Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
noeline ( 03/04/2009 14:24)
sakafo
i noeline ihano mampitany hafatra ny sary mombamomba ny sakafo no torohevitrany noeline dia mangataka ny sary... tohiny
novalian'i mmmhh ny 12/05/2009 12:48
Veloo ( 03/04/2009 14:18)
Fo madio ato @ politika
Mba vakio tsara ity tarasin'ny gasy gasy ity izay napetraka ao @ Sobika. Mila manana fo tony mamaky azy dia mivavaka ho an'ny tanindrazana : nataoko fanahinina indroa satria mety misy ankizy tsy ma... tohiny
novalian'i levar ny 03/04/2009 18:42
Veloo ( 03/04/2009 14:15)
fo madio
Hitako tao @ sobika ary tena tokony mba vakitsika rehetra amin'ny fo madio tompoko. dia misaotra ny rehetra ---------------------------------------------------------------- A MONSIEUR ANDRY RAJOELI... tohiny
novalian'i sarobidy ny 08/04/2009 09:26
noeline ( 03/04/2009 14:05)
eto ny firenena
tena efa tsirariny mihintsy ny famonany olona ireny teny ambohinjatovo sy ny teny ambotsirohitra fa ny vahoaka no naninona azy no ampinjaliana hotrany izany hoy i noeline dia valio ... tohiny
keir ( 03/04/2009 13:51)
eto an-tanàna
six... tohiny
hery ( 03/04/2009 13:10)
Tsy ho tafita ihany tgv
Tena amin'ny fo tsy miangatra :-) Kely dia kely ny chance haharetan'i TGV eo. Aleo miala amim-boninahitra manao fifidianana haingana dia haingana... Raha izao no mitohy mantsy dia manjary hanome f... tohiny
novalian'i soanja ny 04/04/2009 00:15
xxx ( 03/04/2009 12:37)
ra8tontakely , mpangalatra,mpandaingavelona
Marina izany !!fa izay jamba tsy nahita, soa fa nisy ny mahiratra sinon , aiza no halehan'ny Madagascar kely Ho faran'izay mahantra indrindra ira8 no hotompoina* ira8 no mitsara ikaravasyra8 koi !... tohiny
novalian'i Oay ny 03/04/2009 14:13
tgvra8 ( 03/04/2009 12:29)
TOKONY ATAKENA AMI BAOMBA IZAY FIRENENA MPOMBA RA8
TOKONY ATAKENA BAOMBA IZAY FIRENENA MPANOHINA AN DR8 AMIZAY HITAN IZY IREO FA MAFY BE I TGV. TSY TOKONY IREO VAHOAKA TSY HANINONTSIANINONA IREO NO LAKOINA FA TONGA DE REO FIRENENA MANOHITOHINA ANDRA8 ... tohiny
novalian'i Andribe ny 03/04/2009 13:02
rasobakobako ( 03/04/2009 12:16)
hoe RATSY Ra8... mino ve nareo fa tsy ho PIRE LOATRA i TGV?
Eny e! ekeko ary fa marina daholo ny fiampangana momba andra-8 Iza no sahy mi- garantir fa tsy ho pire noho izany ny TGV nareo ? Vao firy andro aza izy no eo amin'ny fitondrana dia mivadika ambony a... tohiny
novalian'i fijo ny 03/04/2009 20:53
xxx ( 03/04/2009 12:09)
Ny hitiavako an'i TGV zany a!
[u][i]Voalohany:[/i][/u] nanongana an'ilay raikeliko izy. [u][i]Faharoa:[/i][/u] izy irery ihany no sahy nijoro nanongana ila raikeliko. [u][i]Fahatelo:[/i][/u] nahavita nanongana ity raikeliko izy.... tohiny
novalian'i xxx ny 03/04/2009 13:06
ra8enforce ( 03/04/2009 12:03)
miha mitombo ihany ny adverse an'i tgv,mboloa hoaiza e
Tourmente à Madagascar Andry Rajoelina accuse l’île Maurice Le président de la Haute Autorité de Transition (HAT) malgache, Andry Rajoelina, vient d’accuser le Mauricien Prega Ramsamy d’... tohiny
novalian'i fijo ny 03/04/2009 19:50
kidoropamba ( 03/04/2009 11:52)
Miasà tsara, miasà mafy, fa aza manakorontana ry TIM à!
