ra8vendrana sy ireo olombitsy misolelaka
1. xxx
(
08/04/2009 12:40)
Tsy handroso mihintsy i madagascar raha mbola hanohana ny hadalàn'i ra8vendrana mbà hahazoana tombotsoa, ireo tsy manana hazon-damosina ireo
ny mandinika aza tsy hainy , ka mainka ve ny handalina ?
ny Forum no tena hainy nefa io anie tsy hampandroso an'i Mcar fa vao mainka
Lany eo ny andro
Lany eo ny taim-bava
Korontana sy fifanompana
Izany no mbà hain'ry ra8 vendrana :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
ny mandinika aza tsy hainy , ka mainka ve ny handalina ?
ny Forum no tena hainy nefa io anie tsy hampandroso an'i Mcar fa vao mainka
Lany eo ny andro
Lany eo ny taim-bava
Korontana sy fifanompana
Izany no mbà hain'ry ra8 vendrana :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
novalian'i fijo ny 08/04/2009 20:19
2. essera
(
08/04/2009 12:44)
Aoka izay ry "xxx" fa manjary manao valifaty ianao. Ny adin-tsainy aza ange any izao efa henjana ny an-Ra8 e. Aleo tsy asiana vendrana izany intsony fa manjary vao miha-miakapofona be ireo mpisera vono-kisotro ny aleoko maty nefa efa nofitahan'ny Dada. aoka e... Aoka e
Aoka fa ts zakan tson zan. aleo iz hanao méditation milay b any mits alo
Aoka fa ts zakan tson zan. aleo iz hanao méditation milay b any mits alo
3. andrywui
(
08/04/2009 12:47)
tsy azoko !!! iza no teneninlah amzan ra8vendran zan ry lety ??? Ravalo kosa tsy vendrana fa tsy mailo fotsiny ee! be mokony be iny ry xxxx a
4. Mirananirina
(
08/04/2009 12:51)
hay samy vendrana daholo ve;misy milaza ra8vendrana,misy manao tgvendrana,iza no izy e????? :)
5. andrywui
(
08/04/2009 12:55)
Mirana le ra8vendrana no io hita maso io fa tena vendrana ka iza ndray ary e!!
6. Mirananirina
(
08/04/2009 13:02)
Izay no fijerinao,amiko izy 2,vinanto rafozana,rafozanan-doza sy vinanto tsy vanona. :) :)
7. andrywui
(
08/04/2009 13:19)
hoy i Mirana :
kay mavesatra be zany a! :-*
Izay no fijerinao,amiko izy 2,vinanto rafozana,rafozanan-doza sy vinanto tsy vanona.
kay mavesatra be zany a! :-*
