Mesure tsara noraisin\'ny Mr l\'Argentier
1. essera
(
08/04/2009 06:26)
Fahendrena ho an\'ny argentier\'ny HAT ?
Tena mba nahafinaritra ahy manokana aloha ilay décision noraisin\'ny Minisitry ny Vola omaly mikasika ny orin\'asa TIKO. Nisy mantsy efa nieritreritra na ny andaniny na ny ankilany hoe ho tratran\'ny antsojay ny Groupe Tiko. Eny fa na dia tao aorian\'ilay fanakanana ilay camion Tiko 2 aza. Ny mba tena nilay tamin\'ilay izy dia hoe : \"Tohizo ny asanareo fa tsy maintsy manara-dalàna kosa ianareo manomboka eto.\"
Namafisina teo moa ny momba ny hoe fanaovan\'ny fanjakana garantie ny importation ny entana ao amin\'ilay mpamongady lehibe efa fantatsika.
Ny zavatra mety hitranga raha ny fijeriko izao mba hisian\'ny survie-n\'ny Groupe Tiko dia :
- Na izy manao compression de personnel, raha tian\'ny mpiasa ao ny hitazonana ny karama efa fandrainy.
- Na izy manao révision à la baisse salaire en général (izay tsy eken\'ny code du travail) mba hitazonana ny mpiasa rehetra.
Ny antony itenenako an\'ireo mantsy dia ngeza dia ngeza ny opportunité-ny groupe Tiko teo aloha na point de vue fiscal na teo amin\'ny importation matière première, na produits finis. Toro-hevitra ihany raha tena hanara-dalàna.

novalian'i fijo ny 09/04/2009 22:35
3. xxx
(
08/04/2009 07:32)
Na ny faran`izay dondrona indrindra aza mahay fa tsy tokony hakatona ny TIKO ka tsy hitako izay hoe fahendrena maha-exceptionnel an`izany ! Ny zavatra andrasan`ny maro izao dia ny hoe inona ny fepetra ho raisin`i Monsieur l`Argentier hi-renflouer-na ny caisse Etat amin`ny manque a gagner vokatr`ireo orinasa norobaina sy nodorana ! Inona ny atao amin`ireo very asa tsy fidiny ! Ahoana ny hitazomana ny croissance manoloana ny crise ! Sa dia voatery handroba ny caisse n`ny Banque Centrale , ny JIRAMA , Aro , ny CNaPS tahakan`ny fanaon-dry Parrain taloha ( DEBA) satria efa mahazatra ny solution de facilité , solution`ny jiolahim-boto . Monsieur l`Imbecile d`Argentier !!!
4. news2dago
(
08/04/2009 07:33)
essera:
Fahendrena ho an\'ny argentier\'ny HAT ?
Tena mba nahafinaritra ahy manokana aloha ilay décision noraisin\'ny Minisitry ny Vola omaly mikasika ny orin\'asa TIKO. Nisy mantsy efa nieritreritra na ny andaniny na ny ankilany hoe ho tratran\'ny antsojay ny Groupe Tiko. Eny fa na dia tao aorian\'ilay fanakanana ilay camion Tiko 2 aza. Ny mba tena nilay tamin\'ilay izy dia hoe : \"Tohizo ny asanareo fa tsy maintsy manara-dalàna kosa ianareo manomboka eto.\"
Namafisina teo moa ny momba ny hoe fanaovan\'ny fanjakana garantie ny importation ny entana ao amin\'ilay mpamongady lehibe efa fantatsika.
Ny zavatra mety hitranga raha ny fijeriko izao mba hisian\'ny survie-n\'ny Groupe Tiko dia :
- Na izy manao compression de personnel, raha tian\'ny mpiasa ao ny hitazonana ny karama efa fandrainy.
- Na izy manao révision à la baisse salaire en général (izay tsy eken\'ny code du travail) mba hitazonana ny mpiasa rehetra.
Ny antony itenenako an\'ireo mantsy dia ngeza dia ngeza ny opportunité-ny groupe Tiko teo aloha na point de vue fiscal na teo amin\'ny importation matière première, na produits finis. Toro-hevitra ihany raha tena hanara-dalàna.
Tsy izay ve no nirinao h@ izay e! ny hikatonan'ny tikoland!!! de omena ny bolloré izay tanak'havan'ny filoha sarkozy. Aleo omena vazaha fa manakarena loatra ny gasy indrindra fa i ravalomanana.
