Tena mety ho marina ilay hoe lany bala ny TIM sy izay miaro ny ara-dàlana saingy aza maika fa i Madagasikara mihintsy no ho lany bala mihoatra ny fandrosoan'ny tany hafa. Ary aza adino fa ny malaza ihorakorahana sy anaovana faly avanja saingy rehefa tonga ny tsy mety dia ho azon'ny horakoraka eo ihany satria na ny mendrika aza mety ho tapa-doha sy vonoin'olona tampoka.
Madagasikara mbola manamafy ny Industrie tsy namokatra nohon'ny politikan-dry Ratsiraka sy ny nifanesy taona maro rehetra izany ka tsy lany bala izy fa ho heniky ny vokatra ary hilamina ara-toekarena fa aza mandà ny hiadana ry letia a.
hiadana? fangaha izy ity vitany vava fotsiny ry ! a? hoe misia mazava ve? izao ny tantsaha ny mpamokatra ronono any antsirabe mimenomenona fa tsy misy pandray ny ronono, ilay fividianany TIKO azy teo 700ar de izao tsy mandray ny TIKO, de lasa 300ar ary zara raha misy mandray ntss, izany no hilamina ara toekarena?? mba alefaso alavitra ny saina lesy a