Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
badboy ( 07/04/2009 11:23)
Manankery ve ny teny?
Iarahamahalala ilay tenin'i jaona hoe "ny teny tonga nofo"! Manankery ny teny izany saingy ny fametrahana ny herin'ilay teny ho masina na demoniaka na koa natioraly no tena olana! Ry zareo eropeani... tohiny
novalian'i soanja ny 13/04/2009 04:35
xxx ( 07/04/2009 10:38)
fahefana ahoana..
moa no ahafahany filohany HAT mamoaka gadra? fanga tsy ny filohany repoblika no manana izany fahefana izany?... tohiny
novalian'i fijo ny 07/04/2009 21:47
essera ( 07/04/2009 10:10)
Aza sakantsakanana ny TIM sy ara-dalàna !!!
Aza sakantsakananareo kosa ry zareo raha maneho hevitra satria : 1/ ry zareo efa zatra nigalabona sy tompon'ny tanàna. 2/ Efa zatra izy nametraka izay tiany atao. 3/ Tsy nahazatra azy ny nentina... tohiny
novalian'i fijo ny 07/04/2009 21:50
papala ( 07/04/2009 10:02)
Ny tena marina
1- ireo zay nitifitra teny ambohitsirohotra t@ 07/02/09 dia ireo olona izay niakatra teny no nitifitra voalohany an'ireo mpiambina, zay vao taitra ny mpiambina ka nitifitra ihany koa. 2- ny capsat d... tohiny
novalian'i fijo ny 08/04/2009 21:22
xxx ( 07/04/2009 09:35)
Praiministra vaovao Tim? de anin
Grêve général e!! Nankaiza? Gouvernamanta e! Aiza??? Iny Dada....(rabe) iny hoa tsy tokony haverina eto ntsony fa tsisy anazy tsony eto! Tsy efa nentiny any ve ny volaben'ny MAP 3,940 milliards d... tohiny
novalian'i fijo ny 07/04/2009 22:10
bozyboleta ( 07/04/2009 08:21)
Inona no tena marina: gadra politika sa gadra mpanao politik
Efa nandrasako elaela mitsy taorian’ireny nivoahan’ny voafonja ireny vao manao ity loha-hevitra ity aho; mba ahafahana mijery izay mitranga taorian’ireny zava-niseho ireny. [u]Fampahatsiahiva... tohiny
novalian'i fijo ny 07/04/2009 22:17
KALACK ( 07/04/2009 07:55)
ROA VOLANA SISA DE METY HIVOAKA NY VOLA AVY AM FRANTSA
ra be indrindra de mety ho roa volana eo kosa angamba de mety hivoaka ny fanapiana voalohany ho an'ni Madagascar zay atolotry ny frantsay ! ka mety hivaha manomboka eo ny tsy fahampiambola sy ny fahas... tohiny
novalian'i fijo ny 07/04/2009 22:20
Noue ( 07/04/2009 07:14)
hay ve mba miheritreritra ihany ee !!!
toe maimay ery oe akatona ny orinasa Tiko, zao indray hita fa tsy mahomby ny tetika fa ho kila firehitra eo oa nihafarany eee !! dia ho sokafana indray zany ny Tiko! Aiza koa moa ee ! mba rariny ve ny... tohiny
novalian'i fijo ny 08/04/2009 21:24
essera ( 07/04/2009 06:01)
Fa naninona no tsy nahita havaly ianareo ?
Tsy nisy nahita havaly ny pro-ra8 omaly raha nandefasana ity andalan-teny ity : [quote]- [u]Mbola tsy ary elatra dia te hanidina[/u] : Asa izao na iza no tapak'elatra. - [u]Tsapao aloha ny hery va... tohiny
penguin ( 07/04/2009 05:53)
Tsy mahazo miditra i Ra8 sa hosamborina ry TGVendrana a ?