Izao no atao oe ory havamanana raha tsy hainao! Io ministra andraindrainao io dia efa nitanatana ny afoma kanefa nidina any kizo ny afoma fa tsy tafarina mihitsy. Ny tiko ihany no orinasa notananin'ny malagasy tafavoaka t@ andron'ny 2m repoblika tompoko ô! mbola tsy prezida akory ny tompony.
Mbola aiza ny hanjo antsika rehefa samy be fialonana oh izao ny merina e! izay tafasondrotra dia potehina oh ny fomban'ny alain ramaroson sy ny nanimban'i ramaromisa ny RNCFM! ireo bandy ao @ HAT ireo ihany no hamotika ny Injet rehefa tsy mahazo avaram-panatana ao izy. Tsy handriko ery izy izany marina
5. essera
(
08/04/2009 08:01)
Na ny faran`izay dondrona indrindra aza mahay fa tsy tokony hakatona ny TIKO ka tsy hitako izay hoe fahendrena maha-exceptionnel an`izany !
Dia miala tsiny ry "xxx" izay tsy fantatro fa raha nifamadika kely ny mpitondra dia efa niala any ilay sabatra fiskaly ka dia tena nikatona tokoa moa izany. Nikatona mafy, nikatona tsara.
Ny zavatra andrasan`ny maro izao dia ny hoe inona ny fepetra ho raisin`i Monsieur l`Argentier hi-renflouer-na ny caisse Etat amin`ny manque a gagner vokatr`ireo orinasa norobaina sy nodorana ! Inona ny atao amin`ireo very asa tsy fidiny ! Ahoana ny hitazomana ny croissance manoloana ny crise !
Raha ny impôts izay tsy naloan'ny Groupe Tiko teo aloha fotsiny aza ve no takiana aminy izao dia ahoana hoy ianao : "Tsy ny mpiasan'ny Tiko no diso fa izay nampiditra azy tamin'ny lalina".
Sa dia voatery handroba ny caisse n`ny Banque Centrale , ny JIRAMA , Aro , ny CNaPS tahakan`ny fanaon-dry Parrain taloha ( DEBA) satria efa mahazatra ny solution de facilité , solution`ny jiolahim-boto.Efa nanontaniako anareo omaly ihany moa io fa averiko androany ilay fanontaniana :
Efa zatra nanao an'izao ve ny fanjakana tsara tantana teo aloha ? Ary efa tena mpanao azy nareo zany a.
Ka amiko angamba toy ny toro-hevitra ity ataonao ity fa tsy mihanona fotsiny eo amin'ny fanankianana. Mahazo matoky ianao fa tsy haka ao amin'ireo orin'asam-panjakana ireo ary misaotra nanome toro-hevitra fa dia arahinay maso tsara ireo. :-D :-D :-D :-D
Monsieur l`Imbecile d`Argentier !!!
Efa nomen'i Dadavalo ohatra ity i Radavidson iny nampijanona azy iny. Efa lasa tandra-vadin-koditra hatraty amin'ny fakany izy izany fa dia io moa ilay hoe : "ny opa tsy mahafaty hono fa ... dia mahasoava e".
6. ari.malala
(
08/04/2009 08:13)
Eny fa na dia tao aorian'ilay fanakanana ilay camion Tiko 2 azafa inona no antony tena ts maitns nanakanana ilay camion? efa fantatra fa gilasy no ao anatiny ao, mora mitsonika izany refa tsy voahaja ny température ilaina, d maninona no sakanana? naninona no norobaina ny tany Andranomanelatra? Omeo antony ireo fa aza ny minisitrareo iany no ahindrahindra aloha!
7. essera
(
08/04/2009 08:24)
Ho an'i ari.malala.
Tsy nilamina ny taratasiny ry neny a. Izay no fiatombohany, nefa ny ilay fotoana ao amin'ilay mamay be mahitsiny.
Tsy mila ahindrahindra ilay ministra fa efa mahavita zavatra izy vao mihindrahindra ilay ataony.
