavaka ho azy mba tsy hanaovany ireny teny anavona sy fanaovana tsinontsinona ny olona ireny.
5. xxx ( 07/04/2009 14:07)
ka efa niova mihitsy izy efa tsapany ny tsy mety nataony ka zay no hiverenany.
6. locl ( 07/04/2009 14:31)
Ka raha izany dia efa plan an'Andriamanitra ange izany zao nisitahany kely izao, mba hijereny tsara ny hamindrany e!
Tsy hisy reraka ny grevy zany eo, handroso ho aiza koa moa nareo e!!!! ;-)
7. Oay ( 07/04/2009 14:38)
locl:

Ka raha izany dia efa plan an'Andriamanitra ange izany zao nisitahany kely izao, mba hijereny tsara ny hamindrany e!
Tsy hisy reraka ny grevy zany eo, handroso ho aiza koa moa nareo e!!!! ;-)



Ny zavatra rehetra matoa tanteraka d satria sitrak'Andriamanitra.
io fomba fihevitra io no mampiavaka ny mpino sy ny tsy mino.

8. niny ( 07/04/2009 14:43)
Ho anreo ry Tgvendrana ,miverina ilay efa tantara ratsy eo @ fianako dia ny manomboka hila_bary ,menaka ,siramamy atsy ho atsy ...ary ny zanaky ny mpanana(zanak'i HAT sy zafikeliny) ihany izao no mahatakatra dibera sy yaourt Fa zanaky ny sarambabebahoaka hinana ireo yourt makararay kibo (tsy azo antoka) eny rehetra eny e!,de mijesta eraky ny tanana,Efa manomboka mantsy izao tsy mandoha ny sarampiaramanidina Air Mad ...Mampitahotra eraky ny tanana... Raha izao mitohy raikitra ny fihazana ireo CAPSAT toa t@ andron'ireny KUNG FU 85
Miomana ary e!
9. mazavajery ( 07/04/2009 14:57)
Tsy mila Tena Gasy Vendrana ( TGV )!!!
10. fijo ( 07/04/2009 21:46)
ireo capsat ireo aloh a,tsy hoela di aahita ny maizina mihoatra nytain'omby ireo.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.05