Praiministra vaovao Tim? de anin

1. xxx ( 07/04/2009 09:35)
Grêve général e!! Nankaiza?
Gouvernamanta e! Aiza???
Iny Dada....(rabe) iny hoa tsy tokony haverina eto ntsony fa tsisy anazy tsony eto! Tsy efa nentiny any ve ny volaben'ny MAP 3,940 milliards dollars US (4 milliards - air force one), tsy aleony mankany amin'ny paradis tropical mitsilailay?
novalian'i fijo ny 07/04/2009 22:10
2. Mirananirina ( 07/04/2009 09:44)
8O 8O tsy hitako izay lazaina
3. essera ( 07/04/2009 09:49)
Isaorana ianao noho io hevitrao io fa dia lokanga mitovy no tendrentsika hatreto. Izao fotsiny. Isika tsy miondanondam-poana hoe ataovy V ny tanana, na Asio 4 ny tanana havia dia 4 ny ilany havanana dia manome firy.

Tapaka ny tendan'ny Dada Jadona. Bory ny tanany zatra nangorona ny letchi, vanille etc etc maro be fa zé te hanontany dia manorata manokana fa manjary tezitra ny mpisera sasany.
4. locl ( 07/04/2009 09:51)
izay le fisainana TGV, maika foana dia rehefa tsy miseho dia maneso, fa misy zavatra mbola andrasana ao matoa tsy tanteraka, fa hono hoy aho e? Mandeha tsara ve ny machine administrative io e?

Ho avy tsy ho ela Dada, aza mangovitra hoatr'io moa e! Mbola vao ny planning hiverenany no henonareo, maika moa rehefa tsenaina eny ivato izy
Madehana madeha paradis tropical mihinana ny vola azo t@ ranomasombahoaka aloha sitrany mba nisy tsirony l izy
5. antiosymaint ( 07/04/2009 10:13)
Ndana anontanio an'i Zandry kely ny recette n'ny tolona mahomby, malahelo ny mpanompo an-dra8 jadona, mpangoron-karena, mpanompo sampy fa ny hery tsy nahaleo ny fanahy. Nankaiza ny Emmonat nareo e!
Atsangano no governemantan'ny losifera fa TGV tsy matahotra

6. essera ( 07/04/2009 11:17)
Efa tsy mahalala menatra intsony fa eritrereto hoe lé bokana be manao sumo ireny no manao amin' fil kely nefa na ny fianjerany aza tena nanakoako taty ambala mihitsy.
Rehefa avy nahazo lesona dia mila maka saina kely fa ny herinao aza mbola tsy miverina koa dia entin'ny hambo-po po be diso toerana.

Aleo miandry kely ry sé fa reraka be eo a. Tsitsio ny aina fa sao dia Akihibe dia vao miha hitombo ny fahafambaraka.
7. xxx ( 07/04/2009 13:26)
mipararetra sahady izy mianakavy, na ao @ governemanta tgvendrana efa tsy mifanaraka fa misy nesorina sahady d soloina, nefa hatr@ zao mbola tsy feno foana ty governemanta!
8. fijo ( 07/04/2009 22:10)
hihih mampiomehy tokoa aloh ait governementa tsy mety misy miditra ity e..;taiz an ombola nisy seza tsy nifandrombahan arah atsy tamin'ity
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2583