Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
mihitsy ( 03/04/2009 09:27)
maka tahaka be fahatany
de tsy mahita fika hafa mihitsy ve reo tim reo fa averina daholo ze efa nataon'ny tgv: - manangona olona - namorona marika hita am rantsan-tanana - manao ultimatum - mitaona ny olona higrevy - sn... tohiny
novalian'i mihitsy ny 03/04/2009 11:47
penguin ( 03/04/2009 09:23)
Madagasikara koa lany bala ary tsy voky horakoraka
Tena mety ho marina ilay hoe lany bala ny TIM sy izay miaro ny ara-dàlana saingy aza maika fa i Madagasikara mihintsy no ho lany bala mihoatra ny fandrosoan'ny tany hafa. Ary aza adino fa ny malaza i... tohiny
novalian'i penguin ny 03/04/2009 14:23
myari ( 03/04/2009 09:11)
HAT fakofakon'olona
Mba liana ihany ny tena mba hoe iza avy izany ireo mba hampetraka ao @ ity hoe HAT ity rehefa nojerena tokoa dia hita fa dia ireo fakofakon'olona izay efa naloan'ny vahoaka daholo no mitambatra ao, hi... tohiny
novalian'i pink ny 03/04/2009 21:24
bazylou ( 03/04/2009 08:51)
efa lany bala le tim
izao izany dia samy manao ny asiziny nasionaliny ny rehetra. Asa mba hisy inona loatra no hitranga fa samy milaza azy ho babany avokoa!! ny tim moa efa vavan'ny maty andrano no ataony fa ny amerenana ... tohiny
novalian'i Oay ny 03/04/2009 09:35
penguin ( 03/04/2009 08:13)
Mesures anti-économiques rehefa tia ahazo fom-bahoaka, Lozab
Resaka tsy mitombona ary loza no ataon'ny fitondrana tetezamita. Tairina ny vahoaka ary faly sy mitsinjaka saingy tsy hainy fa tsy ho tafavoaka io. Resa-be tao anaty taxi-be satria nisy nitondra mofo ... tohiny
novalian'i penguin ny 03/04/2009 14:27
bozyboleta ( 03/04/2009 08:00)
Mahatsiaro ity teniny ity ve i odon?
Isanandro dia manao ny ataony ny miaramila manenjika ireo mpanohana ny ara-dalàna na teny Ambohijatovo na eo @ kianja 13 mai. Averiko eto ny tenin-drazanakorona ho an'ireo mbola mahita hoe nety ny n... tohiny
novalian'i fijo ny 03/04/2009 20:15
rasobakobako ( 03/04/2009 07:57)
Fa inona kay no tena itiavanareo an'i TGV e ?
Ireto avy isika : 1. Pro Ra-8 : tsy azo kianina mihitsy Ra-8, mbola manantena tanteraka ny fiverenany, manao izay fomba iverenany, mitolona sy miaritra ny capsat, mankahala tanteraka an'i TGV. Diso d... tohiny
novalian'i fijo ny 03/04/2009 20:47
maverikr ( 03/04/2009 07:48)
PEDIATRE
MITADY PEDIATRE MAIKA B FA MARARY NY ZANAKO... tohiny
novalian'i xxx ny 08/04/2009 11:16
essera ( 03/04/2009 07:46)
Nahoana no ??? TIM sasany
Raha tena mandinika ianareo dia olona efa notsipahin'i Dada teny amin'n ambavafony daholo ireo olona ireo. Nisy namana efa nanazava an'io tao ambany tao momba an'i Tsiapody, Rajemson sns. Raha misy... tohiny
novalian'i essera ny 03/04/2009 11:03
rasobakobako ( 03/04/2009 07:26)
Ampio aho fa tsy mahasokatra VIDEO ilay hoe "JEREO ETO"
Liana be aho @ ireny vidéo ireny, tafiditra aho @ ilay hoe JEREO ETO fa tsy mety misokatra mihitsy, ela be, inona no tokony ataoko ?... tohiny
novalian'i salopard ny 03/04/2009 07:52
Mandefitra ( 03/04/2009 07:16)
Natsipin i fr TGV
Toy ny vato natsindry ahazana zao TGV satria vita ny nilana FR azy : nanala andra - 8. Le Conseil permanent de la Francophonie (CPF) a décidé jeudi de suspendre Madagascar. Réuni à Paris en Ses... tohiny
novalian'i fijo ny 03/04/2009 20:01
Noue ( 03/04/2009 06:50)
Iza no mbola sahy milaza fa tsisy maty omaly sy t@ sabotsy?
