Et toc! nivadika ny frantsay ary manohana HAT veloma Ra
1. badboy
(
04/04/2009 08:43)
Et toc! nivadika ny frantsay ary manohana HAT : veloma Ravalomanana!!! Dikany : tsy manohana ireo mpangataka ilay légaliste démissionnaire intsony ny frantsay fa navadiny ny pejy Ravalomanana ka naleony manokatra ilay pejy vao² dia ny HAT hoentin'i TGV!!
Aza omenareo tsiny ny frantsay fa ny TGV (train à grande vitesse) dia vokatry ny fijkarohana aratekinolojika frantsay!
Coopération bilatérale
La France au chevet de Madagascar
La France veut donner un coup de main à Madagascar. En visite de courtoisie à la Primature de Mahazoarivo, Jean-Marc Châtaigner, ambassadeur désigné de France à Antananarivo, propose une séance de travail entre le gouvernement malgache et des techniciens de l'Union européenne.
Pour que le changement soit accepté par les Nations unies, la France, à travers son ambassadeur, s'est également dite prête à collaborer avec les dirigeants du régime transitoire pour asseoir la démocratie à Madagascar.
Andry Ratovo
Date : 04-04-2009

novalian'i nancy ny 06/04/2009 02:59
2. andrywui
(
04/04/2009 09:11)
Bazylou a!! zavatra tokony nataotsika surprise be taminireto Tim reto anie les zany ko tonga de notenenilah !! navela ho betsaka tsara izy no tafiditra eto vao tenenina amzay mitomany tena daol
3. Mirananirina
(
04/04/2009 09:23)
Hafaliana ve tsy misy ohatra ny izany.Raisiny gasy antanandroa ny firenena manampy,pays pauvres ity.
4. bazylou
(
04/04/2009 10:08)
izay le hoe ho lany andro eo ny tsy tia fa ny anay lasa ihany e!!! tsy akiandry marary le tgv an!! sady à l'heure tsara!!!
:-D :-D
:-D :-D
5. milamm
(
04/04/2009 13:44)
mampalahelo ahy lisany momba an'ity fitondrana mihosin-drà ity TGV fa aviavy tsy mahalala zay antony daholo,tsy nisy nitsapa na nanadihady ny halalin'ny rano fa avy dia mitsoraka mba hilentika sy ho very any
6. kelysoa
(
04/04/2009 15:29)
Ho avy tsy ho ela ny fifidianana dia any mifankahita e. Any ihany no famaizana an'ireo izay mamofompofona frantsay na Tgv dia faizo @ fanaovana azy avokoa.
7. Zakou
(
05/04/2009 01:06)
Izaho indray dia tsy malahelo satria hitako fa tsy mbola antonona ny ankabeazan'ny malagasy eto amin'ity forum ity ny mahazo ny fahaleovan-tena. Olona mbola eo ambany ziogan'ny frantsay sy ny tgv isany satria tsy ampy fahaizana. Tsy mba mamaky gazety fara faharatsiny, ary ny fianarana koa dia hita fa tsy tonga lavitra. Izany no mahatonga azy ho jamba tanteraka. Tsy mahay hafa tsy ny "oui Monsieur" eo anatrehan'ny frantsay. Tsy mbola zakan'ny lohjany ny fahaleovan-tena ka mendrika azy ny handevozina. Mbola miandry 200 taona indray ry donto vao hiarina. Avelao aloha izy hanompo vazaha fa izay no antonona ny saina. Na hianatra ary izy izao dia anganba ho lasa mpanao ménage fotsiny, dia izay satria efa ny chauffeur-livreur sy ny gardien tany frantsa no minisitra. Avelao ho amin'izao fa aza miezaka ny hanao zavatra ambonombony kokoa sao voan'ny surmenage eo ry zareo.
8. badboy
(
05/04/2009 09:37)
Ka raha hiandry anao milaza azy ho manampahaizana izy dia ho 200 taona marina vao ho tafarina! Ary raha malahelo ianao satria gardien na livreur na koa hoe femme de ménage tao frantsa nefa tsy lasa minisitr'ilay HAT dia fialonana no fiantso izany fa tsy dia fitadiavana fahaleovantena loatra! Farany, raha toa moa ireo no afaka ny hanarina ny firenena avy natsintonganareo mpanaraka andRavalomanana inona no olana?? :twisted: :twisted: :twisted:
9. nancy
(
06/04/2009 02:59)
Efa hoe tsy Ravalomanana no nanatsitongana ny firenena. 7 taona lasa izay, talohan'ny nitondran-dRavalomanana dia tanaty lavaka mangitsokitsoka i Mcar.
7 taona nahateo azy no mba nisy zavatra mivaingana vita. Mety tsy nahafa-po anareo fa saingy tsy magicien izy ka hahavita an'i Mcar manjelatra be anatin'ny 7 taona. Mandeha tsikelikely io ry anona a.
Na ianao io aza anie tokony manontany ny tenanao aloha hoe inona avy no mba vitanao tanatin'ny 7 taona vao manaratsy an-dRavalomanana e.
Izao aza moa izany dia vao may midina any ambanin'ny lavaka indray isika, tanana efa nolazaina fa nahantra tamin'ny andron-dRavalomanana aza nopotehina daholo. Betsaka ny mpiasa mba niasa tamin'ny andron-dRavalomanana, nopotehina ny toeram-piasany, lasa chomeurs no betsaka;
Ny gadra izay tena nikoizana tamin'ny halatra bevava, famonoan'olona, fampihorohoroana olona no navoaka indray hampihorohoro...
Izao ve no lazaina hoe tsy mitsitongana? sa miakatra mankaiza izao????????

badboy: