Fa naninona no tsy nahita havaly ianareo ?

1. essera ( 07/04/2009 06:01)
Tsy nisy nahita havaly ny pro-ra8 omaly raha nandefasana ity andalan-teny ity :

[quote]- Mbola tsy ary elatra dia te hanidina : Asa izao na iza no tapak'elatra.
- Tsapao aloha ny hery vao mifanandrina : Tsapany ihany aloha ny heriny izao fa mila hery avy any ivelany vao mahazaka an'ilay izy.
- Tohizo hatramin'ny farany rehefa hanao : Todiny tsara hatrany amin'ny farany ilay izy ry Dada fa ianao indray izao no anontaniany.
- Raha misy koa tany azo totofana dia totofana : Efa maika haka ny azy izao ny olona nototofanao tany ka dia nandoa be ianao izany izao.
- Izay commune kely iray ary ve no mihetsika : Ny anao ity no tena firenena be no navotsotra koa. Efa niteny ange i andry tao am tv plus hoe : raha commune hafa no kitihinao dia ireny voagadranao ireny ny sasany fa Tana ville sarotsarotra Papa. Tao ianao no niala ka nodianao fanina ihany./quote]

Izao mantsy mbola mahay vava be indray hoe hanangana praiminisitra vao2. Dia mba imaginer-o hoe : Teo ary ianao tsy nahavita nitazona ny teo, ary ny sasantsasany aza nametra-pialàna. Ny sasany nandeha ni-s'exiler.

Hafatra kely ho anareo mpanohitra amin'izao : "Somary ahenao ny pression lazainareo ampakarina fa mandrera-tena fotsiny sy mandany vola fa nareo ange efa zatra miady amin'ny tenanareo na fifidianana n'inon'inona fa tsy zatra misy adversaire tena potentiel."

Ilay fiverenan'ny Dada tao anatin'ny fotoana fohy, nivadika ho fanendrena praiminisitra ao anatin'ny herinandro. Sarotra be ilay commande à distance papa.

Toro-hevitra ihany fa tohizo raha mbola motivé.
2. essera ( 07/04/2009 06:10)
Fa naninona ry Ifiona, Mirananirina, Penguin, Yuka sns rehefa tsy sahy niditra.

http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m49d9f2296ebe7

Tsy mahita ambara rehefa tena ao amin'ny marary azy angamba e ?
3. tataka ( 07/04/2009 06:17)
Aiza koa ity essera mivaly essera ity sa efa mitapy ? Misy mandeha ve ny asa-panjakana raha oharina tamin'ny fitondran-dRavalo alohan'izao saritaka izao ? Valio io ary maninona no tsy mahatondro mpiasam-panjakana ambony sa ireo an'i Ra8 ireo ihany no ampiasana nefa ireo nolazaina ho lo satria nanatanteraka ny baikon'olo-tokana.
4. sitlo ( 07/04/2009 06:18)
Ka tsy misy dikany koa! :lol: :lol:
5. essera ( 07/04/2009 06:21)
Valio le eo ambony dia valiako soamatsara i Tataka.

Ny mahatonga hoe Essera mivaly Essera dia nangina ny iray trano
- gina
- sina
Maina ny molotra, mafana be ny ati-doha rehetra iny.

hi hi hiiiiiiiiiiii
6. penguin ( 07/04/2009 06:38)
Tsy mafana ny atidoha satria ny orana avy ary manao akanjo mafana aza izahay izao. Ny fidinan'ny vidim-piainana ataovy tsara fa sao izany izao no tena mampafana ny lohanareo satria tsy vitan'ny ogaoga eny an-dàlam-bé io.
7. Pilato ( 07/04/2009 07:43)
Fa i Essera TGV, aza menatra mits fa tsy mbola nisy teto nanagadra an'iza raha nilaza ny foto-keviny.
Fa hain'i essera moa ilay fitenenana oe : "Ny hendry mody voky fa ny adala manesika ihany " ?
Ny baiboly aza milaza hoe :"Valio ihany ny adala sao dia mihevitra ny tenany ho hendry izy !"
Maro no te hamaly an'i Essera ao, fa ilay fanatisme no mampiahiahy azy tsy hamaly !

