nakatona ny TIKO ,nipoaka ny central thermique tao Mandrosez

1. patrick2002 ( 07/04/2009 02:22)
Dia nakatona ny TIKO rehefa nanjaka tao anatiny taniny jamba nandritry ny 7 taona ,noho ny lafiny tekininika veh sah ,ara-politika no nampikatona azy.
@ Lafiny ara-tekinika aloha dia mazava loatra fa tsy afaka ny hahazo tombotsoa ohatry ny izay azony taloha izay intsony ny TIKO ,franchise douaniere ,monopole de production ,detaxation, ka tsy mahagaga raha hakatona ,efa zatra ny gabo raraka ity entreprise ity ,sahala @ niainany PROCOPS , T@ AREMA
Eo @ lafiny politika indray dia chantage hataony Ravalo @ mpitondra ity fanapaha-kevitra noraisina ity ,hakatona ny Entreprise ,milatsaka ny vokatra ,miha -mihena ny valeur ajoute dia misy ny inflation ,miakatra ny vidim-piainana .
Etsy andaniny dia nirefotra ny moteur manome herin'aratra ao Ambohimanambola ,tsy fantatra aloha na attentat na inona ,fa mino izaho fa tsy accident ity nitranga tao Ambohimanambola ity fa attentat mihintsy ,Iza no nanao azy?
Vokatrireo rehetra ireo dia manao analyse izaho hoe manao politique terre brulee ny TIM ,clochardisation de l'economie ,chantage ,
Izay no hataoko anao hoe misaotra an'Andriamanitra isika fa niala aloha i Ravalo ,fa mba heritrereto anie hoe t@ 2012 iny rangahy iny vao niala eh! ,ho tafala teo ve iny hoy ianao?
répondu par fijo le 07/04/2009 22:34
2. xxx ( 07/04/2009 03:06)
Ka izay anie no tsy takatry ny ankamaroan'ny Malagasy fa sodokan'ny hoe vita Malagasy ny produit Tiko nefa ny tetika ao ambadik'ilay izy dia monopolisation-ny PPN. Izay midika hoe aza miala amiko fa tonga dia tsy hiisy produits laitiers sy menaka sns ny Malagasy raha vao miala amiko.
Ilay central thermique nipoaka indray aloha dia somary mahagaga ihany. Nahoana no tsy nipoaka izy io hatramin'izay. Raha atao hoe accident ilay izy dia mazava ho azy izany fa tsy nisy fikararana t@ andron'i ra8 io toerana io satria efa t@ andron'i Ratsiraka io no nahorina.
3. essera ( 07/04/2009 05:55)
Ekena daholo ny teneninareo momba ny groupe TIKO. Pour info fotsiny no ilazako hoe fahanteran'ny fitaovana tao no nampisy ny fipoahana. Azo inoana io raha ny fijeriko satria sabotsy sy alahady ihany no tsy nilamina dia efa tsy nisy délestage intsony satria efa rattrapé ny hery navoakan'ilay mpamatsy herin'aratra.
4. Mirananirina ( 07/04/2009 09:14)
miakatra ny vidim-piainana

tsy maintsy izay ihany no izy.Ho romotra indray ny vahoaka atsy ho atsy.
5. fijo ( 07/04/2009 22:34)
izao izy mitakona,dia olon afiry no tsy an'asa ,di amba ampiasao ny saina handinika ny hoavy amin'ireo tsy anasa rehetra ireo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.401