De aôna koa ity olona tendritendrena foana ity?

1. Picsou ( 04/04/2009 13:28)
voatendry ho ben'ny tanàna fianarantsoa i pety. tsy mbola tokony haka saina kely ve izy aloha. raha ny resaka mandeha mantsy dia tsy misy tia azy ny ao fianar ao. jiolahy izy io raha izay no mahalaza azy. mba nisaina ve ny hat @io, sa rehefa atahorana dia omena toerana?sao mba tsy rariny kosa e! ny teo aloha ange ka nofidiam-bahoaka e! ny eto moa fanehoan-kevitra fa ny tena izy dia tsy afaka manampy eny andalam-be zahay dia aty no miresaka.
novalian'i locl ny 05/04/2009 15:44
2. Mirananirina ( 04/04/2009 13:36)
Ka tsy fantatrao angaha fa lasany tgv daholo ny seza rehetra,na asam-panjakana dia misy tafiditra daholo.
3. tafondro ( 04/04/2009 13:53)
Ny @ io ranamana pety io kosa aloha dia izaho aza mba efa nangataka fanazavana misimisy teto @ serasera ihany ny momba azy , fatsy nisy nanome sy namelabelatra ny biographie- ny
4. Mirananirina ( 04/04/2009 13:55)
Ny @ io ranamana pety io kosa aloha dia izaho aza mba efa nangataka fanazavana misimisy teto @ serasera ihany ny momba azy , fatsy nisy nanome sy namelabelatra ny biographie- ny

Ka andraso aloha izy ho grand e.
5. vilambava ( 04/04/2009 21:56)
Ka revy DJ ange zao e. Rehefa miakatra ny santimaka sy refa mafana ny ambiasy de samy manao ze reviny doly am-zay. Rehefa tenu corect ety ivelany defa poins zay. Tsy koi io na be tsokoko ao anatiny ao, na mi-from ny kiraro, na feno goaka ny bakiraro: ny ety ivelany ihany no jerena de ampy.
6. locl ( 05/04/2009 15:44)
Raha ny momba an'i Pety dia nanana dossier maromaro izy
- fangalarana omby ny complicité direct @ dahalo
- mpanodikodina zaza tsy ampy taona
- mpitarika grevy tao @ lycée Fianar no tena nahalalana azy betsaka
- corrupteur t@ naha PDS azy t@ voalohany, ny raquetage tao no fonds nentina t@ election présidentiel 2006
- nandalo fotoana maromaro tena @ hôpital psychiatrie izy mba tsy hitenenana ny nahazo azy.

Ireo aloha ny mombamomba azy fantatro
Tsy miteny ny ao Fianr fa ny election no hahitanareo ny valiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0542