HAT fakofakon'olona

1. myari ( 03/04/2009 09:11)
Mba liana ihany ny tena mba hoe iza avy izany ireo mba hampetraka ao @ ity hoe HAT ity rehefa nojerena tokoa dia hita fa dia ireo fakofakon'olona izay efa naloan'ny vahoaka daholo no mitambatra ao, hita mihitsy hoe ireo tsy nahomby rehetra teto@ firenena , ary mazava @ rehetra anie hatramin'izay inona ny tena mba zavatra vitan'ireo olona ireo , tsy lazaina intsony ao ny dahalo taloha , ao ny ministra taloha , dia hatramin'izay aza ianareo tsy nahavita n'inon'inona dia @ izao ve afaka ahavita zavatra?? asa angamba mameno ny paosy angamba ny tena mora @ ireo fa amiko manokana tsy misy na iray aza azo hantenaina @ ireo. fa vao maika ny gaboraraka sy ny savorivory no hitranga .
répondu par pink le 03/04/2009 21:24
2. yuka ( 03/04/2009 09:30)
:( :( :(
3. sadeky ( 03/04/2009 10:03)
tena fak'olona marina ireo HAT ireo ,olona tsy mety ho lanimbahoaka dia io sisa no mba hany fomba entina mitondra fanjakana
4. bozyboleta ( 03/04/2009 10:44)
Simba ny firenena. Nefa vitsy ny mahatakatra an'izany.
:cry: :cry: :cry: :cry:
5. Garfield ( 03/04/2009 11:08)
raha fako tokoa ny hat dia tsarovy fa ravalo izany fako ambonin'ny fako satria fako lazainla no nahavita nanala ny fako ambonin'ny fako masiso kozinla teo am toerany dia ravalo izany :-D :-D :-D :-D
6. essera ( 03/04/2009 11:39)
Aza raisina ho fako daholo ny olona. Ao amin'ny TIM na antoko hafa ange mety mba misy olona tsara ihany fa voafehy sy voageja ary tratran'ny hoe mpanatanteraka fa tsy manana décision na ohatra aza hoe minisitra.

Misy ny mety hahavita zavatra fa voafehy vokatry ny hoe ity no ligne tsy maintsy andehanana satria ity no ligne politique-ny leader ao amin'ilay antoko.

Eritrereto ihany aloha
7. Mirananirina ( 03/04/2009 12:19)
be anie ireo mpanao politika ,nianatra izany mihitsy ,nefa tsy misy maka izy ireo mampalahelo,ny eo ihany no eo,mankaleo
8. xxx ( 03/04/2009 12:48)
Ekentsika fa efa teo ireo no niala, fa saingy kosa, izay indrindra angamba no niantsoan'i TGV azy , manana expérience, ary tsarovy koa fa ny bangabanga mameno ny kaoka andilana, tsy misy ny tonga lafatra fa ny fifanampiana sy fifandrombonana no ilaina raha tena te-hampandroso marina.
9. pink ( 03/04/2009 21:24)
Aminko ireo dia mpitady seza na ny marina koa mitady voninahitra ,mitady harena... tsy vahoaka mahatra ireo fa efa olona nahazo tombotsoa teo no mbola miverina. Diso fanantenana no betsaka fa aleo tsorina.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.045