minisitry ny fiarovam pirenena.
1. fijo
(
02/04/2009 21:52)
maninona no tsy mbola misy minisitry ny fiarovam pirenena ny "governementa roindefo nefa tany misahotaka i madagasikara?
ny mety ho antony dia izao.
_ny capsat ,dia tsy manaiky raha tsy olona ekeny no eo.
_tsy misy sahy miditra eo,satria manahy ny herisetra hoataon'ny capsat raha vao tsy mifanaraka aminy.
_misy tsy fifanarahana ny tafika,ka aleo aloha avela amin'izao,mba tsy hitaran'ny disadisa ao.
_avela amin'izao (fanahiniana)mba ahafahan'ny capsat mamoritra izay mitady hanohitra

novalian'i fijo ny 03/04/2009 20:11
2. xxx
(
02/04/2009 21:55)
marina izany,na dia nilaza aza le lehiben'ny cemgam iny fa milamina ny tafika fa tsy mivakivaky dia misy an'ireo officiers sy sous officiers tsy manaiky ny maha ara dalana ny tgv fa miandry top fotsiny
3. patrick2002
(
03/04/2009 01:22)
Ny mety antony dia izao nanao ny ainy tsy ho zavatra ny capsat tamin'ireny toe-draharaha ireny ,izaho manokana dia midera ny fasahiana noraisiny capsat ,raha tsy nisy manko ireny dia mbola nitarazoka teo ny raharaha ,i Ravalomanana tsy niala ,i Andry tsy hanaiky ka dia teo isika mbola misavorivory eto ,@ izao fotoana izao mba efa afa ny fipetraky ny probleme ,ahoana ny hampandehanana ny raharaha?
vokatr"izany dia ho tapa-doha ireto CAPSAT ireto raha tsy misy ray mpiahy ,sahala ny nahazo ny reserviste t@ 2004 ,rariny ny azy raha mba mitady ray hazo antoka izy hiaro azy ,
Izany no manambara fa tsy misy firaisana tsikombakomba mihintsy teo @ CAPSAT sy i Andry TGV ,nahatsapa ny faniliana nataon'i Ravalo azy ny miaramila hatramin'izay ka nandray andraikitra ,izany hoe ny CAPSAT izany dia karazana mpitondra-teny ny miaramila fotsiny ,tsy pro-TGV araky ny fiheverany sasany azy fa anti-Ravalo.

4. sitlo
(
03/04/2009 05:54)
Tsy pro-TGV amin'ny ahoana ary?
Afaka miteny izay tiany tenenina daholo koa ity. Raha misy zavatra menamena eo dia afaka miteny ianao hoe tsy menamena io.
Afaka miteny izay tiany tenenina daholo koa ity. Raha misy zavatra menamena eo dia afaka miteny ianao hoe tsy menamena io.
5. ifiona
(
03/04/2009 05:59)
dain lety e! capsat hono dia deraina kle!
mankasitraka ireny rehetra nataony ireny!
na tsy pro ravalo aza choqué t@ zavatra nataony lé!
mankasitraka ireny rehetra nataony ireny!
na tsy pro ravalo aza choqué t@ zavatra nataony lé!
6. ravatorano
(
03/04/2009 06:23)
na ny colonel Rakotonandrasana Noël izay avy ao amin'ny capsat aza tsy nanaiky ho tendrena amin'io toerana io.Gazety antsoratra nivoaka tamin'ity herinadro ity no nahitako azy fa tsy tadidiko fa maro loatra moa ny fampitam-baovao vakiana sy jerena hanarahana ny fandehan'ny fiainam-pirenena amizao.
Mahavalalanina tokoa ny mahita ny tsy fisian'ny minisitry ny fiarova izay tena lehibe tokoa amin'ny fitondram-panjakana iray.
Izay ilay maha hafa an'i Madagasikara rey olona eee
Mahavalalanina tokoa ny mahita ny tsy fisian'ny minisitry ny fiarova izay tena lehibe tokoa amin'ny fitondram-panjakana iray.
Izay ilay maha hafa an'i Madagasikara rey olona eee
7. myari
(
03/04/2009 06:34)
Zavatra tsotra fotsiny anie ny valiny fa tsy handeha hitady halavitra akory, na dia miezaka ny hanazava ny sain'ny olona aza ireo izay lazaina fa tompon'andraikitry ny miaramila izay tsy neken'iza n"iza fa nanao izay saim-patany tao fotsiny ireo t@ nanendrena azy ireo dia midika avy hatrany izao fisehoan-javatra izao fa misy dia misy tokoa ny disadisa ary azo lazaina aza fa fahavakisan'ny miaramila raha @ teny tsotra sy mazava ary izaho dia milaza @ hevitro manokana fa maro dia maro tokoa ny tsy mankasitraka na an' iTGV izany na ireo cap sat ireo fa ilay fotoana farany izay tena hitsanganan'ireo no tena hampiova marina ity tantara ity ary tsy kely finoana @ izany ny tenako
8. tsinjo
(
03/04/2009 06:37)
niantso ireo manamboninahitra lefitra ireo i andry t@ mbola tsy tonga teo aminy fitondrana de tonga doly ireo fa saingy ny capsat no tao ,ka zany ve tsy midika fa miray tsikombakomba ireo ?
9. xxx
(
03/04/2009 06:42)
Atao inona anefa minisitra ny fiarovam-pirenena,izao tontolo izao aza manda io fitondrana HAT io,ka iza no fahavalo sahy hanafika eo avy ivelany? ny kapisaty dia maha aro an'i Madagasikara,satria Gasy ihany no fahavalon'ny Gasy,
10. patrick2002
(
03/04/2009 12:53)
tsinjo:
niantso ireo manamboninahitra lefitra ireo i andry t@ mbola tsy tonga teo aminy fitondrana de tonga doly ireo fa saingy ny capsat no tao ,ka zany ve tsy midika fa miray tsikombakomba ireo ?
zao letsy no izy ah! ny miaramila tsy misy an'izany CAPSAT , RTS RFI ,RAS ,R3A ,BATAC izany ny miaramila dia fianakaviana iray ,mety niasa ao @ CAPSAT ialahy androany fa apres 3 ans ialahy affecte eny betongolo ,raha manana fianakaviana miaramila ialahy dia mahatsapa tsara an'izany ,ka ireo CAPSAT ireto dia haveriko ihany fa efa niasa teny @ BATAC ,na R3A etc ...etc efa feno ny kapoaka nanaovany RAVALO azy dia nitroatra ny miaramila ,efa lonilony hatry ny ela io ary na i Jeneraly FIDY azy dia efa nitarika ny miaramila nikomy tadidinareo iny fa mbola tsy nisy sahy ny miartamila , avy eo mbola vehivavy indray no notendreny Ravalo ho minisitra ,dia vao maika sorena ny miaramila ,nefa ny jeneraly maro be ,
ka ny hoe hivaky ny tafika tsy misy an'izany ,ny disadisa dia nisy ary hisy ,Mbola tsy nahafantatra politika izany Andry TGV izany dia efa nisy ny fanoheran'ny tafika an'i Ravalo .
11. fijo
(
03/04/2009 20:11)
tsy manazava ny antony tsy fisian'ny minisitry ny fiarovana izany.rah atsy mbola misy io,dia midika izany fa mbola misy zavatra tsy milamina ao amin'y tafika ao.ary izay no hanimba haingana ny tetezamita?ny mpikamban aaza moa izoa ,efa mifanipaka sahady.