mandroso ihany no ady eo e!!
1. bazylou
(
08/04/2009 11:47)
na inn lalana azahoana izany dia ny mandroso ihany no ady eo!! zanygrevy etsy sy eroa izany fandaniana andro fotsiny . Any amin'ilay referenduml amin'ny septembre izao no baolina . RAhatsy manaiky aianreo dia hita eo ary raha manaiky dia las ihany ny tgv!!
Ny mpanararaotra sy nytotakely tsy maintsy hisy foana. Ary ny mpanenjka sy ny tsy mitovy hevitra koa hisy foana !!
Samia manraka nyheviny dia samia miady nyazy , ary rehfa resyianao dia mangina fa amin'ny fifidianan indrya manovokovoka e!! (raha hilatsaka le notohananao.)
dai hiandry an'izay olona tsy ho avy intsony ve?? tssle, ovay le samoy e,dia asaivo aloany ny hetrany !! :-D :-D :-D

novalian'i essera ny 08/04/2009 12:41
2. andrywui
(
08/04/2009 12:07)
ha! ha! ha!ten zany mihitsy les ry bazylou a!!! olona ef nanambady swazilandaise no mbol andrasndry TIM mianakavy eto foan !! atrn'ny olona voan'ny ODINDRAVALO les ry bazylou ry nandra reo a!! olona bedebe io ko ze efa mampifilafila ts mety mody rehetr zao no andrasana eo!! mbol io i YVAN R. , HARINAIVO ,REO MINISTRES be de be tsy mataoatra reo !! tsy aleonareo ry reto mba reo no tohatohanana ratsy eo so mba tafa ihany !! hi hi hi !! dada tsinnn tsa hita koa ko
3. xxx
(
08/04/2009 12:16)
izahay tsy maintsy migrevy e, fanjakana nangalarina io, tsy misy manaiky ho baikonio izany efa tsy ho ela ny grevy general hiarahamahita eto ny tohiny fa aza mbĂ´la mandihy e, raha tsy tafavoaka ny ala bainna a, mitohy ny tantara
5. essera
(
08/04/2009 12:41)
Mirananirina:
Mandroso mihembotra ;sa tena mandroso :)
Raha ohatra kosa ve ry Mirananirina efa mandroso izahay nefa sintoninao ihany dia sorena b tena sorena kosa izahay a.