Fa naninona no tsy nahita havaly ianareo ?

21. ifiona ( 07/04/2009 11:00)
lé Garfield moa zany mbola pire noho essera fa i essera mba olona misaina ihany

satria zao: izahay anie tsy mbola ary niaro an'i Ravalo akory tato amin'ty dinika ity dia tonga dia lazaina hoe extremiste e, fanatika eeee

blablabla bliblibli
:lol:
22. Garfield ( 07/04/2009 11:02)
papala hihihi efa hoe aza haverina intsony oa hoe "vahoaka ny mpomba an ra8" fa diso izany,ny 1/2 an ponina eto tananarivo sisa no mpomba an ra8 ra mbola hisy 1/2 aza satria miza roa izao ny ol eto tana,efa mazava oazy ny any am province tam ireny fitetezam-paritra natao andry ireny,asaivo manao toy ireny ra8 ra mahavita sy ra ho sahy koa mo mazava oazy hihi,
Tsy ra8 irery no manam-bola hividianana miaramila r ise a,na ravalo koa aza mba nanao an izany ko,ny azy indray notmbazana vola mihitsy ny emonat handripaka sy hamono vahoaka nefa milaza ny tenana ho Kristianina nefa ny sary volamena tompoina ihany amn io fa le titre vis president fjkm entina hanambaboana ny fon ireo tena kristianina fotsiny
23. xxx ( 07/04/2009 11:06)
Ny valiny ve ? AZA MISIOKA RAHA MBOLA TSY TAFAVOAKA NY ALA, TANDREMO NY RETOUR DE FLAMME! Mbola vao ny première phase iny vita iny fa hohitanao eo ny fiaingany, ary enao aza de maivan-doha hoatran'io fa mba jereo ny hoavin'ny firenena fa tsy hoentina amin'ny fankahalana olona iray izy ity, izaho talohan'ny 13/01/09, tena nankahala an-Ra8 saingy rehefa nandinika lalina, tsy misy interêt-n'iza n'iza ny ahatongavana amin'zao toe-draharaha izao, tokony ho 2 volana talohan'ny fahataperan'ny mandat-ny ohatra vao natao izao, tsy nisy fahapotehan'ny firenena toy izao. Ary zah milaza aminao, fa rah izah manokana eo @ toran'ny mpanao politika,tsy maniry ny handray fitondrana amin'zao fahapotehana izao satria sarotra ny fanarenana, ny vahoaka mantsy tsy manana faharetana de hiverina foana ny toy izao! ny ho Candidat manaraka eo dia lazaiko aminao fa tsy hieritreritra afa-tsy ny interêt-ny pesonnel fa tsy misy fitiavan-tanindrazana izany. Ary farany, tsy hoe lany olo-manga ny Gasy fa iza moa izao no eritreretinao hasolo an'io olona ankahalainao io? Na ianao aza angamba VAKA HAMALY ahy hoe : MONJA ROINDEFO, ALAIN RAMAROSON, SARERAKA, sns...! Ouf! Ny zavatra rehefa tsy eken'ny IRAISAM-PIRENENA dia TSY METY IZAY! Hors NORME! Rehefa lazain'ny olona hoe poizina de aza sotroina! MBA MISAINA! tsy mba manaitra anareo ve ny demokrasia Amerikana e! OBAMA/HILARY, SY NY NADRESEN'I OBAMA NY ADVA-NY AVY EO? SY NY FIANDRASANA NY FIAFARAN'NY MANDAT-N'NY IRAY VAO MIHETSIKA.
24. irihat ( 07/04/2009 12:48)
Ho an'i Garfield aloha : n'iza n'iza tonga eo de tsy maintsy ohatr'ireny ny fitsenana. Nanao ahoana moa t@ 2002 nitsenana an-dRa8?! Ka aza manao ohatr'izany fa mba olona afaka miditra @ itony ianao dikan'izay mba olona ihany fa tsy le maboto ireny. sady logique be satria nitondra an'i Rossy izy e.
Efa leo korontana ny ol ka mila manala azy vita bac e. zany ve de tsy tsapanao? ianao TGViste ary t@ reny korontana ireny afaka nanao vendredi jolie, de sahala @ zay e.

Ho an'i essera ndray : aza manao taim-bava be ohatran'io satria enao matimaty ery manao taim-bava nefa tsy hitan'i TGV sy tsy fantany akory enao. Lany fotsiny ny volanao @ connexion fa raha ohatra ka remboursé-ny de tohizo fa tsara.

fa ianareo io moa zany le tsy oma-menaka. sa nareo any an-dafy no mpetraka de tsy mahalala izany?. Fa raha ohatra ka aty dago nareo de lazao raha tsy marary milahatra menaka sy vary mandritry ny tapak'andro, miverina t@ andron'i Deba e. ilaharana ny PPN. Na ny zanakareo aza tsy mihinana beurre sy yaourt intsony sa aleo manao yarout maison.

