Aza voizina ny adim-poko rehefa tsy misy

1. essera ( 03/04/2009 11:44)
mba mapmé be ny mpisera sasany fa dia manana imagination goavana. I Andry Rajoelina indray no endrikendrehina hampanao adim-poko.
Rehefa tsy misy ilay izy dia aza voizina fa raha mitombinany eritreritry ny namana sohitika dia tsy nankany fianar sy tulear ny TGV fa tonga dia Tana no namboariny mlay d savà.

Aza manao hevi-jaza
novalian'i xxx ny 10/04/2009 12:36
2. jeanpierre ( 03/04/2009 12:21)
Aleo samy hiteny ny heviny e !
Ny tsara koa ange ny hevitra no miady fa tsy ny olona e
Saingy izany tokoa ve no misy ?
3. benasy ( 10/04/2009 10:20)
Ny tena mampalhaelo indrindra dia ilay faniriana fatratra hidirn'ny herimpamoretana eto Madagasikara !

Any @ tany miady aza efa tsy fidiny ! Tsy mba toe-tsaina Malagasy izany ka !

Misy aza moa ny sasany maniry mafy mihitsy mba hiady ny samy malagasy ! hifamono, sy hifandrafy mba..... hampanjakana olona iray,

Tsy hevitra intsony no miady izao fa ny riba, ny maha izy azy no potehina !
4. xxx ( 10/04/2009 12:36)
Ilay herim-pamoretana Capsat manao ahoana ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3441