Rahoviana vao action eh?

1. sitlo ( 02/04/2009 15:21)
Tsy efa tokony mba efa vonona amin'izay ve ny mpitifitra an'i TGV?
répondu par fijo le 02/04/2009 20:55
2. xxx ( 02/04/2009 15:25)
tsy maika aloha fa mbola mandinika tsara ny tetik'ady atao.
3. Mirananirina ( 02/04/2009 15:39)
8O 8O 8O
4. Noue ( 02/04/2009 16:22)
ny olana zao dia io Mada voahilika io indray kooo

L’OIF suspend Madagascar. “Le Conseil Permanent de la Francophonie (CPF) a conclu que l’ensemble du processus qui a conduit à un changement de pouvoir à Madagascar constitue une rupture de l’ordre constitutionnel, donc de la démocratie (…) Le CPF a rappelé les dispositions de la Déclaration de Bamako qui stipulent que « pour préserver la démocratie, la Francophonie condamne les coups d’État et toute autre prise de pouvoir par la violence, les armes ou quelque autre moyen illégal »” précise le CPF dans un communiqué
5. fijo ( 02/04/2009 20:42)
ny taty voahilika ,moa ny teo amin'ny 13 mai herisetra indray.tsy hay intsony izay hoatao
6. vilambava ( 02/04/2009 20:51)
Tsy ny maha-voailika an'i Madagasikara indray no manaitra ahy amin'io vaovao io fa ny fahaizan'ny Frantsay mampiditra sy mamoaka. Dia raha mbola tsy tonga saina amin'izao isika malagasy dia azo lazaina fe tena tsy aaka ny hisaina intsony angambany fa dia tsara ny miandry baiko sy manao wi wi hatrany.
Fanontaniana no hapetrako: dia lany olomanga tanteraka ve i Madagasikara no dia mivary lavo ohatra izao ka manaiky hotarihin'izay mahay mampiaka-peo rehetra izao? Efa mahaleo tena isika ka tsy aleo ve mba samy haneho ny heviny amin'izay?
Tsy maniry ny hiverenan'ny teo aloha aho kanefa tsy manaiky an'ity milaza ho mpitondra ankehitriny ity. Mitovy amin'ilay olona mifanakaiky trano ka mifaninana izy roalahy ireto ka izay ataon'ny iray dia ezahan'ny iray atao ihany koa. Tsy izany ny fiainam-pirenena fa ambony sy manan-kaja lavitra noho izany ka tsy mendrika ny hitondrana azy ny toe-tsaina faran'izay ambany tahaka izany (mba tsy hilazako hoe toe-tsain'ny tsy nandia fianarana ny tahaka izany fa dia revon'ny fifanenjehana sy olona mbola voagejan'ny hambom-po diso toerana sy ny fitiavan-tena)
7. fijo ( 02/04/2009 20:55)
ka elahy mivilambava,fa ireo mivilatongotra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2869