Fa ngah tsy ny fatahorana ny ho voasambotra no nandosiran'ireo nanao sesi-tany ny tenany ireo ka izao vao mitady ny "Amnistie" faobe ahafahana mody madio ary afaka ny hiditra amin'ny fifidianana ara-p... tohiny
novalian'i fijo ny 08/04/2009 21:58
hery ( 07/04/2009 04:30)
Tsy ny TIM no hanapoaka
Raha ny fahitana ny resaka ekonomika ao Madagasikara dia 3 volana sisa dia ho lany ny tahiry rehetra. Vokatry ny tombom-barotra azo tamin'ny hetra nandritra ny fotoanan-dRavalo aza no mahatonga izany ... tohiny
novalian'i fanou14 ny 09/04/2009 07:46
patrick2002 ( 07/04/2009 02:22)
nakatona ny TIKO ,nipoaka ny central thermique tao Mandrosez
Dia nakatona ny TIKO rehefa nanjaka tao anatiny taniny jamba nandritry ny 7 taona ,noho ny lafiny tekininika veh sah ,ara-politika no nampikatona azy. @ Lafiny ara-tekinika aloha dia mazava loatra fa... tohiny
novalian'i fijo ny 07/04/2009 22:34
pikatti ( 06/04/2009 22:00)
MANAO ANTSO AVO IHANY HO AN'I salopard,sao de mba misy
very sezany dadan'i salopard fa tratra nanao trafika rongony tny Afganistan ,malahelo mafy ery i salopard ka sao mbola misy malalaka ny ao Afrika Austal ao é,... tohiny
novalian'i salopard ny 07/04/2009 13:21
sitlo ( 06/04/2009 21:06)
ny fitiavana sy ny fanabadiana angamba noforonina e?
Rehefa nandinika aho dia ohatra ny tsy misy izany tiana izany fa safidy no izy. Izany hoe misafidy ianao hoe itsy no milailay dia miaraka amin'iny. Dia raha sendra nifanojo ilay safidy dia atao hoe mi... tohiny
novalian'i sitlo ny 16/04/2009 06:37
salopard ( 06/04/2009 19:52)
MAMPITANDRINA izahay CAPSAT
Ampodio haingana iny dadan'ny sasany iny ry Afrikanina isany, Fa raha tsy ampodianareo SAZYland (SWAziland) ny dadan'ny sasany,[u] [b]dia ho tafihinay CAPSAT ianareo Afrikanina ireo. ho avy any afrik... tohiny
novalian'i fijo ny 07/04/2009 22:40
tgvra8 ( 06/04/2009 18:35)
Le groupe Tiko est officiellement fermé définitivement
Minanenganiny zany tsy miasa tsony hahahaha mbola aiza no hanjo an ireto gasy kely maimbo politika ireto eeee =)) =)) =)) =)) =)) =)) . Amidio daholo ny omby sao simba ny ronono. Aleo rangaha ro... tohiny
novalian'i irihat ny 08/04/2009 06:53
Noue ( 06/04/2009 18:25)
Tsy oe manohana an'i ranona na i rano fa kosa tokony
Izy ity dia tsy oe manohana an'i ranona na ranona fa kosa tokony jerena @ saina tsy misy fiangarana eee !! [URL=http://img246.imageshack.us/my.php?image=tiko.jpg][IMG]http://img246.imageshack.us/im... tohiny
novalian'i vale ny 07/04/2009 00:16
bazylou ( 06/04/2009 18:16)
tgv anie prezdan'ny hat fa tsy prezdan'ny Repoblika malagasy
aleo hazava ny resaka fa tsy prezda gasy izy akory fa prezdan'ny tetezamita, mita mankany amin'ny 4e repoblika!!! Aoka hazava tsara!! ny gasy manko rehefa tsy fantany ze lazaina azy dia ny manao itsi... tohiny
novalian'i xxx ny 07/04/2009 10:20
vilambava ( 06/04/2009 17:48)
Maro ny tra-boina
Toa tsy heno mihintsy ny akon'ny hetsiky ny fitondrana amin'ireo tra-boina noho ny cyclone any atsinanana. Sa tsy mahamaika ny fihaiana azy ireny fa ny resaka politika aloha no tokony hatrehina? Kanef... tohiny
novalian'i tgvra8 ny 06/04/2009 18:55
zoam ( 06/04/2009 16:47)
pierrot Rajaonarivelo premier ministre ra8
hanendry premier ministre tsy ho ela i ra8 ary efa misy tractation en vue de former une gouvernement union national avec tous les parti politique connu a madagascar,ao ihany koa ny olon'i zafy sy ny t... tohiny
novalian'i tgvra8 ny 06/04/2009 18:59
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.2061