Ka noho izany de izao, aza miteniteny foana fa mandiniha aloha fa nareo TGV mitsy ange le mamono tapak'andro milahatra an'ilay menaka sy vary nangalarina e.

O ry essera a, zay nge hoa le nolazaiko e. Raha tena mafy nareo TGV naninona no nanao négociation ny hisokafan'ny Tiko satria misy impact @ économie ny fikatonany !!!!!!!!!!!!!! Jereo www.lexpressmada.com today.

zay mangina hono volamena fa izay miteny volafotsy. de mba hevero koa ny teny ao @ Bible Ohabolana 5:2 manao hoe Bold textary ny haben'ny eny no isehoan'ny rediredin'ny adala. Amena.
25. Oay ( 07/04/2009 13:07)
irihat:


zay mangina hono volamena fa izay miteny volafotsy. de mba hevero koa ny teny ao @ Bible Ohabolana 5:2 manao hoe Bold textary ny haben'ny eny no isehoan'ny rediredin'ny adala. Amena.



Ka ny tsy mampangina an'i essera ry irihat d satria i dada tsy mba misaina ohatran'izao fisainan'i irihat izao fa any andapa any aza izy mampirisika manao outssks ny mpiasany sy ny Mafana hikiakiaka etsy Ambohijatovo a!
Io ohabolana io aloha d tena marina satria ny habe an'ny harenan'i dada no nahatonga azy nirediredy sy niteniteny fona é!


26. fijo ( 07/04/2009 22:43)
ary aiz ale hat amin'izoa fijalian'ny vahoaka izao.toa tsy hita mihintsy fa varian amitaingina raopilanina.
27. irihat ( 08/04/2009 06:28)
Ka tsy raharahiany oa izany fa izy homana cotellette pomme frite sy gratin dauphinois foana, fe ny gasy maimbo tay kely ery no manenjika milahatra menaka tapak'andro de mihorakoraka hoe TGV, TGV. De aleo mamono ny recette-n'ny Air Mad toa izay handeha Force One. Efa mamono sy miditra @ asan'ny orinasa koa izy izany.

esy e ry TGV eeeeeeeeeeeeeeeeeee
28. ravonjison ( 08/04/2009 07:56)
Mba tongava saina ihany ry vahoaka malagasy.
" NY FANONGANAM-PANJAKANA DIA MITARIKA FANONGANAM-PANJAKANA HAFA @ MANARAKA " . Noho izany dia tsy ekenay mihitsy io HAT io. Tsy Ravalo na Rajoelina mihitsy no olana vahana eto, fa ny vokatr' io fanonganam-panjakanao io atsy aoriana kely. Ary tsy Ravalo akory no mety hamerina fanonganam-panjakanaeo eo fa olon-kafa.
Ny fifidianana ihany no ahazoana seza.
29. Hinagasy ( 08/04/2009 10:58)
Ny zavatra hitako sy mahagaga ahy a toa ny tsy nety nataon'i Ra8 foana no hita, ary izaho tsy manao hoe tsy rariny mihitsy raha mitatata ny tsy nety nataon'i Ra8 an! , tokony ary tena mety ny mitatata ny zavatra tsy mety nataony; fa kosa toa tsy hita ito zavatra mamoafady tena mamoafady ataon'ito fitondrana azo amin'ny herimboto ity.
30. ravonjison ( 08/04/2009 13:06)
Hinagasy:

Ny zavatra hitako sy mahagaga ahy a toa ny tsy nety nataon'i Ra8 foana no hita, ary izaho tsy manao hoe tsy rariny mihitsy raha mitatata ny tsy nety nataon'i Ra8 an! , tokony ary tena mety ny mitatata ny zavatra tsy mety nataony; fa kosa toa tsy hita ito zavatra mamoafady tena mamoafady ataon'ito fitondrana azo amin'ny herimboto ity.


