Maro ny tra-boina

1. vilambava ( 06/04/2009 17:48)
Toa tsy heno mihintsy ny akon'ny hetsiky ny fitondrana amin'ireo tra-boina noho ny cyclone any atsinanana. Sa tsy mahamaika ny fihaiana azy ireny fa ny resaka politika aloha no tokony hatrehina? Kanefa izao mihitsy no fotoana tokony hanehoana fa akaikin'ny vahoaka ny fitondrana amin'ny famonjena azy amin'ny loza voajanahary tahaka izao.
novalian'i tgvra8 ny 06/04/2009 18:55
2. bazylou ( 06/04/2009 18:17)
Marina alohaizany e!! jereo tsara fa tsy maintsy efa misy olonalasa any hanampy!!
3. tgvra8 ( 06/04/2009 18:42)
aleo ho faty any eee andraso i tgv aloha fa avy eo ihany isao aloha ny maty sy ny ho faty de jerena raha misy vola ahodina ho an ny tgv vao ho ana ny traboina
:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
4. tgvra8 ( 06/04/2009 18:55)
sady zao antananarivo ihany anie no madagasikara eee ny any ami sisiny any tsy raharahian i tgv aleo ho faty any daholo
hahahahaha =)) =)) =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0575