efa lany bala le tim
1. bazylou
(
03/04/2009 08:51)
izao izany dia samy manao ny asiziny nasionaliny ny rehetra. Asa mba hisy inona loatra no hitranga fa samy milaza azy ho babany avokoa!! ny tim moa efa vavan'ny maty andrano no ataony fa ny amerenana iny kibotaina iny ihany no reven'dry lerony!!
Izao dia miha kely tsikelikely nyherin'ilay tim , fa efa miala aina sisa. Ahoana koa moa noa ndehanan'ny zavtra tsy misy lohany fa manra drenirano sy miafina fotsiny ao anatin'ilay hoe " manara dalana"".
Asa aloha ny olona niarak atamin'ny tgv sy ny 7 fevrier kao anie ka nanara dalana e!!

novalian'i Oay ny 03/04/2009 09:35
2. xxx
(
03/04/2009 09:06)
aza hampitoviana ny zavatra tsy mitovy e ,i tgv illegal ,ary 7fevrier hanontanio an'i Capsat,soa ianao ry bazylou nihevitra fa hoe tsy efa nisy tetika efa elabe tao.
3. Andribe
(
03/04/2009 09:07)
lany bala aiza kosa ny TIM ee ny basy aza efa nalaina ko bala atao inona
za zao manana bala be ataoko hitifirana sipa
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
za zao manana bala be ataoko hitifirana sipa
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
4. Oay
(
03/04/2009 09:13)
io ry bazy mila mahatanty lazon'ady a! ny anay izao efa manomboka manify ny fananana d miandry izay alefan'i dada izahay toa sarotra anefa izany d ohatrany hiala andaharana ihany izahay satria ny akamandry TGV efa zatra tsy mihinana hafa tsy indray mandeha isakin'ny roa andro izahay anefa mba mbola nihinana intelo isanadro na d tsy d be ronono loatra aza, ka @ izao fotoana izao d efa manomboka mametraka fanontaniana izahay manao hoe aiza ny fika fa toa hofaty noana eto ampiandrasana an'i dada tsy ho avy klé!
6. yuka
(
03/04/2009 09:27)
dada tsy hiverina eo zany,fa raha mahasahy dia omeo alalana ny TIM haneo hevitra eo amin'ny 13mai e!
Nareo ange navelan'i dadanay naneo hevitra sy nanimba sy nandoro e!
Nareo ange navelan'i dadanay naneo hevitra sy nanimba sy nandoro e!
7. Oay
(
03/04/2009 09:35)
yuka:
dada tsy hiverina eo zany,fa raha mahasahy dia omeo alalana ny TIM haneo hevitra eo amin'ny 13mai e!
Nareo ange navelan'i dadanay naneo hevitra sy nanimba sy nandoro e!
yuka fa any japan any angaha ilay mpitsara mpanao famotorana nilaza fa ny TGV tokoa no nanao ireny asa ratsy ireny.
i dadantsika kosa ry yuka tsy mba nanaiky hiresaka t@ mpanohitra teo ambony latabatra fa nanao lohamboto satria: 95% ny solombavambahoaka d TIM ary maro no mpiasan'i dada, 100% ny loahaolona d mpomba an'i dada ary ny filou aza moa d mpiasan'i dada d izay anie ry yuka no nahatonga an'i dada nanao valiteniboto be sandry nanao hoe "efa notsapainareo tsara ve ny herinareo" rehefa nanomboka nihetsiketsika ny TGV é!