Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
fijo ( 02/04/2009 21:52)
minisitry ny fiarovam pirenena.
maninona no tsy mbola misy minisitry ny fiarovam pirenena ny "governementa roindefo nefa tany misahotaka i madagasikara? ny mety ho antony dia izao. _ny capsat ,dia tsy manaiky raha tsy olona ekeny ... tohiny
novalian'i fijo ny 03/04/2009 20:11
xxx ( 02/04/2009 21:39)
efa mihetsiketsika be ny bani sy rfi ,surprise be
araka ny volazany midi io an http://www.midi-madagasikara.mg/midi/index.php?option=com_content&task=view&id=12914 calme fotsiny fa kely sisa ... tohiny
novalian'i xxx ny 03/04/2009 09:03
patrick2002 ( 02/04/2009 20:57)
TIM sy CRN miaraka @ AREMA main dans la main
Miova indray izany ny sarin'ady ara-politika amin'izao satria dia lasa antoko mpanohitra ny TIM sy ny CRN Albert Zafy ,ary efa nandefa ny lieutenant ny koa ry Pierrot satria grace presidentiel no azon... tohiny
Noue ( 02/04/2009 20:43)
Iza no mbola sahy milaza fa tsy nitifitra ny miaramila ?
jereo daholo ireo video ireo eee ! ahoana io olona voatifitra teo @ lohany io ? ahoana ireo olona rehetra nohentina teny @ hopital votifitra rehetra ireo naratra be ireo ? http://www.allvideogasy.... tohiny
novalian'i fijo ny 03/04/2009 20:04
lemenakely ( 02/04/2009 20:23)
Ny hanodikodina ny volam-panjakàna no DEMOCRATIE !
Raha tena dinihina @ saina tsy miangatra dia mihazakazaka ny mpanao pôlitika malagasy mbà ahalàny azy ,tetezina daholo ity BABAY sy LOVOHITRA ity, ampiterahina AMBATOBEVOHOKA, .... Dia maro ny ... tohiny
novalian'i fijo ny 02/04/2009 21:34
ra8enforce ( 02/04/2009 20:04)
dince manalaza azy vita gadra teny ambohijatovo
izao indray no dince fanao rehefa avy nigadra ka nahazo grace presidentielle http://www.youtube.com/watch?v=zqB4jlYZAvo... tohiny
novalian'i fijo ny 02/04/2009 20:51
sadeky ( 02/04/2009 19:57)
dince manalaza azy vita gadra teny ambohijatovo
toy izao no manif gadra afaka hoan'izay mbola tsy nahita dia mazotoa tompoko http://www.youtube.com/watch?v=zqB4jlYZAvo... tohiny
tgvra8 ( 02/04/2009 19:48)
voaloha ve ny karaman ny mpiasampanjakana
ary mba efa voaloha ve ny karamampanjakana eeee ary reo privé may sy ny karazany reo zany samy mandeha samy mitady sisa an manfatiny ny malagasy ra8 eee tgv eeeee ny gasy kely ihany no mitrongy vao m... tohiny
novalian'i fijo ny 02/04/2009 20:15
xxx ( 02/04/2009 18:43)
Mba nanao ahona ilay fihaonana teny Ivato e?
Iza no naheno vaovao momba ilay fihaonana teny Ivato anio? Toa hoe teny koa i Atoa Rajemison (izay toa tsy limogé nefa ambasadaoro any Suisse sady akaikin-dRavalo? Sa koa dia namadika palitao re e?)... tohiny
novalian'i vilambava ny 02/04/2009 20:58
lemenakely ( 02/04/2009 17:58)
Moa ve mety mitombona tokoa izany?
Ny vehivavy hono rehefa miaraka @ lehilahy be dia be (izany hoe misy firaisana mihintsy) dia manjary manana toetra hafahafa ary sarotra iaraha-monina Asa mety mitombona ve izany? :roll: ... tohiny
sadeky ( 02/04/2009 17:11)
izay tsy mbola nahita fa manohana an'i tgv koa i angelina jo
akoatran'i la frantsa dia volaza koa fa manohana an'i tgv i angelina jolie http://www.youtube.com/watch?v=npYF-xyNU9o... tohiny
novalian'i welie ny 03/04/2009 14:31
sitlo ( 02/04/2009 16:38)
film frantsay - TGV no deba
Rehefa nijery ilay filma frantsay [url=http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m49d4ce6877912]io ambany io[/url] aho dia afaka mandray ireto hevitra vitsivitsy ireto. 1- Raha tsy manana... tohiny
novalian'i fijo ny 02/04/2009 20:38
ravonjison ( 02/04/2009 16:31)
Ravalomanana(Mcar) = Thomas Sankara ( Burkina Faso)
Misy itovizany ny nahazo azy roalahy ireto. Samy nahatsapa izy roalahy ireo fa tsy tsara ny fiankinana lava @ Frantsa, noho izany niezaka izy ireo hiataka @ Frantsa. Ny zava-nitranga anefa dia voatifi... tohiny
novalian'i Oay ny 03/04/2009 14:01
sitlo ( 02/04/2009 16:27)
loboka
Kay ilay izy milobolobo iny dia misy voany dia lasa hoe voaloboka. :lol: Toa ilay Ntaolo no manala azy kokoa noho ilay ankehitriny koa. Raha amin'izao izao izany dia mety natao hoe rezain na reza... tohiny
novalian'i soanja ny 12/04/2009 23:24
Noue ( 02/04/2009 16:20)
Voatsipaka indray Madagasikara eee
[b]Le ministre des affaires étrangères de la HAT, Ny Hasina Andriamanjato avec son directeur de cabinet est actuellement dans la capitale parisienne pour essayer de convaincre l'OIF (Organisation ... tohiny
novalian'i xxx ny 02/04/2009 22:31
sitlo ( 02/04/2009 15:21)
Rahoviana vao action eh?
Tsy efa tokony mba efa vonona amin'izay ve ny mpitifitra an'i TGV?... tohiny
novalian'i fijo ny 02/04/2009 20:55
NyMisaina ( 02/04/2009 14:52)
La honte totale pour Ny Hasina à Roissy CDG
Hué et accueilli par des banderolles anti-HAT, à son arrivée lundi à Roissy CDG (topmada, la gazette de la grande île, ...)... tohiny
novalian'i rajy ny 03/04/2009 16:43
xxx ( 02/04/2009 14:40)
mijere dailymotion premier page maika be vaovao
tsy misy lien fa tonga dia premier page ny dailymotion... tohiny
novalian'i fijo ny 02/04/2009 20:59
kidoropamba ( 02/04/2009 14:34)
Rerahan'ireto virjiny swaziland Ravalo san'a
Tena nahia kely lalao Ravalon-doza any. Miteny irery i sarah. Rerahan'ireto virjiny swaziland ravalon-doza ka lasa miteniteny foana ao à sadeky. Natao ny asizy nasionaly androany. Tao Rajems... tohiny
novalian'i Garfield ny 03/04/2009 10:17
soanja ( 02/04/2009 14:27)
Zah vonona hisolaleka!
Tsy haiko aloha ianareo fa ny tenako dia [b]vonona hisolelaka amin'ity fanjakana vaovao ity[/b] satria izay ihany no hitako fanafody hanarenana ny firenena na hoe fika farany azo ampiharina. Mila m... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.781