Tokony hanatevin-daharana ny TIM mpiaro ny ara-dalàna isika
1. Garfield
(
03/04/2009 09:54)
Araka ny lohahevitra io ambony io dia tokony hanatevin-daharana ny TIM sy ny mpiaro ny ara-dalana eny ambohijatovo isika vahoaka malagasy rehetra sy izay protestanta rehetra.
Hazavaiko aloha ireo ara-dalana harovan-tsika rehetra eny ambohijatovo ka hidradradradran-tsika ny hiverenan\'i Dadarabe:
Noho izany ny ara-dalana mila harovana voalohany indrindra dia ny hiverenan\'i R8 eto Madagasikara indray,ny antony ny mba hamonoany olona sy ny hanaovana sorona ny gasy fa mbola vitsy loatra ireny olona novonoiny ireny ka hiaraka @ sadec mihitsy izy @ izany.
Faharoa,tokony harovana hatrany koa ny harenan-olon-tokana sy ny voninahiny ary ny volabeany eto Madagasikara ary koa ny fanaovana bodongerina ny fdanan\'ny hafa.Tokony harovana ny didy jadona sy ny fanangon-karena @ tsy marina sy tsy rariny(Fanaovana saisie ny Hazo Palissandre teny @ faritra atsinanana sy tamatav iny izay nahondran\'I R8 antsokosoko any ampitan-dranomasina sy ny sisa tsy voatanisa toy ny tany maro nalaina an-keriny satria azy ny fahefana ka mindrika abut de pouvoir),eo ihany koa ny systeme Monopole(Hanamboarana dossier maloto ary tsy mari-pototra ny societe privé mifaninana @ TIKO sy NY magro ka atao izay fomba rehetra hanakatonana izany ohatra eo lafiny fanaparitahana ny menaka dia nogadraina ny 3 frére izay nasian-dR8 t@ resaka fiscalité sy ny maro tsy voatanisa...ka tsy misy eto amin-tsika mihitsy izany hatao hoe LIBRE CONCURENCE) ;harovana ihany koa ny fanagadrana @ tsy rariny izay olona tsy mitovy hevitra aminy(Mbola misy ihany koa ny famoronana dossier maloto ahafahana misambotra toy ny an\'i Mr Ranjeva sy ny maro tsy vaotanisa),Ny fandaharan-asa tsy ao anaty laharam-pahamehana sy ny fandaniana ny volam-panjakana @ tsy rariny (Fividianana air force one 600 milliard izay atonona tsara ny vahoaka malagasy rehetra)
Ireo rehetra ireo ary mbola maro no tsy voalaza noho ny hakelin\'ny fotoana; dia tokony hiarahan-tsika mientana miaraka @TIM sy ny FJKM satria moa ny FJKM dia mandàla sy miaro ny ara-dalana hatrany ny Fiarovana ireo zavatra sy asa mahafinaritra vitan-dravalo ireo ka tsy manaiky isika rehetra raha tsy tafaverina eto tokoa i Dadarabe hamerenany ireo asa ireo ka mila miady mafy isika @ izany.
Marihina fa rehefa tafaverina soa amantsara i Dadarabe dia isika mpanohana rehetra dia samy hahazo ny anjara tandrify an-tsika avy toy ny 75.000 isan-olona ohatra ka dia tongava maro eeeee. (Mbola misy ny ho zaraina )
Misaotra indrindra tompoko
NB:Sady tohanan-tsika izy satria mpivavaka be mintsy an!!Mpivavaka izy satria isaky ny avy mamono olona sy avy mandainga izy dia miantso foana ny Anaran-Andriamanitra ka hitan-tsika @ izany fa tsy milalao ody sy tsy manao pacte am devoly izany r8.Ireo harenany ireo dia azony t@ fahamarinana avokoa ary gasy rehetra dia nahazo tombotsoa avokoa na iza na iza.Marihina ihany koa moa fa ny asa vita hatramin\'izay ary dia nisongadina tokoa dia nataony tsara izany mba hanakombonana ny vavan\'ireo mitady hitsikera azy. :wink: :lol: :evil:

répondu par xxx le 03/04/2009 10:28
3. myari
(
03/04/2009 10:16)
Betsaka loatra angaha ny rongony fohan'ingahy ity ka toa mirediredy ohatrin' ny loha tapaka, hevitra tsy mila valiana!!