hanao sondange kely alohan'ny 2010 hifidy

1. xxx ( 04/04/2009 13:04)
misy afaka miteny ve eto hoe firy ny gasy orange de firy ny gasy bleu

ary raha ohatra ka sady tsy orange no tsy bleu fa rouge :-D :-D :-D

hay mbola misy fotsy koa moa ny couleur e! ho an'izay neutre :wink:
novalian'i rakaroka ny 05/04/2009 13:43
2. yuka ( 04/04/2009 13:18)
tsitako izay havaly anao :-D :-D :-D
3. tafondro ( 04/04/2009 13:21)
Aza hadino koa ny mainty sy ny mavo ,ary ny maintso sy volomparasy ary ny albinos .
4. Mirananirina ( 04/04/2009 13:38)
Ny gasy neutre,tsy mifidy na vato fotsy no betsaka.
5. tafondro ( 04/04/2009 13:42)
Olombona olombelona ihany ry zareo a !
6. rakaroka ( 04/04/2009 13:44)
Samy manana ny hanitra ho azy aloha ny "couleur" isan-karazany e ! Dia sahirana ihany ny mpifidy !
Ka ny mampisahirana tsy dia lé "couleur" fa lé ékipa , i TGV aza anie vao2 mbola à découvrir ho antsika fa ireo iarahany efa mamba lava @ filalaovana ny firenena no mampihazohazo ny betsaka angamba !
7. bazylou ( 04/04/2009 13:50)
zaho jaune clair :-D :-D :-D :-D
8. Mirananirina ( 04/04/2009 13:57)
Tokony ho noir izao fa maizina i Mada .
9. tafondro ( 04/04/2009 13:57)
Et moi gris marron transcendant . :-$ :-$ :-@ ^:^
10. kelysoa ( 04/04/2009 15:07)
Ny ahy raha milatsaka ny cravate rouge di iny no fidiko.
11. diamondra27 ( 05/04/2009 09:23)
rakaroka: marina tokoa izany fa tokony ampisehoany ny maha orange azy satria efa asehony amin'izao tontolo izao fa maha maîtrisé ny situation izy ka izay ao am tanàna ndray ve no tsy hainy ny hanamboatra azy e!

kelysoa : fa cravate rouge ve tsy efa teo no niala e! ka tsy hay fa hoe izy aza recherché

Mirananirina : efa tsy black monday intsony kosa zao dago e!
12. diamondra27 ( 05/04/2009 09:24)
bazylou: fa inona le jauane clair AKFM KDRSM ve
tafondro : le gris marron ve MFM
13. rakaroka ( 05/04/2009 13:43)
[quote=diamondra27]
rakaroka: marina tokoa izany fa tokony ampisehoany ny maha orange azy satria efa asehony amin'izao tontolo izao fa maha maîtrisé ny situation izy ka izay ao am tanàna ndray ve no tsy hainy ny hanamboatra azy e!


Ka raha ny reko toa tsy momba an-dry TGV 'zao ry 'Zafy an , dia eto fotsiny
no miblabla fa hoe "Ratsiraka sy ry Pierrot" isan'ny ao an-damosin'i TGV, anefa 'zaho mahare fa mbola tsy mifanaraka rizareo , sns .
Ka lé "blem" tsy karazan'olona lé à vocation Nationale no mibodo ny toerana fa olona natao hikolo ny "antoko" na ny manodidina azy na ny tombon-tsoan' ny fianakams fotsiny mihitsy aza !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6036