Dia mba valio oe ity ry Essera :"Misy Ampasambazaha ve any Anosibe Hellville", satria toa tany Anosibe hono ilay zazamaditra dia nahavory olona maro, ary tao amin'ilay staden'Ampasambazaha an'Anosibe izy no nikabary ka tena feno sy hipoka mits. Izany asan'ny montage ataon'ny telen'ny zazamaditra ! Niaraka tamin'ireo zazanania teny Tsiafahy sy ...

Fa lazao foana ze tian'i essera lazaina !

Lazao fôna, aza atsahatra mitsy fa hoy ny baiboly ao amin'ny ohabolana 5 : 2 ary ny haben'ny teny no isehoan'ny rediredin'ny adala.
8. ifiona ( 07/04/2009 08:33)
akory aby e

eto aho zany dia tsy maintsy hilaza fa tena tsisy dikany sisa ny dinika alefan'i essera ato. Efa elaela ihany aho no nandinika fa tena lasa aigri be i essera, tsy mahay miaro zay ataon'i tgv fa zay hanaratsiana an'i ravalo sisa no hainy atao. ka izao no torohevitro ry essera: ataovy mahitsy hoe ny lamosina, dia makà rivotra sady ambotsona ny kibo, na ilay atao hoe inspiration; rehefa feno ny poumons dia avoaka avy @ vava ny rivotra dia hampidirina tsikelikely ny kibo; izay ilay hoe expiration. Avereno matetitetika fa tsy harary amin'i ravalo ntsony enao :lol: :lol:

valiako ihany anefa essera raha zay no mahafaly an'i essera. Valin-tokana ihany d'efa afaka mamaly azy rehetra:

essera:

tsy nisy nahita havaly ny pro-ra8 omaly raha nandefasana ity andalan-teny ity :
Mbola tsy ary elatra dia te hanidina: Asa izao na iza no tapak'elatra.
- Tsapao aloha ny hery vao mifanandrina : Tsapany ihany aloha ny heriny izao fa mila hery avy any ivelany vao mahazaka an'ilay izy.
- Tohizo hatramin'ny farany rehefa hanao : Todiny tsara hatrany amin'ny farany ilay izy ry Dada fa ianao indray izao no anontaniany.
- Raha misy koa tany azo totofana dia totofana : Efa maika haka ny azy izao ny olona nototofanao tany ka dia nandoa be ianao izany izao.
- Izay commune kely iray ary ve no mihetsika : Ny anao ity no tena firenena be no navotsotra koa. Efa niteny ange i andry tao am tv plus hoe : raha commune hafa no kitihinao dia ireny voagadranao ireny ny sasany fa Tana ville sarotsarotra Papa. Tao ianao no niala ka nodianao fanina ihany.

Izao mantsy mbola mahay vava be indray hoe hanangana praiminisitra vao2. Dia mba imaginer-o hoe : Teo ary ianao tsy nahavita nitazona ny teo, ary ny sasantsasany aza nametra-pialàna. Ny sasany nandeha ni-s'exiler.

Hafatra kely ho anareo mpanohitra amin'izao : "Somary ahenao ny pression lazainareo ampakarina fa mandrera-tena fotsiny sy mandany vola fa nareo ange efa zatra miady amin'ny tenanareo na fifidianana n'inon'inona fa tsy zatra misy adversaire tena potentiel."


i tgv ve lazainao fa mafy be satria nanakarama miaramila hampanao an'izao fandrombaha-pahefana zao? zany ve no mampirehareha anao? tena mafy tokoa izy ka! za klou tsy mahavita mamadika tanindrazana toy izany e!

io anie raha vao ny herisetra no ampiasaina, hanjakana, dia tsy maintsy be zesta foana aloha ireo mpanao herisetra e! sa enao zany mirehareha amin'ireny terroristes manimba fiainan'olona sy fiainam-pirenena ireny?

