grevin'ny mpiasan'ny banky...

1. ifiona ( 08/04/2009 08:37)

# 11h00La grève des employés de la Banque Centrale continue. Le MID est suspendu. - 08/04/09

http://www.sobika.com/madagascar-photos/2009/marcravalomanana/07avril_001.php

# Début de grève au ministère des Finances. Les employés demandent le retour à l’ordre constitutionnel. - 08/04/09


novalian'i fijo ny 08/04/2009 21:05
2. Oay ( 08/04/2009 08:47)
Mitohy ihany ny fametahana afisy @ alalan'ny jereo eto!
Ny tena marina d manao pub ny topmada sy sobika sy ny sisas an! d serasera.org ve mba mihinana satria araka ny voalaza d hoe sobika.com hono no tranokala be mpitsidika tato ato!
3. essera ( 08/04/2009 08:51)
bjr Ifiona sy Oay,

Nangingina les Ifiona fa efa nanomboka hendry dia io atoandro io indray izy izao vao mba manomboka midongy kely mametaka afisy.

Njy oa henjy tsara
4. essera ( 08/04/2009 08:57)
Tena mifono fofona politika maloto ity zavatra ity ry Ifiona fa jeren-dry tsara :

" C’est une forme de sanction alors que les autorités juridiques compétentes n’ont entamé jusqu’ici aucune procédure contre eux nous en expliquant les raisons », dénoncent-ils."


Tsy mbola nisy natao n'inon'inona taminy dia efa mikoropaka be lé mpiasa. Sarotiny be mantsy ny HAT sao mbola tsy misarona tsara ilay tantely efa nikipaka ny sarony teo. Raha novakiako tsara dia io no tena olana aminy.
5. xxx ( 08/04/2009 09:14)
mody hoe grevy zany fa te-hanatevindaharana miharihary ! samy mangovitra @ place-ny io koa ! i dada 8 tsy eo intsony hiaro ny plasy nomeny :°) :-P
6. rabaradaka ( 08/04/2009 09:17)
Mitarika ny mpiasan'ny MAEP, MDAT, Min Poste, Min Justice, Min Interieur, ny ministera rehetra higrevy daholo fa tsy lasa ity revin-gadran'ny TGV ity
7. ravatorano ( 08/04/2009 09:58)
raha nisy tantely nikipaka sy tsy nisarona teo efa ela ny HAT no nidradradradra nilaza izany erak\'izao rehetra izao.
Ny antony nitazonana ny deban\'ny banky foibe dia voalaza fa niray tsikombakomba tamin\'ny fitondrana Ravalomanana izy tamin\'ny fifidianana ny force one 2 iny.Araky ny filazan ilay deba BFM nefa dia taratasy aradalana no naseho tao ary netina nakana ny vola ka noho izany dia tsy tompon\'andraikitra amin izany ny tenany !
Nisy koa nihevitra hoe sao d noteren\'ny HAT hamoaka vola kosa ary ry zareo nefa tsy sahy mivaky tanteraka §
Sao lahy ! aza hitako ! nefa ny marina tsy maintsy hiseho eny ihany fa aleo esoriko ato antsaiko ilay ahiahiko fa izay ihany no mahatonga ny tsy hiavanana
8. Mirananirina ( 08/04/2009 10:08)
Nahoana moa no tsy higrevy,fa izay tonga dia manova ny asan'ny teo.Dia mampiditra sefo vaovao.tssssssss........tsy lasa mihitsy ity fitondranan'ny gasy ity marina a
9. ravatorano ( 08/04/2009 10:44)
mirana < mbola tsy niova ny sefo ao amin'ny banky foibe kah :-D
ilay tsindry bokotra mahazo ny mpiasa ao no tanterin'ilay namany iny omaly fa tsy eken dry zareo intsony ary tsy hiverina hiasa zareo raha tsy hoe mahazo valiny aradalana sy ara drariny aminy.
10. xxx ( 08/04/2009 10:55)
Oay:

Mitohy ihany ny fametahana afisy @ alalan'ny jereo eto!
Ny tena marina d manao pub ny topmada sy sobika sy ny sisas an! d serasera.org ve mba mihinana satria araka ny voalaza d hoe sobika.com hono no tranokala be mpitsidika tato ato!



Fa aiza no misy soratra hoe "Raràna ny mametaka afisy eto" ?



:-D :-D :-D
11. Mirananirina ( 08/04/2009 11:04)
mirana < mbola tsy niova ny sefo ao amin'ny banky foibe kah
ilay tsindry bokotra mahazo ny mpiasa ao no tanterin'ilay namany iny omaly fa tsy eken dry zareo intsony ary tsy hiverina hiasa zareo raha tsy hoe mahazo valiny aradalana sy ara drariny aminy.
Ravatoranao a;ka efa zatra an'io ny tenanay hoe,iranona sy ranona no sefonareo,na tsy manana diplome sy expérience amin'io ary ilay olona fa namany Deba fotsiny
12. fijo ( 08/04/2009 21:05)
ary inona ry zalahy le fiara blinde nalefan'ny tgv nitety ny banky centraly tao tana sy tamatavy iny?????mampanahy ihany mantsy le izy,fa toa miaramila no miaraka main'ilay izy araka ny voalazan'ny gazety
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0764