Rdv zan dans 3 mois ?

1. essera ( 08/04/2009 10:04)
Tandremo ary RaHery miala pà araka ny tenenin'i Oay a.

Jereo ihany lé lojikan-javatra eto e. Izao fotsiny jerena. Avelan'ny TVM mandeha ny zavatra ataon'ny pro-fitondrana teo aloha. Tsy sakanana mihitsy satria teny nomena.

Afaka telo volana aho dia ilay gateau io no ifampiarabam-tsika ka mety hisy ny tsy hahalatsaka na dia singany iray aza ... aoka fotsiny. Aza mieritreritra foana hoe nanana 4L tamin'ny année 70 dia mbola iny ihany izao nefa ny olona efa miainga amin'ny 4x4 fa ilay 4 no nitovizana dia tsy manaiky mihitsy hoe efa dépasser ilay fananana ao an-trano.

Ndao ary é.
novalian'i essera ny 09/04/2009 04:38
2. rabaradaka ( 08/04/2009 10:13)
Zao dadatoa, efa noterena ny TVM sy ny TGV vao nandefa ireny hetsika anti-TGV ireny, sady misy censure e ! Tsy afaka telo volana faaorian'ny fahatongavan'i Pierot rajaonarivelo dia ho rava ny TGV. Ha ha ha, hi hi hi
3. vilambava ( 08/04/2009 10:25)
Raha azoko tsara izany dia Ra8 # Mon ami Pierot ndray zao ny 2è match ve? Dia ho vita io match io de iza no miakatra finale?
Raha ohatra an'ilay match teo aloha iny aloha tsy nilay fa betsaka ny ankamely nefa ny arbitre tsy nanome carton rouge mihitsy, fa de vitan'ny fampitandremana am-bava ihany. De zao lasa tsy fantatra mazava ze tena score tamin'iny, tsy fantatra mazava hoe iza no tena nandresy fa toa rava tao anatin'ny gidragidra le match fa tsy nahatratra 90 min akory.
Aleo indray hojerena izany ny match manaraka izay tsy mbola tena mazava koa fa maro ny ekipa:
- Ra8 # Tgv
- Tgv # Pierot
- Pierot # Ra 8
sa atao match triangulaire indray de ze mandresy aloha mitondra roa na telo volana de alefa indray ny rencontre manaraka?
4. Mirananirina ( 08/04/2009 10:30)
Jereo ihany lé lojikan-javatra eto e. Izao fotsiny jerena. Avelan'ny TVM mandeha ny zavatra ataon'ny pro-fitondrana teo aloha. Tsy sakanana mihitsy satria teny nomena

Teny nomemen'iza ry essera?? Io anie ilay hoe" la parole s'envole ,que l' écrit reste" e :)
5. essera ( 08/04/2009 10:51)
Zao ange rabaradaka e, ny somary mahagaga tam le mpanohitra ankehitriny dia :
Efa natsangany ho advaan'i TGV daholo ny rehetra2 (an'eritreritra io).

Teo aloha Frantsay no nolazaina fa nanohana azy (naman tgv io no fomba fitsara).
Vetivety eo indray, ataovy man fatiny mitsy frantsay fa tsy ara-dalàna io (tsy akaman tgv io tampoka indray).

Ratsiraka no ao ambadik'io. Pierrot koa anisany.

Avy eo indray : Pierrot no handrodana an'io fa jereo tsara. Izy no nanakarama dia pion ilay bandy d wawa wawa. Ho ampy taona eo ihany i Andry farany. D izay vao ho resy lahatra ny maro an'isa manaradalana


Ohatra fotsiny io fa betsaka ilay izy fa sao kamo hamaky ianareo.

Aza mananga-pahavalo ho an'ny hafa tsony fa mitadiava adva hafa indray rehefa tsy zaka ilay adva tokana.
6. bazylou ( 08/04/2009 11:57)
mba eritreritra koa izanyry zalahy ann,,!!
dia hoe pierrot contre tgv, dia i pierrot indray contre le8,
pierrot aza teraka ny t....ny fa tsy ho tafaverina any dago lery!!! :-D :-D :-D
7. fijo ( 08/04/2009 20:55)
ka ita fa i andry anie ,ka ataon'ny olona fiakarana fotsiny e.hoatry ny milalao kankana ny sasany milalao azy.natao hanjonoana trondro fotsiny
8. essera ( 09/04/2009 04:38)
fijo:

ka ita fa i andry anie ,ka ataon'ny olona fiakarana fotsiny e.hoatry ny milalao kankana ny sasany milalao azy.natao hanjonoana trondro fotsiny



Natao tohatra fiakarana moa i TGV teo : fa maromaro ihany koa no nahitsan'ilay tohatra. :lol: :lol:

Natao kankana indray koa moa : Fa le trondro koa tonga dia trondro matavy mihitsy no nihinana. Tsy pirna na tsiboboaka fa tonga d black bass
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.047