Rehefa nijery ilay filma frantsay io ambany io aho dia afaka mandray ireto hevitra vitsivitsy ireto.
1- Raha tsy manana diploma ianao dia lazain'ny olona fa mitovy aminy.
2- Ny lohany hitan'ny vahoaka (TGV, Monja...) ihany no tsy tiana indrindra, na isolelafana, fa ny tena mpanao coup (antitr'antitra) mahay miala bala avy eo.
3- Tsy mampazoto ny hiasa ao amin'ny TVM.
4- Faible be ilay gasy. Indrindra fa ilay politika.
5- Mila foanana ny miaramila malagasy.