Mialy Rajoelina
1. Mirananirina
(
03/04/2009 09:53)
La jeune épouse du président de la Haute Autorité de transition (HAT), Mialy Rajoelina, s'occupe de la gestion des sociétés familiales (Injet, Doma Pub, ainsi que la Radio et la Télévision Viva), pendant que son mari fait de la politique.
Dia efa lasan-dry zareo daholo izany na ny radio na ny télé,tsy haheno vaovao marina intsony izany isika e.Lainga sy Ratgv daholo izao rehetra izao.
Dia efa lasan-dry zareo daholo izany na ny radio na ny télé,tsy haheno vaovao marina intsony izany isika e.Lainga sy Ratgv daholo izao rehetra izao.
novalian'i Mirananirina ny 04/04/2009 08:29
2. sadeky
(
03/04/2009 10:01)
mbola ireo aloha no lista fa mbola hoavy eo daholo karazana societe an'i fanjakana hoazon'i tgv sy ny fianakams ary ny namana e :-D :-D :-D
3. essera
(
03/04/2009 10:04)
Efa taitra be aho nahita an'ilay resaka télé sy radio fa ianao manaitra !!!
Azy manokana ireny ry sé. Azontsika atao ny tsy mijery an'ireny mba tsy ho influencé. Azo atao ny tsy maka ny service-n'ny domapub, injet fa mitady zavatra hafa.
Izay no antony nialantsika tamin'ilay monopole.
Zah zao rah mijery vaovao : alefako tv plus dia mizap kely ao am matv d mitsirika ao amin'ny tvm ary ampiako viva. Amin'izay tsikaritra eny ihany ny hoe misy sira be ny feon'ilay mpilaza vaovao izany na hoe tena mitovitovy ny lazain'ireto farafaharatsiny.
Azy manokana ireny ry sé. Azontsika atao ny tsy mijery an'ireny mba tsy ho influencé. Azo atao ny tsy maka ny service-n'ny domapub, injet fa mitady zavatra hafa.
tsy haheno vaovao marina intsony izany isika e.Lainga sy Ratgv daholo izao rehetra izao.
Izay no antony nialantsika tamin'ilay monopole.
Zah zao rah mijery vaovao : alefako tv plus dia mizap kely ao am matv d mitsirika ao amin'ny tvm ary ampiako viva. Amin'izay tsikaritra eny ihany ny hoe misy sira be ny feon'ilay mpilaza vaovao izany na hoe tena mitovitovy ny lazain'ireto farafaharatsiny.
4. moi
(
03/04/2009 10:14)
Tsy aleo ve izany tsy manaraka toy izay manaraka vaovao ratsy na lainga ?
Efa mba nanao an'izany tsy nanaraka vaovao zany ny tenanay fa miady amin'ny piesinay aloha e ! Tena mampilamin-tsaina, aleoko tsy mahafantatra toy izay mahafantatra vaovao ratsy !
Lohatenin-gazety fotsiny jerena eny an-dàlana dia efa misy lanjany.

5. essera
(
03/04/2009 10:15)
mbola ireo aloha no lista fa mbola hoavy eo daholo karazana societe an'i fanjakana hoazon'i tgv sy ny fianakams ary ny namana e
Fa maninona ny olona no forsenao hangalatra. Efa fomba nataon'-dra8 io dia atoronao hevitra diso ve ny olona.
Efa nahazatra ny TIM ireo ka efa malahelo mafy izy na tsy hisy hanao n'inon'inona aza ilay zavatra.
Ny aza mba voany ihany.
6. Mirananirina
(
03/04/2009 11:49)
mbola ireo aloha no lista fa mbola hoavy eo daholo karazana societe an'i fanjakana hoazon'i tgv sy ny fianakams ary ny namana e
Efa henoko fa manomboka misy tgv erany toerampiasana fanjakana.
Inona no antony????????????????Omena place daholo ve rehefa tgv sa ahoana????????
Tsy aleo ve izany tsy manaraka toy izay manaraka vaovao ratsy na lainga ?
Efa mba nanao an'izany tsy nanaraka vaovao zany ny tenanay fa miady amin'ny piesinay aloha e !
Efa mitombona io izao a!tsetsemana tgv daholo ny rehetra.Rehefa atao ny fandinihina ohatra ny hoe :maninona no mivadika izao sy izao ny vaovao.Kay ao ambadikamisy raha.
7. Mirananirina
(
03/04/2009 11:54)
Azy manokana ireny ry sé. Azontsika atao ny tsy mijery an'ireny mba tsy ho influencé. Azo atao ny tsy maka ny service-n'ny domapub, injet fa mitady zavatra hafa..
Hay azy manokana ireny.Fantatro fa manana société maromaro izy,kanefa............nahoana n hampidirana tgv indray ny mpiasam-panjakana???
Sa mbola azy koa ny fanjakana????????????
Zah zao rah mijery vaovao : alefako tv plus dia mizap kely ao am matv d mitsirika ao amin'ny tvm ary ampiako viva. Amin'izay tsikaritra eny ihany ny hoe misy sira be ny feon'ilay mpilaza vaovao izany na hoe tena mitovitovy ny lazain'ireto farafaharatsiny.
