Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Veloo ( 08/04/2009 12:44)
Nahatsapa ny fahadisony izy anjaran'ny gasy no misaina
Lettre ouverte à Monsieur Marc Ravalomanana 8 avril 2009 Depuis votre arrivée au pouvoir, vous avez toujours fait montre d’un esprit de réconciliation et d’humilité même aux moments les pl... tohiny
novalian'i Zina ny 09/04/2009 02:39
xxx ( 08/04/2009 12:40)
ra8vendrana sy ireo olombitsy misolelaka
Tsy handroso mihintsy i madagascar raha mbola hanohana ny hadalàn'i ra8vendrana mbà hahazoana tombotsoa, ireo tsy manana hazon-damosina ireo ny mandinika aza tsy hainy , ka mainka ve ny handalina ... tohiny
novalian'i fijo ny 08/04/2009 20:19
xxx ( 08/04/2009 12:35)
KAREMY + Mon Père
Tena lasa ny saiko talohaloha teo nahita Damopra tsy manala volom-bava mandritry ny Karemy ity , nanontany ny antony aho ka hoy izy , KAREMY anie izao ry letia ee...... Tsy nasiako tohiny intsony le... tohiny
novalian'i sarobidy ny 10/04/2009 12:30
andrywui ( 08/04/2009 11:57)
HANOHANA 100% NY TIM AMZAY AHO FA TSY LASA LE TGVendrana !!
Izany teny izany zao no mba tianareo TIM sy fanirianareo ho teneninay TGV ato zao ooo!! nefa de haniry nify ny akoho fa ny TGV de mirifatra be foana ho any amin'ny Fampandrosoana an'i Madagascar a!... tohiny
novalian'i KALACK ny 09/04/2009 09:57
essera ( 08/04/2009 11:53)
Supposons que le Groupe TIKO n'existait pas
Somary matematika kely izany io hitondrako azy io, dia tsy nisy ary tsy hisy mihitsy ve ny mpandraharaha hanao ny zavatra nataony ? Valiny : - [u]Nisy[/u] aloha ny mpandraharaha nanao ny asa izay ... tohiny
novalian'i fijo ny 08/04/2009 20:29
bazylou ( 08/04/2009 11:47)
mandroso ihany no ady eo e!!
na inn lalana azahoana izany dia ny mandroso ihany no ady eo!! zanygrevy etsy sy eroa izany fandaniana andro fotsiny . Any amin'ilay referenduml amin'ny septembre izao no baolina . RAhatsy manaiky aia... tohiny
novalian'i essera ny 08/04/2009 12:41
ni81 ( 08/04/2009 11:07)
Mba manontany kely e!
- Marina ve fa tsy mahazo mivoaka an'i Canada raha nanao immigration ao Québec raha tsy afaka 3 taona. - Ary volana mars ve vacances scolaires ho an'ny mpianatra hanala bac any Edmonton. Misaotra ... tohiny
novalian'i ni81 ny 08/04/2009 12:41
xxx ( 08/04/2009 11:05)
Ahoana ny lalana ?
Sao mba tokony hopotehina koa ny lalana (arabe) fa natao t@ andron-dRa8 ? Tsy izay moa no ataon'ny HAT : anti-Ra8_isation ? ... tohiny
novalian'i fijo ny 09/04/2009 22:16
essera ( 08/04/2009 10:04)
Rdv zan dans 3 mois ?
Tandremo ary RaHery miala pà araka ny tenenin'i Oay a. Jereo ihany lé lojikan-javatra eto e. Izao fotsiny jerena. Avelan'ny TVM mandeha ny zavatra ataon'ny pro-fitondrana teo aloha. Tsy sakanana ... tohiny
novalian'i essera ny 09/04/2009 04:38
vilambava ( 08/04/2009 10:03)
Tena DJ ny filohan'ny HAT
Io no halalana ny filohan'ny HAT: ancien DJ. Kanefa araka ny fahitako azy dia mbola mitana ara-dalana an'io asa maha DJ azy izy io izy ankehitriny, satria tsy ilay heviny fantatr'izao tontolo izao hoe... tohiny
novalian'i fijo ny 08/04/2009 20:37
KHEIRA ( 08/04/2009 09:38)
TSISY CREDIT
HIRAN'i larissa Pazzapa ... tohiny
hery ( 08/04/2009 09:32)
TELO VOLANA hoy aho :-)
Na dia nosokafana aza ny Tiko dia mbola 3 volana (sy andro vitsivitsy angamba) ihany no omeko ny HAT satria ny tsenan'ny TIKO dia tsy hitovy amin'ny t@ andron-dRavalo intsony fa efa nodorana sy voasem... tohiny
novalian'i fijo ny 08/04/2009 20:40
ari.malala ( 08/04/2009 09:27)
marina izany!
