Miasà tsara, miasà mafy, fa aza manakorontana ry TIM à!

1. kidoropamba ( 03/04/2009 11:52)
Aza manao kamo be tenda ry TIM ka hanakorontana lava izao ny tanjona.
Efa mipetraka izao ny transition ary efa amperin'asa ny filoha HAT Andry TGV ka aza mandany andro manakorontana io.

Mba miasà amin'izay e. Tsinjovy ny tanindrazanao fa aza variana manapotika foana.

Ravalon-doza io efa rerahan'ireto virjiny swaziland isan'andro izao ka heverinao fa handeha hody? Ny TIKO efa bankoropotra, ny Magro, razana sisa, ry sarah mivady nandositra tany an'Ala...ka inona indray no handrasana ami 'i levalo?

Ndao Miasa e.
2. essera ( 03/04/2009 12:00)
Oé oéééééééééé

Oé oéééééééééé

Oé oéééééééééé
3. xxx ( 03/04/2009 12:00)
dia ahoana fa ity tgv-nareo anie ts manam-bola intsony handoavana ny karaman'ireo fonksionera e!
4. xxx ( 03/04/2009 12:11)
le8 a! le8 ! olona mitady olona hanompo azy fotsiny iny , ka ra te ho ataony alika keliny dia lero ny bakirarony

olona tia tena , mpameno ny mpaosiny ,mpijery amin'ny maso miangatra , izany no ra8nao

rehefa miteny manao teny tsy tsaroana nefa rehefa atao korotanina avokoa hatrany @ ravolombava :^)
5. xxx ( 03/04/2009 12:21)
kidoropamba:

Aza manao kamo be tenda ry TIM ka hanakorontana lava izao ny tanjona.
Efa mipetraka izao ny transition ary efa amperin'asa ny filoha HAT Andry TGV ka aza mandany andro manakorontana io.

Mba miasà amin'izay e. Tsinjovy ny tanindrazanao fa aza variana manapotika foana.

Ravalon-doza io efa rerahan'ireto virjiny swaziland isan'andro izao ka heverinao fa handeha hody? Ny TIKO efa bankoropotra, ny Magro, razana sisa, ry sarah mivady nandositra tany an'Ala...ka inona indray no handrasana ami 'i levalo?

Ndao Miasa e.

marina ny anao ry kidorpamba, tsy aleo ve jerena zay fiasan'ny teteza-mita de hotsaraina eo izy fa ze ra8 efa tsy hita any no andrasana?

6. hery ( 03/04/2009 13:07)
lollll

Ahoana no tsy hakorontana?

Zavatra efa nipetraka ela be teo aza nisy nanakorontana ka vao mainka fa zavatra vao nipetraka kely teo iny?

Nanakorontana ny an'ny olona, nandoro sy nandroba tsy nahalala fay ka izao vao miantso vonjy eo.

7. salopard ( 03/04/2009 13:56)
lollll

Ahoana no tsy hakorontana?

Zavatra efa nipetraka ela be teo aza nisy nanakorontana ka vao mainka fa zavatra vao nipetraka kely teo iny?

Nanakorontana ny an'ny olona, nandoro sy nandroba tsy nahalala fay ka izao vao miantso vonjy eo.

-ary ny t@ 2002, iza no tsy nanaraka ny ara-dalana hoe fifidianana vao miakatra eo?
-Iza no nanda ny sonia nataony tany dakar, nefa izy ihany no nanasonia hoe haverina ny fififdianana?

iza no nanao autoproclammation hoe: PRESIDENT ?

Rehehfa ratsy dia aongana, fa raha tsy izany, misy fifidianana foana ny any GABON, fa ingahy OMAR bONGO foana no président depuis 1967? dia ara-dalana hono satria voafidy izy.

aongana ratsiraka
aongana ravalo.
dans quelques anées raha ratsy iTGV dia OUSTE koa

8. Oay ( 03/04/2009 14:07)
salopard:

Sao d mba tsy salopard ary io klé, toa lasa sérieux be ilay kozy!
9. kidoropamba ( 03/04/2009 15:53)
Tsy rariny kosa ny mpianatra no raran'ireto TIM kamo be tenda ireto tsy hianatra e. Avelao ny mpiasam-panjakana mba hiasa mba ahazoany karama.

Ravalon-doza izany moa dia efa milalao vehivavy virjiny ao swaziland ao ka manimanina ny harena nangalariny fony izy mbola filoha.

Ny kamo be tenda izay mpiady seza sy mpisaosy ihany no mitady hanakorontana ny firenena fa ny tetezamita izao efa nandray fepetra hentitra hiverenan'ny demokrasia ao Madagasikara.

Raha tia tanindrazana marina ireto milaza azy TIM ireto dia tokony tsy manapotika intsony ny toekarem-pirenena fa mba HIASA amin'izay fa tsy hiandry toloram-potsiny eo foana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1287