Voalazanao : " fa kosa toa tsy hita ito zavatra mamoafady tena mamoafady ataon'ito fitondrana azo amin'ny herimboto ity"

Marina ny voalazanao ary izay mihitsy no mba tiako ampitaina @ mpifanerasera, fa ny saany mbola tsy tonga saina ihany.
31. Garfield ( 08/04/2009 18:07)
Tena marina tokoa aloha fa tena nanao asa tokoa 8 e!! :lol: ,fomba hanapenam-bava ny vendrana otran ifiona sy ny tariny fotsiny ireny fa tsy azo isaina @ ratsan-tanana ny asa laharam-pahamehana.Inona koa mo no asa teo fa programan-asa t@ andron Ratsiraka no mody tohizana,hanapenam-bava mba hanafenana ny afera maizina sy ny fanangona-karena fotsiny ireny. :-D :-D
32. fijo ( 08/04/2009 21:57)
ka i ratsiraka naminavina,izy nanatanteraka,izay no tsy mampitovy azy
33. pitchou ( 08/04/2009 23:31)
ravonjison> aza maika @ fifidianana raha tsy mbola nahafantatra ny zava-nitranga tany ambaniviohitra @ faritany any! raha tena te-hanao fifidianana narina sy ara-drariny d tena tokony hisy fitaizana ny vahoaka aloha hahasahy hanohitra fampitahorana sy kolikoly isan-karazany, izay vao miroso @ fifidianana! aa milkoropaka
fa alohan'ny fifidianana d aleo klo alamina tsara ny momba ito constitution ito! satria constitution mametraka fanjakan'olon-tokana!
ny hahatongavana @ zany rehetra zany klo d tokony hisintaka @ fikarakarana ireo ny HAT e! sao lasa zary manao propagandy any! dia tokony hitapin-tsofina @ fanerena rehetra ataon'ny avy any ivelany koa isika, fa tsy fantany ny tena zava-misy manodidina ny fifidianana eto!
d aveo manao fifidianana @ zay!
le bulletin unique kosa raha tsy tafita eo d hisy hahamay eto! tsy parazara no tsy naneken'ny mpitondra 2 farany teto io bulletin unique io fa ao raha
34. ravonjison ( 10/04/2009 13:02)
pitchou:

ravonjison> aza maika @ fifidianana raha tsy mbola nahafantatra ny zava-nitranga tany ambaniviohitra @ faritany any! raha tena te-hanao fifidianana narina sy ara-drariny d tena tokony hisy fitaizana ny vahoaka aloha hahasahy hanohitra fampitahorana sy kolikoly isan-karazany, izay vao miroso @ fifidianana! aa milkoropaka
fa alohan'ny fifidianana d aleo klo alamina tsara ny momba ito constitution ito! satria constitution mametraka fanjakan'olon-tokana!
ny hahatongavana @ zany rehetra zany klo d tokony hisintaka @ fikarakarana ireo ny HAT e! sao lasa zary manao propagandy any! dia tokony hitapin-tsofina @ fanerena rehetra ataon'ny avy any ivelany koa isika, fa tsy fantany ny tena zava-misy manodidina ny fifidianana eto!
d aveo manao fifidianana @ zay!
le bulletin unique kosa raha tsy tafita eo d hisy hahamay eto! tsy parazara no tsy naneken'ny mpitondra 2 farany teto io bulletin unique io fa ao raha



Betsaka ireo voalazanao ka mety ho lany andro eto isika hi-discuter izany.Tsostsoriko fotsiny izay azo lazaina:

1- raha miteny aho hoe fifdianana, tsy midika izany fa tsy maintsy atao rahampitso, ny tiako lazaina eto koa dia ny hoe: ny fanjakana azo ankeriny dia tsy tokony legaliser- na na legitimer-na, tsy azo ekena hanaonao zavatra eo mihitsy mihitsy. Raha misy ny resaka fampandrosoana an' i Dago, fanapahan-kevitra sns..., dia tsy maitsy fanjakana avy @ fifidianana ihany no tokony hanao izany. Izay ilay tena olana eto. Satria mihevitra izy ireo ( TGV) fa ara-dalána, dia miezaka manao fanapahan-kevitra.Izany no mahatonga ilay hoe : 2 mois ihany dia tokony hatao ny fifidianana, ary tsy maintsy miala eo io fanjakana TGV io.

2- Voalazanao: "dia tokony hitapin-tsofina @ fanerena rehetra ataon'ny avy any ivelany koa isika, fa tsy fantany ny tena zava-misy manodidina ny fifidianana eto! "
Diso fijery kely ianao mikasika an' iny. Tokony ho enoina izay lazain' ny avy any ivelany.Tsy adala akory ireo pays sasany efa mandroso ireo, ireo anie efa nandalo t@ toeorana misy an' Dago daholo e .Fantan' izy ireo tsara ilay tena olana eto ( bulletins uniques, fangalaram-bato, fizaram-bola, fanasána atidoha sns...), efa nandalovan'izy ireo daholo izany.
Ny tokony hataontsika fotsiny dia ny manavaka ny lainga, laingalainga , sy ny marina.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0552