:-D :-D

8. ari.malala
(
08/04/2009 08:40)
za aloha tsy reninao! ts tiko atao anizany neny neny zany! manaraka izany, tsy milamina ahoana e! nolazain'ny gazety mazava tsara fa nazava ny taratasiny. Raha hendry sy mahay ny minisitrareo ny ny governemantanareo foany ao anatin'ny fotoana fohy ny ts fandriapahalemana eto @ tanàna fa mijaly zya vahoaka madinika! Jereo kely anie ny titre ny gazety zay miseho isanandro e! halatra tatsy vono olona taroa, fandrobana ar`y! tsy izany iany fa ra mande na d analakely be olona b io aza d voaendaka! ny fandriapahalemana aloha averina am laoniny!
9. essera
(
08/04/2009 09:37)
Milay ari.malala. Ohatran\'ny hitako mihitsy eianao eo ambony clavier. Tandremo sao potika io ka mitombo ny fahavoazana a.
Avelao hametraka am-pilaminana ny fitantanany i zandry kely dia milamina io fa raha mbola midradradradra eo foana ny pro-ex régime dia hanararaotra foana ny mpanakorontana.
Avelao hametraka am-pilaminana ny fitantanany i zandry kely dia milamina io fa raha mbola midradradradra eo foana ny pro-ex régime dia hanararaotra foana ny mpanakorontana.
10. ari.malala
(
08/04/2009 09:48)
ho valin'ila hoe hametraka ampilaminana ny fitantanany ilay zandrikely dia jereo kely aloha ry essera ny midi nivoaka androany mikasika ny fomba fanao politika tokony ialàna rehetra, anisan'izany ny famotehana izay fananan'ny tsy mitovy hevitra @ tena! T@ ireny fandrobam-pahefana an-dalam-be rehetra ireny mantsy no tena niroboroboan'ny fandrobàna rehetra, tsy t@ orinasa iany fa na hatr@ taxiB mandalo sy izay olona ao anatiny hatr@ mpandeha antongotra aza tratra daolo! Firifiry akory ny basy very t@ ireny korontana ireny, d aizahoaiza ny fandraisana andraikitra ataon'izay tokony handray andraikitra ny @ izany?
11. essera
(
08/04/2009 11:36)
Tena tsy mandà ny teninao mihitsy aho fa maninona no efa tapitra ny tolona tgv mbola misy ihany ny manakorontana. Azo atao porofo mantsy izay hoe tsy voatery hoe nihetsika ny tgv dia izy tanteraka no nanao ny fandrobana fa raha nahita ianao dia misy andian'olona sad ts tgv ts tim no manao fandrobana.
Ny tenako izao mihitsy no nahita :
- teo amin'ny 13 mai
- tery akaikin'ny France pub atsimondrano.
Tsy olona no nampita fa ny tenako no nanaporofo sur place. Efa andiana bandy te hanabanaka fotsiny ireo. Ary dia eo no tonga ilay fifanendrikendrehana hoe ry zalah tim ireo na ry zala tgv. Mifangaro amin'ny olona izy.
Tsy miaro tena aho aloha fa nisy fotoana tena hoe ny tgv mihitsy no nandrava tamin'ny toerana sasany an'ny filoha teo aloha.
Valin'ilay fanontaniana napetrakao izany dia tsotra. Mipetraha tsara amin'izay ry mpanara-dalàna ... azafady manaraka ny ara-dalàna apetraka fa mijapy ny jiolahy ka sao voaendrikendrika ianareo.

d aizahoaiza ny fandraisana andraikitra ataon'izay tokony handray andraikitra ny @ izany?
Valin'ilay fanontaniana napetrakao izany dia tsotra. Mipetraha tsara amin'izay ry mpanara-dalàna ... azafady manaraka ny ara-dalàna apetraka fa mijapy ny jiolahy ka sao voaendrikendrika ianareo.
12. ari.malala
(
08/04/2009 13:46)
Tsy miaro tena aho aloha fa nisy fotoana tena hoe ny tgv mihitsy no nandrava tamin'ny toerana sasany an'ny filoha teo aloha.hay moa ianao hiaik iany? d in zao no tombontsoa? ilay vokany anie no tsy saininareo fa faly hanimba ftsn e! nefa vola otrin no nanamboarana anireny! raiso eo @ toeranareo ftsn hoe zavatrareo no robaina sy simbaina d in no ho réaction anareo! maivandoha mitns!
13. fijo
(
09/04/2009 22:35)
fanontaniana hoe"fa maninona no efa tapitra ny tolona tgv mbola misy ihany ny manakorontana."ô ry essera an,aza hadino,fa ny miaramila aza anie izao mandroba e,ny mpandroba koa moa zarany aza malalaka ny lalana izao.