[URL=http://img12.imageshack.us/my.php?image=militairerepression2803.jpg][IMG]http://img12.imageshack.us/img12/1635/militairerepression2803.jpg[/IMG][/URL] [b]Un homme abattu ce 28 mars ?[/b] [b]F... tohiny
novalian'i ifiona ny 03/04/2009 12:04
xxx ( 03/04/2009 06:45)
Toony tsy handany andro be loatra ry zalah a!
Raha ny fahitako azy dia efa tongotra by an-dakana ny an'ny TGV ary tsy hihemotra izany izy n'inn n'inn fanakianan ataon'ny firenen-dehibe sy ny vondrona iraisampirenena aminy. Ary misy am'reo fihetsi... tohiny
novalian'i Oay ny 03/04/2009 07:19
essera ( 03/04/2009 06:22)
Manana poids ihany lé TGV fa tsy araka ny lazainareo a.
Salama é. Raha ny nivoaka tam vao2 tam tv omaly tam station maro2 mba ts ho feon-dakolosy tokana d b mpanotrona sy mpakafy ihany i Andry TGV tany Fianarantsoa sy Tuléar. 1ère sortie tany amin'ny... tohiny
novalian'i xxx ny 03/04/2009 11:12
soanja ( 03/04/2009 02:20)
Let's move on!
Mahakely finoana ahy ny hiveranan-dRa8 eo Tompoko fa dia hoy aho hoe " Voizo ny lakantsika!" sady " Roahy fa hariva be!" " Lakana tsara voy, mahafaka onja" Ezaho ny hisian'ny filaminana sy ny fand... tohiny
Papoose ( 03/04/2009 02:08)
gidro antitry ny serasera
sady mime rery za mamorona an'ity dinika ity!!! hoe misy koa ve ny dinosauren'ny serasera manao reapparition ohatran'ny le fomba filaza @ mpanao politika @zao??? dia manao fantomas? :-P :-D ... tohiny
novalian'i xxx ny 17/04/2009 02:10
patrick2002 ( 03/04/2009 02:01)
Rajemison Rakotomaharo invite d'honneur ou invite surprise
dia lasa ny saina @ fahatongavany Rajemison Rakotomaharo teny Ivato. Izaho manokana aloha dia midera ny fandava-tenan'ity filohan'ny andrim-panjakana taloha ity tena mahatsapa izaho fa mendriky ny ol... tohiny
novalian'i soanja ny 04/04/2009 03:04
rtcflora ( 03/04/2009 00:39)
mba torohy hevitra
manaoana daholo !misy zavatra karakarainay ato ato za de misy olona invitena nefa tsy itako zay atao, za ko tsy te handny vola be fa tsika mbola krizy ny olana nefa de tsisy legume akoatrany kokombr... tohiny
bazylou ( 02/04/2009 23:18)
tena tsara amin'ny MAlagasy
le miala amin'ny oua, oif, sadc, eny fana dia ny NU koa aza satria efa ela ireo no tsy hay intsony ny fitondrana azy, ary efa ela koa ireo no tsy nanome vaha-olana nygasy. Aleo iala mihitsy dia ambo... tohiny
novalian'i bazylou ny 03/04/2009 08:42
rtcflora ( 02/04/2009 22:43)
Aoana no atoa mba tsy te hisy tsatsakotra
Salut daholo ! aoana no atoa mba tsy te hisy tsatsakotra fa za mahita olona refa bevoka de feno anireny ? za mbola tsisy ary ny famillako toa tsy aitako fa tsy tiako hisy amna le maramara be iny. Tel... tohiny
novalian'i ariel ny 20/07/2009 17:00
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.4634