HANOHANA 100% NY TIM AMZAY AHO FA TSY LASA LE TGVendrana !!

1. andrywui ( 08/04/2009 11:57)
Izany teny izany zao no mba tianareo TIM sy fanirianareo ho teneninay TGV ato zao ooo!! nefa de haniry nify ny akoho fa ny TGV de mirifatra be foana ho any amin'ny Fampandrosoana an'i Madagascar a!! efa nahita vola ny Fanjakana izao ary efa andalampikarakarana ny fotodrafitrasa rehetr amzao
novalian'i KALACK ny 09/04/2009 09:57
2. essera ( 08/04/2009 12:05)
Tongasoa les dia bisous bisous minou minou fa efa b b ihany izay narary fo atram maraina izay. :-D :-D :-D :-D
3. Oay ( 08/04/2009 12:10)
inn ndray ary ty mandrangitra ity ry andrywui, d ahoana lety fa elaela elah zay tsy hita klé!
io lesy ry andrywui tsy maintsy mandroso ary tsy maintsy hiavaka ny tsara sy ny ratsy a!
4. andrywui ( 08/04/2009 12:15)
slt Oay !!! ny Fanjakana rehetr tonga eo anie ry Oay de ts maints !! misy negetif kely aloh lazain'ny firenena rehetr e !! fa avy eo amzay de manga ny lanitra !! I Oay ve manana vaovao momban' anle petrol efa trandrahina any ?? toa voaendaka tao daol ny kely maso nitrandrak tao ony fa ovaina firenena hafa ? sa tsy marn ve zan e??
5. Mirananirina ( 08/04/2009 12:15)
za aloha ry andrywui,sady tsy manohana TIM no tsy manohana TGV,fa ny tenako ihany no totohanako eto :lol: :lol:
6. essera ( 08/04/2009 12:17)
Ny adkléan'ny pro ra8 sisa izao vokatry ny tsy fahampian'ny argument dia manao polémique hoe :
- I anona aza tsy mirevy an'ireo fa miongana io tgvendrana io.
- Ny hitako adva mitsangana miharihary be izao dia izay mandala ny ara-dalàna sy ny tim (ka io moa efa fomba fiteny ilay ara-dalàna fa tsy hitako izay ilazana azy). Hitady voambolana hafahafa kokoa aho ilazana izay amin'ny tena ara-dalàna.

Impiry2 izay no niainga ilay resaka hoe :

Ataovy man fatiny sadec
Ataovy man fatiny frantsay a
Ataovy man fatiny Pierrot
Ataovy man fatiny Oif

Zao aiza ihany izay tena pression tena niainga. Ary amporosio ihany fa rehefa tanteraka izay dia "on est sur le même bateau".

7. KALACK ( 08/04/2009 12:18)
Léééty eee ! inona ndray ty lohateny ataonlà manadala ol ty lééé , ten za zao nihevitr oe ambanan'n TIM basy elà no sady asainy manoratr an'io
8. andrywui ( 08/04/2009 12:44)
hoy kalaky


Léééty eee ! inona ndray ty lohateny ataonlà manadala ol ty lééé , ten za zao nihevitr oe ambanan'n TIM basy elà no sady asainy manoratr an'io



Faly ery any zao ny TIM mahita le lohateny ee!! tena atsoiko elah ry kalaky ra misy manambana basy sady asaina manoratra zany ah an!!!!!!
9. xxx ( 08/04/2009 13:16)
:oops: :oops: :@ :@ :@ :@ :-w :-w :@ :@ :@ :@ :oops: :oops:

inona koa ary ty lazain'ilety ssssh noheveriko fa tena marina
10. KALACK ( 08/04/2009 13:38)
nandà daol ny firenena teo fa haniky daol iz zaoee, hiditr amzay ny vola fa aza malael ee, hilamn io fanjakana io hiroule tsara amzay ny machine admin
11. nancy ( 08/04/2009 13:40)
negatif kely angaha? NEGATIF BE mihitsy io, mbola tsy niainga akory dia efa negatif be...manga ny lanitra hono...tanana aza potika 100% ka manga ny lanitra...ny lanitry ry andriwui koa mba hafa.