ka hoy ianao hoe todiny tsara hatramin'ny farany ilay izy, ye, todiny NIARAKA TAMIN'NY CAPSAT VOAVIDIM-BOLA ka, zay zavatra zay tsy azo adino, satria raha tsy teo ny CAPSAT tsy todiny mihitsy io, ary ny CAPSAT ary voatery nampiasa hery vao todiny. Ka hoy aho hoe: tsy todin'i andry irery io fa todin'i andry nampian'ireo capsat sy ireo dinozaoro manaraka azy.

maninona raha mbola tsy prézidà de la hat akory i andry d'efa nilaza hoe ny zavatra voalohany ho ataony dia ny hamoaka ireo gadra politika? (tao anaty 12 points du programme de la hat). Raha mba navoakany fotsiny moa Pety tsy dia maninona, fa ilay izy tonga dia apetraka eo @ toerany taloha no tena mahalasa saina!
maninona moa ireto gadra politika tena sahy nilaza hoe anay ny ambohijatovo, dia raha mankaty ianareo dia ataonay mahita faisana?

tsy aleo ve fanontaniana toy izany no apetraka toy izay zay hanenjehana an'i ravalo foana?

ny tiako lazaina amin'io dia efa tetika maty paika efa ela io, ary efa nifanarahan-ndry tgv sy ny tariny, ka enao milaza io hoe navotsotry ny namany i Ravalo, dia hoy aho hoe: matoa tody lavitra toy ireny ny hetsik'i tgv dia tsy maintsy nisy ny mpamadika, ary indrindra indrindra io mpamadika io na ireo mpamadika ireo dia tsy maintsy olona akaiky an-dravalo.

ps: inona ndray ny attaky manaraka? :roll: raha mitovy amin'io ihany fa avadibadika fotsiny dia aza gaga raha tsy valianay ntsony annn
9. essera ( 07/04/2009 08:54)
Izay ahay, mhppppphhhhhhhhh

Bonjour Ifiona, mafanafana kely tsika na mangatsika aza ny andro e. hi hi hiii.
Azonao ihany ilay izy farany rehefa nazavaiko andro vitsivitsy.

i Ra8 mihitsy izany no tena Ra...ngory. Ka raha mbola miseho mirehareha ihany izy izao dia io no antony nampatsiahivako kely an'ireo andalan-teny ireo.
Tafita ihany farany leee.
Pety sisa no tadidiko tam lé resaka fa faly aah, ..... tena faly aaaahhh (iza ary no mpanao an zany ôô). Hay moooooooooooooooooooo :-D :-D :-D :-D

Pety a, natao pds fa ts natao maire, maire dia olom-boafidy (olona nahazo amnistie - madio ny bul n°3). Ny pds, no-désigner-na. Dia somary mihaino kely an'i Ô lala ianareo ilay mimenomenona momba an'io hoe : "naninona no tsy natao amnistie fa natao grâce ny an-dry zalah ?.

Ny valiny dia loi no manome ny grâce. Iza no mandany ny loi ? Chambre basse. Ny chambre basse mbola tsy mitsangana. Dia miandry an'izay izany vao mivadika ho amnistie. Raha ohatra moa izany TIM 90% indray no ao amin'io institution iray io dia aza manantena amnistie lisany ry lePety sy le Voninahitsy fa tonga dia aleo miandry trano sy manasa vilia fa tapa-tongotra am politika.

Ary mba manara-dalàna ihany kosa lisany ry Tgv fa tsy ny olona eny Ambohijatovo ihany akory no manaraka.

