ROA VOLANA SISA DE METY HIVOAKA NY VOLA AVY AM FRANTSA

1. KALACK ( 07/04/2009 07:55)
ra be indrindra de mety ho roa volana eo kosa angamba de mety hivoaka ny fanapiana voalohany ho an'ni Madagascar zay atolotry ny frantsay ! ka mety hivaha manomboka eo ny tsy fahampiambola sy ny fahasahiranana isankarazany ! inoana anfea fa mialoha io vola av amin frants io dia mety hisy firenena hanome mialoha an'i M/car na iandrana fotsiny ihany aza satria efa manomboka mankatoa ny Fanjakana vaovao daholo izao taorian'ny naneken'i Frantsa ny Fanjakana mijoro
novalian'i fijo ny 07/04/2009 22:20
2. Mirananirina ( 07/04/2009 08:56)
Hiandry fanampiana foana izany ,fa tsy misy ezaka atao.,Any ampaosin'iza anefa ireo vola ireo avy eo. :( Tsy an'ny vahoka velively aloha.
3. andrywui ( 07/04/2009 09:29)
O ry Mirana a!! tsy hoe fanapiana foan anie ny ain'ny Firenena e!! fa ny vola rehetra tao am TRESOR aza efa nataon-ravalo afadrakotra tao ka innnn ary no hampiasaina ee?? ze kely hananana sy ze mba azo amin'ny firenenkafa no mba hivadibadihan'ny fanjakana aloha mamnadrapitsistsifotra ny petrol be n'ny Malagasy !!! tokony ho jeren'ny fanjakana akaiky koa ireo karieram-bato sy volamena toy ny ao Ilakaka , Andilamena ,A/zaka ,Mahitsy ,Tsaratanana,maevatanana ,Antonibe , Bekoratsaka-mampikony(port-bergé) ,Andranomamy zay tena feno volamena tokoa !!
4. essera ( 07/04/2009 09:33)
Ka mba omeo vola any aho aloha ry Mirananirina raha toa ka manana ianao.

Ty tadidio. tamin'ny vao niditra tao amin'ny CUA Andry dia tsy nahafahany nihetsika ny vola tena tao. Naleony niandry audit ary nitady famantsiam-bola satria efa notenen'zalah ireny moa hoe tsy misy fanampiana ho an Tana ville ra vao ts tim no eo. Mbola misy tsy nino, tsy mino ary tsy hino an'izany zao nefa tao anaty propagandy tena mazava tsara am teny gasy mihitsy.
5. andrywui ( 07/04/2009 09:38)
haingana ry FRANCE omeo ny vola hiasanay fa elabe a!!!! sady be fialonanan be ry TIM reto !!! omeo tokoa ry france a ! aza atao elabe loatra fa tonga de alefaso hiasana e!! amzay hangaihay le TIM
6. locl ( 07/04/2009 09:46)
Aiza hoy aho no hahitan'France vola homena Dago e????Izy aza aty mitady izay fomba hahitana vola????
Dia tena lomorona be koa le fomba hoe omeo vola zahay France fa tsy manana, tena simban'ny TGV ny fisainana Malagasy. aiza Ramakavelo amin'izany, sa mangina fa efa voan'ny aretinmbola koa.
Mba menatra ry TGV a! Asehoy le vava be fa mahavita azyeeee, mangataka etsy sy ero
Tsy hialonanay fa volan'ny mpanjanatany oooooooooooooo
7. Mirananirina ( 07/04/2009 09:56)
O ry Mirana a!! tsy hoe fanapiana foan anie ny ain'ny Firenena e!! fa ny vola rehetra tao am TRESOR aza efa nataon-ravalo afadrakotra tao ka innnn ary no hampiasaina ee??

Hita fa laniny ary io.Nahoana no tsy atao izay hahitana haingana.Tsy vita anaty ny fitaona fohy izany a;taona maromaro vao vita.Izaho anie tsy mandĂ  ny fanampiana e,izay tonga eo dia raisina antanan-droa,saingy ho an'iza iny fanampiana iny????????Zay no mampalaheo fa io toetra io mbola tsy afaka ao antsaintsika gasy
8. Mirananirina ( 07/04/2009 09:59)
Ka mba omeo vola any aho aloha ry Mirananirina raha toa ka manana ianao.

