Mba manontany kely e!

1. ni81 ( 08/04/2009 11:07)
- Marina ve fa tsy mahazo mivoaka an'i Canada raha nanao immigration ao Québec raha tsy afaka 3 taona.
- Ary volana mars ve vacances scolaires ho an'ny mpianatra hanala bac any Edmonton.
Misaotra ho an'ireo izay hamaly o!
novalian'i ni81 ny 08/04/2009 12:41
2. Mirananirina ( 08/04/2009 11:25)
Miala tsiny fa tsy misy havaly e
3. patrick2002 ( 08/04/2009 12:07)
- tsy marina ,afaka mivoaka ianao fa ny demande de nationalite no mihemotra
Ny lalana eto dia tsy maintsy mipetraka eto canada 3 taona izay vao mahazo mangataka demande de nationalite ,ka raha nipetraka teto ianao 3 taona nefa nandeha nivoaka 2 mois ohatra dia tsy maintsy miandry 3ans et 2mois izany ianao vao afaka manao demande .
-eo @ mois de fevrier sy mars eo dia misy semaine de relache aty canada ohatry ny vacance d'hiver io ka samy afa araky ny faritra hipetrahanao ,mety mois de mars izany ny any Edmonton ,nefa io tsy lava-be fa eo @ une semaine eo ihany.
4. ni81 ( 08/04/2009 12:41)
Misaotra e!
Misy olona mantsy mipetraka any dia ireo resaka nanontaniako teo ambony ireo no nontantarainy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3458