10. coucou2 ( 07/04/2009 08:58)
Aza mbola maika mandihy alo ry essera ah!!! N'inona n'inona lazainao dia mpanao coup d'Etat TGV ary tsy hisy hanaiky azy mitsy eto fa président anareo izy fa tsy anay zany.Ary niarahanahalala fa nisy pmpamatsy vola izy t@ io acte nataony io.
Ny zavatra tiko tenenina fotsiny dia izao raha mbola misy koa A/tra mahalala ny zavatra rehetra eny fa na dia ny miafina aza dia tsy maintsy mivaly @ TGV ny zavatra ratsy rehetra nataony teto M/car ary tsy ho ela io.
11. ravatorano ( 07/04/2009 08:59)
marina tokoa fa raha tsy teo ny miaramila izay "nioko" tao amin'ny capsat tsy vita ireny "tolona" ireny.Aza hadino koa ny nataon'ireo miaramila manamboninahitra lefitra (adijidà no midina) izay capsat ihany nanery ny jeneraly be kitana tery ampahibe ireny izay santionanay tamin'ny fiandania'ny miaramila amin'ny "tolona" teny ankianjan'ny 13 mai.
Nanao vava tokoa Ingahy Ravalomanana ary dia nahita tokoa ary na ny tenako aza nanaogno tena tamin'ireny saingy atao ahona fa ao anatin'ny tantara niseho eto Gasikara avokoa izany !
Ny toy ireny no nampisy ny lonilony samihafa teo amin'ireo tafika sy ny olona hafa marobe ihany koa ka nahavita nalaky ilay tolona.
Amizao nefa toa mahasadaikatra ihany ny mahita ireto membre ao amin'ny HAT ireto satria tsy vaovao amin'ny maro ny efa vitan'izy ireo satria efa teo daholo ireo efa nanana andraikitra ambony tamin'ny firenena avokoa ireo nefa inona no vitany teo :?: :?: :?:
12. Mirananirina ( 07/04/2009 09:03)
Fa naninona ry Ifiona, Mirananirina, Penguin, Yuka sns rehefa tsy sahy niditra.
tsy sahy inona hono. :)
mampihomehy ahy izy izany marina
13. ifiona ( 07/04/2009 09:06)
essera oooooooo hay ve ka manara-dalàna tokoa ny tgv fa ahoana fotsiny ity http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m49d9f28371763



bisous bisous minou minou alou e! :-* :-*
14. Oay ( 07/04/2009 09:23)
ifiona:

essera oooooooo hay ve ka manara-dalàna tokoa ny tgv fa ahoana fotsiny ity http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m49d9f28371763



bisous bisous minou minou alou e! :-* :-* d ilay iray @ alina vao atolotra 18.3



15. ravatorano ( 07/04/2009 09:29)
hoy essera :
Pety a, natao pds fa ts natao maire, maire dia olom-boafidy (olona nahazo amnistie - madio ny bul n°3). Ny pds, no-désigner-na. Dia somary mihaino kely an'i Ô lala ianareo ilay mimenomenona momba an'io hoe : "naninona no tsy natao amnistie fa natao grâce ny an-dry zalah ?.

Ny valiny dia loi no manome ny grâce. Iza no mandany ny loi ? Chambre basse. Ny chambre basse mbola tsy mitsangana. Dia miandry an'izay izany vao mivadika ho amnistie. Raha ohatra moa izany TIM 90% indray no ao amin'io institution iray io dia aza manantena amnistie lisany ry lePety sy le Voninahitsy fa tonga dia aleo miandry trano sy manasa vilia fa tapa-tongotra am politika


ny pds izay notendrena dia mila didy na decret fa tsy tendrena eny ampikabariana eny fotsiny dia miasa avy hatrany noho izany efa hare ve ianao hoe nisy didi_panjakana nanendry an'i Pety ho PDS an'i Fianarantsoa ?

sao dia mifamadika indray ny momba ny grâce presidentielle sy ny amnistie
ny grâce presidentielle dia ny filoham-pirenena no manome azy arak'izay ka izy no mamoaka ny didy mikasika izay reefa avy naka ny hevitry ny minisitry ny fitsarana izay.izay no nataon'Ingahy Andry Rajoelina teo.
Ny amnistie indray raha ny filazan'i Maître Willy Razafinjatovo (ialako tsiny ny manonona ny anarany eto) dia toy izao ny parlement (senat+deputé) no manao lalana sy mifidy izany ka izy ireo irery ihany no afaka manao izany nefa kosa afaka maka sy manao ordonnance ny filohan'ny HAT satria tsy eo ireo institution anakiroa ireo amin izao fa mihantona !
Izay ilay izy raha nihaino tsara i essera ! sa ahona ouz enao ?