Aza manao kamo be tenda ry TIM ka hanakorontana lava izao ny tanjona. Efa mipetraka izao ny transition ary efa amperin'asa ny filoha HAT Andry TGV ka aza mandany andro manakorontana io. Mba mias... tohiny
xxx ( 03/04/2009 11:47)
very hevitra aho fa mba mila fanampiana
Miarahaba tompoko! Izaho dia vhv 24ans, nisaraka tamin'ny vadiko ary izahay efa niteraka iray (mbola kely ilay zanakay), taorianakelin'ny nisarahanay de fantatro fa hay efa nanao sipa ilay vadiko ary... tohiny
novalian'i xxx ny 25/04/2009 05:53
essera ( 03/04/2009 11:44)
Aza voizina ny adim-poko rehefa tsy misy
mba mapmé be ny mpisera sasany fa dia manana imagination goavana. I Andry Rajoelina indray no endrikendrehina hampanao adim-poko. Rehefa tsy misy ilay izy dia aza voizina fa raha mitombinany eritrer... tohiny
novalian'i xxx ny 10/04/2009 12:36
Garfield ( 03/04/2009 10:28)
Inona no tena marina e!!
Tena fitiavan-tanindrazana tokoa ve no hitokonan'ireo TIM ireo eo ambohijatovo sa fitiavan-olon-tokana sy Fanatisme fotsiny? ... tohiny
novalian'i fijo ny 03/04/2009 19:52
madamakely ( 03/04/2009 10:22)
Iny eny i Dada ô, nitondra "miaramilan'ny sadeky ô"
Ela ihany oa no naha tany ny tany fa tsy mbola nisy dada avy nandeha ka nanontanian'ny zanany hoe "nitondra mofo ve dada" de namaly hoe " eny lesy a, olona handripaka an'ilaisany no netiko". Bizaaaaa... tohiny
novalian'i Oay ny 03/04/2009 13:36
essera ( 03/04/2009 10:00)
Fanazavana ny antony "Ra8 différent de Zafy"
Hevitro ahy manokana ity fa tsy voatery hitovy ny antsika : - Ny an'i Ra8 : tiany ho tena fefika azy iray manontolo Mcar ka amin'ny lafiny rehetra mihitsy io (antoko politika, toe-karena, hevitra, ... tohiny
Garfield ( 03/04/2009 09:54)
Tokony hanatevin-daharana ny TIM mpiaro ny ara-dalàna isika
Araka ny lohahevitra io ambony io dia tokony hanatevin-daharana ny TIM sy ny mpiaro ny ara-dalana eny ambohijatovo isika vahoaka malagasy rehetra sy izay protestanta rehetra. Hazavaiko aloha ireo ara... tohiny
novalian'i xxx ny 03/04/2009 10:28
Mirananirina ( 03/04/2009 09:53)
Mialy Rajoelina
La jeune épouse du président de la Haute Autorité de transition (HAT), Mialy Rajoelina, s'occupe de la gestion des sociétés familiales (Injet, Doma Pub, ainsi que la Radio et la Télévision Viva... tohiny
xxx ( 03/04/2009 09:42)
HANOMPO NY TANINDRAZANA!!!!
RY MIARAMILA, AOKA MBA HASIO HASINY NY VAHOAKA, IANAREO NO NATAO HIARO NY VAHOAKA FA TSY HAMONO, AZA ATAKALO VOLA NY FOTOKEVITRA IJOROANY TAFIKA MALAGASY, DIA NY FANOMPOANA NY TANINDRAZANA IZANY, IZAH... tohiny
novalian'i fijo ny 03/04/2009 20:35
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.6027