http://www.les-nouvelles.com/ Ilako tsiny @ ts nahadikako azy, fa mitombina tsara ilay fanadihadiana. Mazotoa mamaky EDITORIAL La voix d’un peuple ou d’une foule ? Depuis le... tohiny
novalian'i fijo ny 08/04/2009 20:47
rabaradaka ( 08/04/2009 09:13)
Taratasy misokatra ho an'ny Filoha RAVALOMANANA
Ho an’Antoa Marca Ravalomanana, Filohan’i Repoblikan’i Madagasikara, Tsaroko tsara ny teninao nandritra ny fifidianana ny Ben’ny Tananan’Antananarivo hoe : raha voafidy eo io Andry io dia h... tohiny
novalian'i fijo ny 09/04/2009 22:39
ifiona ( 08/04/2009 08:37)
grevin'ny mpiasan'ny banky...
# 11h00La grève des employés de la Banque Centrale continue. Le MID est suspendu. - 08/04/09 http://www.sobika.com/madagascar-photos/2009/marcravalomanana/07avril_001.php # Début de grève ... tohiny
novalian'i fijo ny 08/04/2009 21:05
essera ( 08/04/2009 08:19)
Tsy mila vonona izany ny Groupe TIKO ry Fanjakana tsis saina
Dia midradradradra mafy mihitsy moa izany ny namana sasantsasany ao ambany ao an'io phrase io. Efa mitady tsy handeha amin'ny saina intsony ilay hevitrareo fa mapmé be. Na mandray mesure mety ilay... tohiny
novalian'i fijo ny 09/04/2009 22:28
ari.malala ( 08/04/2009 08:03)
mandat presidentiel
Tsy mba voaresaka mintsy hoa izy ity, nefa anisan'ny iankinan'ny ain-dehiben'ny firenena iany koa e! Raha ny fanapahan-kevitr'i Andry tgv mantsy d hoe 1taona iany no mahazo mitondra ny prezidà iray, ... tohiny
novalian'i fijo ny 09/04/2009 22:26
xxx ( 08/04/2009 07:35)
misy vokany eo amin'ny fifakatiavan'ny olona 2 ve .....???
TSETSATSETSA TSY ARITRA . mety hisy vokany eo amin'ny fifakatiavan'ny olona 2 ve ny fivoarana ara-teknolojia !! ohatra tamin'ny andron'ny adama sy eva zao ohatra de tsy mbola nisy zao evolution techn... tohiny
novalian'i xxx ny 14/04/2009 12:48
modeste ( 08/04/2009 06:29)
mba jereo ihany ny hafa fa aza manao lehibe tsy mba........
Mba jereo ihany ny hafa fa aza manao lehibe tsy mba meloka e!. Tadidinareo ao @ TZV ve fa izay hafafinareo ihany no miverina aminareo ? izao ianareo sahirana sy fanina mihintsy satria misalovana ny... tohiny
novalian'i xxx ny 08/04/2009 07:35
essera ( 08/04/2009 06:26)
Mesure tsara noraisin\'ny Mr l\'Argentier
Fahendrena ho an\'ny argentier\'ny HAT ? Tena mba nahafinaritra ahy manokana aloha ilay décision noraisin\'ny Minisitry ny Vola omaly mikasika ny orin\'asa TIKO. Nisy mantsy efa nieritreritra na n... tohiny
novalian'i fijo ny 09/04/2009 22:35
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.7904