Tokony mba "hanara-dalana" ihany na dia tsy nanao izany aza naka ilay fitondrana ny HAT amizao mba ho hitan'ny firenena any ivelany izany !
16. essera ( 07/04/2009 09:43)
Ho an'i Ifiona sy Mirananirina aloha dia tena faly aho, tena faly aho fa mba ni-réagir ianareo. Mahafinaritra ahy rehefa mba mamaly ianareo ka tsy ligne iray fa maro2.
Satria eo no ahatsapako fa tena tafita ny hafatro.
Na izany na tsy izany anefa dia lazaiko ombieny ombieny fa i Ra8 dia niraikitra tsy tamin'ny araldita na lakôly tsotra fa soudure électrique no nitazona azy teo raha tsy nivadian'ny miaramila.
Ataovy ihany ange io manambanimbany olona io e.
17. essera ( 07/04/2009 10:02)
penguin:

Tsy mafana ny atidoha satria ny orana avy ary manao akanjo mafana aza izahay izao. Ny fidinan'ny vidim-piainana ataovy tsara fa sao izany izao no tena mampafana ny lohanareo satria tsy vitan'ny ogaoga eny an-dàlam-bé io.


Mamo miantso polisy a. Fa iza moa ry penguin zao no mihogahoga ery eo ambany Tonelina feno hazohazo io.


:lol: :lol: :lol: :lol: :lol:
18. Mirananirina ( 07/04/2009 10:04)
Ho an'i Ifiona sy Mirananirina aloha dia tena faly aho, tena faly aho fa mba ni-réagir ianareo. Mahafinaritra ahy rehefa mba mamaly ianareo ka tsy ligne iray fa maro2.

Hay mba mety faly ihany ianao??????????Izaho manko miramirana foana na voa opa aza
19. Garfield ( 07/04/2009 10:37)
Olty r essera a!!ra za ela tsy mifanasa vangy amreo mpomba tim reo fa vizaka eo fotsiny :-D ,reo nge lty ol fanatiQ sy extremiste daholo e,noho izany tsy mahay mandinika fa manaranara-poana fotsiny izay tenen'i dadarabe fa tsy mba manao analyz ny zavatra tsy nety goavana maro be nataon ra8 teto dago.Tsy homena tsiny izy ireo fa enjana tokoa ny lavage de cerveau natao t@ izy ireo hihihi,aiz ve ka hatrao ampiangonana avy ny pasitera miresaka politika ko :oops: ary ny tena mampiomehy dia raha vao ny Tim no voa na kely fotsn aza dia dramatizena be otran in,hay malemy ihany ilay be taim bava be hoe "tsapao aloa ny herinla vao mitsapa nena ela" oz ra8,kay kanosa sy malemy aby ny TIM rehetra hihihi (Miantso casQ bleu hono) :-@ . Okay !! :-P .
4eme l homme le plus riche de l'afrique hono ra8;tsy inona ry zareo no nahatonga anzany fa ny fitsetsefan olon-tokana ny harena malagasy sy ny fivarotana tanindrazana @ ambongandiny an'i Madagasikara malala a.Soa ihany fa tafiala lery fa raha tsy izany de lafo t@ ambongadiny tam sinoa ny 1/5 :idea: .Mody ny anaran-Andrimanitra fona no tononina rehefa avy mamono olona :?:
20. papala ( 07/04/2009 10:45)
IZAO NO VALINY ARY : NOVIDIAN'NY TGVendrana t@ 14milliards ny capsat mba hanambana vavabasy amin'ireo zay teo @ fitondrana. sy nanao ramatahora t@ vahoaka tena vahoaka. Fa raha oh io ka tsy nisy an-dry capsat de tsy ho tafita ohatr'ireo mihintsy! MAZAVA! midina ange ny hat tenisany any an'anon'anona any e! de ahita raha!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0686