MAMPITANDRINA izahay CAPSAT

1. salopard ( 06/04/2009 19:52)
Ampodio haingana iny dadan'ny sasany iny ry Afrikanina isany, Fa raha tsy ampodianareo SAZYland (SWAziland) ny dadan'ny sasany, dia ho tafihinay CAPSAT ianareo Afrikanina ireo. ho avy any afrika izahay. Hikapa any aminareo ny CAPSAT

dia ho coloniser-nay i angola, sazyland, zimbabwe,CONGO etc...
Mitady an'iny dadanareo iny koa izahay, fa tsy hovonoinay, PEACE AND LOVE ny anay ka, fa halefanay any NOsilava, any setroka foana sakaofo any

tsy ampy dôzy aloha

sniff..
tchouf...
novalian'i fijo ny 07/04/2009 22:40
2. xxx ( 06/04/2009 20:19)
hoavy ny dadanay haka fitondrana efa mila any izy ary ny capsat efa mihidy be ny zone rougeny,tsy hita fa dia mary kibo mafy ry kapisaty satria ho feno indray tsiafahy :-D :-D :-D
3. pikatti ( 06/04/2009 21:54)
aiza le rafotsikisoa anty iny aloha é,sa namidinareo @ capsat ny rafotsinareo, efa voan'ny capsat ndray ve ny zone rouge ry salopard a, zany leity refa tsy mahazaka dozy a,
mivarobody sy rafotsy sisa ve no ataon'i salopard =)) =)) =))
4. salopard ( 06/04/2009 22:01)
aiza le rafotsikisoa anty iny aloha é,sa namidinareo @ capsat ny rafotsinareo, efa voan'ny capsat ndray ve ny zone rouge ry salopard a, zany leity refa tsy mahazaka dozy a,
mivarobody sy rafotsy sisa ve no ataon'i salopard


asio fifanajana rangah' , fa mety ho lasa minisitra anie zahay e!
mbola tsy feno manko ny lisitra.

Na mety ho ^praiministra ndravalo, toa hanendry manko leiry,

fa izao toa niova ny fikanay CAPSAT e! aleo tsy ampofiana dadsanareo ka!
aleo alainay ny fitondrana ao swaziland na ao comores dia omenay an-DRAVALO ,
0,

5. pikatti ( 06/04/2009 22:07)
zà leitsy efa voky ,tsy mila ntsony a,ary voavinin'ty zay seza zany , fa elah aleo asin'ny capsat ao ny zone rouge n-drangahy
ary bevoka n ty ve le kisoa é ,firy taona izy zay zao raha tsy mahadiso
6. penguin ( 07/04/2009 06:01)
Olona tsy nahita gerra gerrra indray mandeha ny CAPSAT fa vahoaka tanam-polo no hainy rahonana ry tgvendrana a. Mba asaivo mametraka basy ary manao iray sy iray fa rainitetaka daholo. Mbola samy izy ihany aza nandritra ny tolona TGVendrana dia namoaka fiadiana enjana ry donto mijery ilay fiaran'ny Gendarme. Koa Angola vé no resahina sa i Afrique iza no voanao. Jereo fa na baolina aza tsy tafavoaka ao ny solon-tenan-tsiaka. Tsy mahafaniaritra ny mitanisa izany fa filazana ny zava-misy. Na hazakazaka mba malaza sahala ireo afrikana ireo vé ny gasy sa malaza sahala ireo koa ny gasy any France amin'ny lafiny rehetra ?
7. essera ( 07/04/2009 06:06)
I pikatti sy penguin efa tsy mahazaka resaka intsony hany ka any amin'ny teny ratsy sisa. Tadidio fa gasy lisany ireo nefa mitady vazaha afrikana hanao amin'ny gasy mitovy am-lisany. Rehefa tsy zaka ilay resaka dia aza manoratra fotsiny toy izay miteny ratsy.
Valio fotsiny ry iz mitsam le sujet nalefako tao raha mafy be lisany amin'ny "ady hevitra". Ny lohateny hoe "Naninona no tsy nahita navaly ...?

8. Mirananirina ( 07/04/2009 09:19)
salopard ^:^ o^o :p :p :p
9. Garfield ( 07/04/2009 11:22)
olty r salopard a!! hahahaha Bandy manao jupe les reo fa aza atao anzany a hahaha koz e... Adinon le penguin sy le pikatty ngamba fa ravalo no nampiasa herin'ny miaramila voalohany,nalahelo ny capsat ka niaro ny tena atao hoe vahoaka de ts zakan sain-dry lerony mits le miarammila ts nety ndray ny baikon ravalo assassin fa mampamono olona de zao sisa no vavany hahaha aleo imehezana sisa,kay tony tim tony to sarimbavy tssss (manao jupe) =))
10. niny ( 07/04/2009 14:51)
Vao miantso ny tafika SADC ny olona de betsaka ireo miaramila ny CPSAT mila hanary lamba iza no ho faty eo ny vola efa azo hitsijovana ny ho avy
Miaramila gasy koa anie mbola tsy niady izany fa eto antoerana fotsiny no mamono lolo,mino aho faraikitra izany betsaka no rainitetaka eo!
11. fijo ( 07/04/2009 22:40)
hoatry ny itako ireo miaramila gasy ireo vao mahita ny avy any ivelany tonga ao.avy dia manipy akanjo sy kiraro sady le mitsiriritra be ireny.fa tsy sahy hiady akory.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2693