Fanazavana ny antony "Ra8 différent de Zafy"

1. essera ( 03/04/2009 10:00)
Hevitro ahy manokana ity fa tsy voatery hitovy ny antsika :

- Ny an'i Ra8 : tiany ho tena fefika azy iray manontolo Mcar ka amin'ny lafiny rehetra mihitsy io (antoko politika, toe-karena, hevitra, sns...)

- Ny an'i Zafy : lasa hoe zarazarao anjakana indray izao no tena voiziny mafy dia mafy mihitsy izao. Asa izay fahamarinany fa na ny alikany aza mitondra ny anaran'ny foko iray eto Mcar hono, fa raha diso aho dia miala tsiny am Zafy sy ny club des fans.
2. xxx ( 03/04/2009 10:02)
toa diso enao fa ny anarany alikany toa hoe "mierina" kou
3. xxx ( 03/04/2009 10:07)
soa dia mba resaka efa ela be izay efa t@ 1991 aho naheno an'izay dia mbola velona any ve le alika lahy iny t(sy zafy io fa le alika merina ) :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
4. essera ( 03/04/2009 10:11)
D anontaniako "xxx", tsy mankarary ny sofinao ve raha ny anaranao aza no mifanakaiky amin'ny anaran'alikan'olona ka mivahiny ao an-tranony ianao.

Be dia be no azo anaovana anarana. Fa eritrereto ange fa ianao tonga mivahiny ao amin'ilay olona fa ny fanononana an'io mitovy ho an'ny olona na

mierina mifanakaiky tsara amin'ny hoe merina

dia eritrereto hoe isaky ny iray amin'ireo no anaranao dia isaky ny miantso ny tompon-trano dia roa ianareo no miara-mitodika.

:-P :-P

Milay é.
5. xxx ( 03/04/2009 10:25)
ka ny anarana anie antanimboanjo e, mety misy anarana alika zao any fa tsy fantatsika hoe hesser
6. essera ( 03/04/2009 11:00)
xxx:

ka ny anarana anie antanimboanjo e, mety misy anarana alika zao any fa tsy fantatsika hoe hesser



Ary rehefa anarana foko amin'izay izy fa tsy anao irery dia mbola mety ho tanim-boanjo ve. Efa faritany iray mihits retsy a. Zara aza ts nis nanakobana be loatra in resaka alika iny tamin'ny fotoan'andro nitondran zaf.
7. Mirananirina ( 03/04/2009 11:58)
Mbola tsy henoko indray iny.Fa betsaka ny alika sy saka mitondra anaran'olona,rehefa tsy tiana sy hanaratsy .ohatra:Fabrice anaran'ilay alika tsssssssss...............
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0522