andrywui:

slt Oay !!! ny Fanjakana rehetr tonga eo anie ry Oay de ts maints !! misy negetif kely aloh lazain'ny firenena rehetr e !! fa avy eo amzay de manga ny lanitra !! I Oay ve manana vaovao momban' anle petrol efa trandrahina any ?? toa voaendaka tao daol ny kely maso nitrandrak tao ony fa ovaina firenena hafa ? sa tsy marn ve zan e??



12. KALACK ( 08/04/2009 13:55)
Marina io ry nancy fa aiza ary ty tsy maharaka vao2 ty a, nandà ny frantsay teo aloha fa efa nanaiky ny fanjakana mijoro izy zao ,de efa hanaraka io daolo izao ny firenena rehetr satri niandry ny 1er pas nataon frantsay fotsiny ,, veloma nancy , bye
13. nancy ( 08/04/2009 14:01)
Frantsay mpihatsara velatsihy ve atao mahagaga. Ko raha tsy ny frantsay no tena role eto amity tany ty ko. Ny gasy kelisaina toy ny capsat (kalack) sy ry tgvendrana no manofy antoandro...hanaraka doly hono ny firenena rehetra...odon e.

KALACK:

Marina io ry nancy fa aiza ary ty tsy maharaka vao2 ty a, nandà ny frantsay teo aloha fa efa nanaiky ny fanjakana mijoro izy zao ,de efa hanaraka io daolo izao ny firenena rehetr satri niandry ny 1er pas nataon frantsay fotsiny ,, veloma nancy , bye



14. Mirananirina ( 08/04/2009 14:23)
Fa rehefa manaiky hanampy kosa ve ny vazaha dia atao izany e,raha frantsay 2 na 3 no manao ny tsy mety,maninona hoa tonga dia ny rehetra no mahazo tsiny e.
Laingalainga fa betsaka ny nandiso andra8 tamin'iny fatin'olona iny.Fa tsy midika akory fa manohana an'i tgv izy ireo.
15. KALACK ( 08/04/2009 14:27)
Na tian'i nancy alo na tsia a , de hanampy an'i Madagascar ny firenena rehetra (rehetra hoy aho) afaka fotoana fohy fotsiny eo fa andraso kely anie e, zay foan ko ane no methode nammpiasandravalo e!! de tohizana fa tsara de ny fanampiana avy any ivelany na ny findramambola amin'ny fotoana voafetra na tsy voafetra
16. ravalotgv ( 08/04/2009 17:57)
naniry nify ty marina ny akoho jereo ange rehefa minana loan akoho nareo ee efa misy nify iny ami vavany iny de zany oe lasa tgv ra8 de lasa tim i tgv de very ra wviwvi

snifff tcouffff
moly kely aloha
:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
17. fijo ( 08/04/2009 20:22)
nahazo vola ngaha???sa namaky banky ventraly?
18. ralevazou ( 09/04/2009 06:37)
Aza iako léé! :^)
Avelao ho tsarain'ny tantara eo ze revy miainga eo é!
Nen ra Andrywuy ve tsy scenario reny , de aveo mody Razakilinina!
Refa tapahan'i Kotity amzay ve ny fikan là tsy zay elàh vô taitra béo? =))
De refa feno jiolamboto koa ny staff ny ministera tsy oiteo?
Eo maita izy!
Mazotoa!
19. penguin ( 09/04/2009 07:21)
Mirifatra dia misy mandeha vé izao ny raharaham-pirenena fa tsy ny hoe ho avy ny FANAMPIANA AVY FRANTSA NO AO ANDOHA ?
20. KALACK ( 09/04/2009 09:57)
i Harinaivo ndray les tohanana a,,,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1217