grevy géneral

1. xxx ( 04/04/2009 07:38)
miantso antsika malagasy tia tanindrazana hifanome tanana,mba hanesorana ny mpanao COUP D ' ETAT ( ANDRY RAJOELINA) rehefa tsy mihodina ny ministera rehetra, mikatona ny toerampianarana, dia miala hoazy io, tsy mila sandry, 1volana ihany de vita ny tolona, ka aoka tsy ho kivy, tsy atahotra, fa ny fijoron-tsika vahoaka no ho fandresena tsy hoela, ka dia manainga antsika manomboka aminy alatsinainy, ary tsisy fetrany mandrapiala ani ANDRY RAJOELINA MPANONGAM-PANJAKANA, ho tonga eo aminy kianjany 13mai. "ny arivo lahy hono tsy maty 1andro" ary "akanga maro tsy vakin'amboho"
novalian'i Garfield ny 05/04/2009 12:07
2. ra8enforce ( 04/04/2009 07:51)
hoavy f'aza matahotra e
3. Andribe ( 04/04/2009 08:03)
Akanga aloha vao reny akoho tairo ny grevy eee zay avy ato aoriana manosika fa toa avy ato aoriana no misy fananana kle 8O 8O 8O 8O
4. Mirananirina ( 04/04/2009 08:31)
Iza aloha ianao mandrisika anay io e,dia tamy izahay.,
5. andrywui ( 04/04/2009 09:15)
hoy i xxx tompon'ny dinika oe:


miantso antsika malagasy tia tanindrazana hifanome tanana,mba hanesorana ny mpanao COUP D ' ETAT ( ANDRY RAJOELINA) rehefa tsy mihodina ny ministera rehetra, mikatona ny toerampianarana, dia miala hoazy io, tsy mila sandry, 1volana ihany de vita ny tolona, ka aoka tsy ho kivy, tsy atahotra, fa ny fijoron-tsika vahoaka no ho fandresena tsy hoela, ka dia manainga antsika manomboka aminy alatsinainy, ary tsisy fetrany mandrapiala ani ANDRY RAJOELINA MPANONGAM-PANJAKANA, ho tonga eo aminy kianjany 13mai. "ny arivo lahy hono tsy maty 1andro" ary "akanga maro tsy vakin'amboho"



Fa nanao COUP D ETAT Ravalomanan tam 2002 tsy nisy oe ampikatsoy izao sy zao ko rehef voa ve zao de mahalala maharary !!!??? sa manao vaindrahalahy tsy maharary xve ??? vali-fitritra !! io xxx a!!!
6. ra8enforce ( 04/04/2009 10:03)
tsy nisy coup d'etat t@ 2002,ny mandat an'i ratsiraka efa tapitra,izao ataon'i tgv tsy misy hitovizany na dia atao aza izay hitovizany t@ 2002.NY PROBLEM ETO DIA NY FAHATAHORANA AN'I RA8 SATRIA RAHA VAO MISY ELECTION KA MBOLA MILATSAKA LERY DIA VIZANA IREO ,KA IZAY NO MAHATONGA AN'I RY TGV SY AKOLITANY TSY HAMELA AN'I RA8.SAROTAHOTRA E
:-D :-D :-D :-D
7. xxx ( 04/04/2009 18:31)
enareo ry andrywui aza miteniteny fa tsy nahita ny 2002 akory ka hoe nanao coup d'etat, raha nigrevy nareo d nahita sy naheno fa ny vahoaka maro an'isa zay nifidy t@ 2002 no nangataka sy niteny an-dra8 hoe alaivo ny fitondrana, safidim-bahoaka no narahany.
8. belakely ( 04/04/2009 22:53)
le andrywui ty koa angamba nihinanana ny tgv-ny ka!
tena vendrana mihitsy, tamin'ny 2002 anie nisy fifidianana dia ny safidim-bahoaka no narovana e! (toy io voalazan-dra xxx io fa maninona koa ary no atao xxx? hita fa marina no lazainao ka miafina.)
fa amin' izao inona no antony?, ory hava-manana, tena asan'ny terroriste tsotra izao, tena coup d'état pur et simple.
Taiza teto amin'ny tantaran'i Madagasikara no nisy president namboly sy niompy?
Ny dikan'izany any amin'ny fototra anie izany no miainga e!
Ny force one e!, mivarotra tanindrazana e!!! prétexte fotsiny fa tena lonilonim-po ny ao ambadika.
Raha mba manana saina mandinika kely ianao dia tohizo ny analyse fa raha voky ny ... dia ajanony fa natao ho an'ny olona manana esprit d'analyse io .
9. Garfield ( 05/04/2009 12:07)
:lol: efa nisaina ve vao nanoratra an'io sa entin'ny fanatisme fotsiny de miteniteny foana ref veo? =)) .Midradradradra fa vahoaka,asaivo miverina eto dago dadanlisany de asaivo mamory vahoaka any am provinC ra mahazo otran nataon Andry e =)) .Misainà alo vao mirediredy fa ela sy ilay babakoto atsimbazaza no mitovy fisainana. =)) .Aza miresaka legitimité zan tsony fa manalabaraka,efa mazava be ny itaiavan Legitime monina eto Madagasikara an i Andry. :-@
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2446