Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
soanja
(
04/04/2009 15:01)
Fahantrana 2008
Toy izao ny fahantrana mianjady ny madinika tamin'ny andron-dRa8. Ka inona re moa fa tsy famonoana olona moramora ny ny fahitako an'io. Anareo no mandinika raha tokony nividy an'iny fiara manidina Air...
tohiny
novalian'i ravonjison ny 08/04/2009 12:14
fanogasy
(
04/04/2009 14:25)
fanontaniana
tsy haiko fa te hametraka fanontaniana aho dia nasaina nandeha tery ambany hoe anontanio ery ambany(bas de page izany,dia misy hoe tsindrio eto raha hanontany ao amin'ny forum,dia asa raha tafiditra i...
tohiny
novalian'i sitlo ny 06/04/2009 21:39
xxx
(
04/04/2009 14:16)
TGVENDRANA=HAUTE TRAHISON !!!!
Le proviseur du Lycée Moderne d’Ampefiloha (LMA), Nirina Razafindralambo, a été remplacé sur décision du ministre de l’éducation de la HAT. L’ancien proviseur est introuvable depuis lundi ...
tohiny
novalian'i xxx ny 04/04/2009 15:20
mazavajery
(
04/04/2009 14:02)
tratry ny tetezamita daholo eh!
arahabaina isika rehetra fa tafiditra natao anterisetra toy ireny mampiditra omby anaty vala hatao vakisiny ireny; atao ahoana moa fa tsy mba mananjo hiteny sy haneho hevitra intsony ny tena fa raha v...
tohiny
novalian'i mazavajery ny 05/04/2009 16:01
Picsou
(
04/04/2009 13:28)
De aôna koa ity olona tendritendrena foana ity?
voatendry ho ben'ny tanàna fianarantsoa i pety. tsy mbola tokony haka saina kely ve izy aloha. raha ny resaka mandeha mantsy dia tsy misy tia azy ny ao fianar ao. jiolahy izy io raha izay no mahalaza...
tohiny
novalian'i locl ny 05/04/2009 15:44
xxx
(
04/04/2009 13:11)
tafa latsaka tateraka sipa efa niteraka za e
manaoana daholo nareo rehetra
mba mila toro hevitra aminareo ny bandy fa tena niaraka t@ sipa za,izy efa niteraka, libre izy fa tsy hoe mbola manambady akory sanatria a,
kilalao no noheveriko t@ voa...
tohiny
novalian'i tenompitia ny 29/08/2009 20:32
xxx
(
04/04/2009 13:04)
hanao sondange kely alohan'ny 2010 hifidy
misy afaka miteny ve eto hoe firy ny gasy orange de firy ny gasy bleu
ary raha ohatra ka sady tsy orange no tsy bleu fa rouge :-D :-D :-D
hay mbola misy fotsy koa moa ny couleur e! ho an'iz...
tohiny
novalian'i rakaroka ny 05/04/2009 13:43
xxx
(
04/04/2009 10:30)
mpanjaka
arabaina daolo izany fa ekena zao fa i TGV no manjaka sy mpanjaka ao dago e,mahery izy an,manaiky azy daolo ny malagasy fa ho aiza eo,sa tsy marina io,izy no mandidy :!: ...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 04/04/2009 13:39
Andribe
(
04/04/2009 10:01)
iza zao no mbola ambasady gasy mbola miasa
iza zao no mbola ambasady miasa any ivelan i madagasikara. toa nisy maromaro ihany mantsy ireo voatsokan ny hat. Ary mbola accrédité ve izy ireo sa samy manao izay mahafinaritra ny fony koa. Ze mit...
tohiny
novalian'i rakaroka ny 05/04/2009 16:03
Andribe
(
04/04/2009 10:01)
iza zao no mbola ambasady gasy mbola miasa
iza zao no mbola ambasady miasa any ivelan i madagasikara. toa nisy maromaro ihany mantsy ireo voatsokan ny hat. Ary mbola accrédité ve izy ireo sa samy manao izay mahafinaritra ny fony koa. Ze mit...
tohiny
Andribe
(
04/04/2009 10:01)
iza zao no mbola ambasady gasy miasa
iza zao no mbola ambasady miasa any ivelan i madagasikara. toa nisy maromaro ihany mantsy ireo voatsokan ny hat. Ary mbola accrédité ve izy ireo sa samy manao izay mahafinaritra ny fony koa. Ze mit...
tohiny
xxx
(
04/04/2009 09:59)
Rajemison Rakotomaharo
Araka ny hevitrareo dia nivadika ve i Atoa Rajemison? Sa araka ny nambarany dia tena "en tant que citoyen et ancien chef d'institution" no antony nanatrehany ilay "assises nationales"?
...
tohiny
novalian'i welie ny 04/04/2009 10:20
bozyboleta
(
04/04/2009 09:58)
Simba ny toe-karena. Iza no mahazo tombontsoa?
Ny tia tanindrazana mikaon-doha @ fanarenana ny toe-karena nopotehin’ny matin-kambo.
Ny vendrana be fialonana mbola miady varotra @ fampahantrana ny Malagasy ela sy maharitra.
Menace de réce...
tohiny
novalian'i bozyboleta ny 04/04/2009 14:28
xxx
(
04/04/2009 09:49)
vehivavy matavy tsy miteraka???
inona avy no tokny atao??? araka ny hevitrareo inona avy no azo atao? ary mbola po6ble ve ny hiterahan'izy ireny????...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 10/04/2009 21:26
bazylou
(
04/04/2009 08:59)
mandritra izany fotoana izanydia
- manakaiky tsikelikely ny morontsiraka gasy ny piraty somalianina maty noana, 200 miles ny cote gasy no misy ny attaqueny farany .
- mitohy ny grevy etsy sy eroa analana vokona.
-nahazo 50.000 dola...
tohiny
novalian'i yuka ny 04/04/2009 13:22
badboy
(
04/04/2009 08:43)
Et toc! nivadika ny frantsay ary manohana HAT veloma Ra
Et toc! nivadika ny frantsay ary manohana HAT : veloma Ravalomanana!!! Dikany : tsy manohana ireo mpangataka ilay légaliste démissionnaire intsony ny frantsay fa navadiny ny pejy Ravalomanana ka nal...
tohiny
novalian'i nancy ny 06/04/2009 02:59
xxx
(
04/04/2009 07:38)
grevy géneral
miantso antsika malagasy tia tanindrazana hifanome tanana,mba hanesorana ny mpanao COUP D ' ETAT ( ANDRY RAJOELINA) rehefa tsy mihodina ny ministera rehetra, mikatona ny toerampianarana, dia miala hoa...
tohiny
novalian'i Garfield ny 05/04/2009 12:07
ravatorano
(
04/04/2009 06:25)
"calendrier électoral"
Toy izao ary ny namaritan'ireo nivory teny Ivato ny 02 sy 03 avril 2009 teo ka namoahan-dry zareo ny fandaharana isan tsikajiny eo amin'ny fifidianana
-*septembre 2009 : Réferendum fitsampan-kevi-b...
tohiny
novalian'i mion ny 06/04/2009 06:55
heriman
(
04/04/2009 05:22)
hoan" ze tia manao
ianareo v efa nampiasa produit pommade ireny rehefa manao ? andramo fa milay le izy...
tohiny
novalian'i mmmhh ny 23/04/2009 13:30
soanja
(
04/04/2009 04:24)
Lehilahy be moto miridana be ireny fa tsy scooter akory!
Hono hoy aho nareo lehilahy tia moto na ny manana na ny tsy manana azy. Moa ve tena ilaina io moto io raha toa ka efa manana fiara ianao ohatra sady tsy hoe natao entina hiasana ilay izy fa hoe hilala...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 15/04/2009 13:33