Mitovitovy hoy ianao,satria ny lazainy sasany ihany no hambaran'ny sasany.Inona re no tsy voavidim-bola e?????????????
Misy namako mpiasam-panjakana ao Tana,nilazafa nisy tgv 3 tafitra miasa ao izao,mbola azy ihany ve ny fanjakana sa ahoana????????????
9. xxx
(
03/04/2009 12:35)
sadeky:
mbola ireo aloha no lista fa mbola hoavy eo daholo karazana societe an'i fanjakana hoazon'i tgv sy ny fianakams ary ny namana e :-D :-D :-D
toetra ratsy fanaon-dra8 no lazao fa hoataon'ny olona koa, aza amanetsi-keloka e
10. Mirananirina
(
03/04/2009 12:39)
Hoy i sadeky:
mbola ireo aloha no lista fa mbola hoavy eo daholo karazana societe an'i fanjakana hoazon'i tgv sy ny fianakams ary ny namana e
toetra ratsy fanaon-dra8 no lazao fa hoataon'ny olona koa, aza amanetsi-keloka e
Na iza na iza eoamin'ny fitondrana dia tsy maintsy manao daholo satria azy ny fanjakana;ka nahoana no atakena ny teo aloha raha iny ihany no arahinao.
Valifaty ,izay ihany.
11. Mirananirina
(
03/04/2009 12:45)
Ahoana hono ny alalany fa tgv no niditra fa tsy olona tsotra???????????
(Aleo tsy teneniko hoe inona ilay asam-panjakana sao hanimba ilay namako)Nisy nilaza hono fa ovana ny fomba fiasa fa tsy mety.Soa fa tsy nisy mpiasa voaroaka,dia iny nisy olona 3 tonga ,nahazo toerana ambonimbony.Tsy nahalala mihitsy izahay hoy izy ,raha tsy solafaka ny 1 nilaza ,fa tezitra nifamaly tamin'ny sefonay.Raha tianao ny toeranao hoy izy dia ampangino ny vava fa anay ny fanjakana.Mazava ho azy fa tgv izany ireo.
12. xxx
(
03/04/2009 13:27)
Ny fisehosehona io tsy mahagaga fa fomba ny olona nahazo toerana e.Teneno ilay namanao hoe efa hiongana io fa tsy haharitra ela oee
13. salopard
(
03/04/2009 14:05)
mirana:
La jeune épouse du président de la Haute Autorité de transition (HAT), Mialy Rajoelina, s'occupe de la gestion des sociétés familiales (Injet, Doma Pub, ainsi que la Radio et la Télévision Viva), pendant que son mari fait de la politique.
Dia efa lasan-dry zareo daholo izany na ny radio na ny télé,tsy haheno vaovao marina intsony izany isika e.Lainga sy Ratgv daholo izao rehetra izao.
mikarakara ny aferampianakaviany izy ka ahoana , inona no blèm?
Raha mikarakara ny vadiny izao izy dia inona no olana. sa hifaninana @ Mialy koa indry, hikarakara an'i TGV, na hangalatra an'i TGV.
Ataovy bebe ny lokomena sy maquillage ary e!Mety ho zakan-dry tsara aloha raha izay TGV e!
fa ny tsy nety t@ Ravalo anie , ka sady efa manana ny azy izy:
-No lasany tsy misy amelany koa ho an'ny hafa e!:
-ny vadin'olona io
ny aferan'olona io
ny kandran'ny pasitera io (vice president FJKM
ny profesora io (honoris causa)
sady karakarainy ny azy no karakarainy ny an'olona, indrindra fa ny vadin'olona.
allez , MIRANA vs MIALY
14. bazylou
(
03/04/2009 19:08)
aza be fialonana ho aho!! io totra ratsindry tim and co io mba hialao , fa manaova raha mahery noho izy e!! :-P :-P
16. Mirananirina
(
04/04/2009 08:26)
aza be fialonana ho aho!! io totra ratsindry tim and co io mba hialao , fa manaova raha mahery noho izy e!!
Iza koa no hialona izay mpamono olona sy mpanongana fanjakana ary mpangalatra fanjakana amin'ny basy........Ampy ahy ny ahy,ny fananana,vola,vady amanjanaka.Ary matoa nangalatra io TOERANA io dia mataty tsikera.Aoka hazava fa izaho TSY TIM mihitsy,fa milaza ny zavatra hitako sy mety.
mikarakara ny aferampianakaviany izy ka ahoana , inona no blèm?
Ny blèm dia ity:raha ny aferam-pianakaviana ihany dia tsy olana,fa ny FIAINAM-PIRENENA no lalaoviny.Ahoana no ampidirina mpiasam-panjakana daholo ny tgv,Andana aloha makany ianao sao tsy mahazo toerana eo an....... :lol:
17. Mirananirina
(
04/04/2009 08:29)
mbola ho may koa ireo fa aza manahy e.
Fijo,tsy misy olona manakarama handoro e.,sady tsy adala ny vahoaka ka handoro ireo...........Kikina ny gasy izao .Ry tgv irery no afaka mividy sy manakarama olona e :) :)