Ohatrinona no tadiavinao???????? :roll: Afaka mandray anao hiasa aho raha tsy nomen'i tgv place ianao :lol: ,alefaso ny lettre de motivation sy ny CV nao;raha tsy miasa tsy mahazo vola. :lol:
9. andrywui ( 07/04/2009 10:29)
naorondravalo tao am tresor sy bank central daol ny vola mpanjakana ka innnn tsony no hiasana eo ary ee
10. xxx ( 07/04/2009 11:12)
miady mafy mihitsy i Frantsa ny handresy lahatra ny rehetra fa tsy Coup d`Etat no nataon`i TGV ary miezaka ny hampanaiky ny rehetra fa manan-kery ny decision n`ny HCC na dia hita izao aza fa fampihorohoroana an-kolaka no naneken`ny HCC an`ireny , toy ireo izay efa natao tamin`ny mambra ny Governemanta sy ny Minisitry ny Fiarovana . Izany no porofo fa tao ambadik`iny fanonganam-panjakana iny i Frantsa rehefa nahatsapa fa mitady ho very fihinanana . Ireo banky eto amintsika izay saika Banky Frantsay avokoa mantsy dia banky commerciale nampindram-bola @ zana-bola avo be ka tsy natao hanampy ny mpandraharaha gasy madinika mihitsy akory fa ny vazaha sy ny Karana no tena nahazo . Tsy tian`izy ireo noho izany ny hisian`ny Banky Malagasy izay saika haorin-dRa8 hamatsy vola ny mpindram-bola malagasy madinika ho an`ny Fampandrosoana ny Orinasa Malagasy . Raha nanao izay tiany hatao ny Orinasa mpikirakira ny Lasantsy (TOTAL ...sns) ka nilaza ny hanafatra izany ny Fanjakana mba hahamoramora kokoa ny vidiny dia tsy maintsy ho nitaraina momba an`izany ny Orinasa Frantsay satria te hanao profit mihoampampana eto amintsika , ..sns . Manginy fotsiny ny fitsiriritana ny Petrole ,sy ny Uranium izay hamatsy akora ireo Reacteur nucleaire Frantsay atsy ho atsy . Tombo-tsoa miompampana izany rehetra izany ka ataon`ny Frantsay izay hanilihana ireo Mpitondra tsy manaiky ny hanaovana ampihimamba ny harem-pirenena ka izay no nahatonga azy nampiasa ny TGV hanongana ny Fitondrana Ra8 ary dia tafitany soamantsara izany ankehitriny . Sarinady sisa mody ataony eo hoe tsy manaiky fa ao ambadika hanampy ny TGV izy ireo , ary potsero ny voamasoko raha tsy izay no hitranga eo . Tsy tian`ny Frantsay mihitsy handroso isika noho ireo antony voalaza eo ambony ireo fa tiany hiankin-doha aminy foana (io ilay toe-tsaina fozaorana , miandry tolorana lava no tiany asesika ao an-dohantsika) ka raha vao hitany fa mitady handrosondroso kely dia efa avy izy @ angady sy ny harona . Hainy tsara no nifidy an`i Andry Rajoelina satria ity farany dia mizaka ny zom-pirenena Frantsay rahateo ka rariny raha miaro ny tombotsoa Frantsay . Na dia nangalarina sy nosihosena aza nefa ny safidin`ny Malagasy am`zao raharaha izao , enga anie ka tsy ho hadinon`ny gasy velively ny nataon`ny Frantsay sy Andry Rajoelina azy indrindra fa ireto CAPSATY sy ny Tafika ary ny Mpitandro Filaminana am`ankapobeny izay tsy sahy nijoro fa niray tsikombakomba tanteraka tamin`izy ireo .
11. KALACK ( 07/04/2009 16:47)
ny mazava aloh zan zao de hanome vola haingana ny frantsay hanetsenana izay ten maika aloh
12. fijo ( 07/04/2009 22:20)
taiza i frantsa no efa nanaiky???
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1194