pierrot Rajaonarivelo premier ministre ra8
1. zoam
(
06/04/2009 16:47)
hanendry premier ministre tsy ho ela i ra8 ary efa misy tractation en vue de former une gouvernement union national avec tous les parti politique connu a madagascar,ao ihany koa ny olon'i zafy sy ny tgviste,
novalian'i tgvra8 ny 06/04/2009 18:59
3. zoam
(
06/04/2009 17:53)
efa niala tany swaziland ra8 ary dia hitontona tsy ho ela eto @ tananaa,efa nanambara i tgv fa tsy hisambotra,ary @ avant week end no ahalalana ny premier ministre izay tsy iza fa i pierrot
4. tgvra8
(
06/04/2009 18:48)
aza mandainga eo ra zoam fa tifirin i tgv sy ny capsat iny ra8 ra8 nareo iny raha vao mitotona eo aaa deba aza tsy sahy manitsaka ny tanana ko ze ra 8 =)) =)) =)) =)) =)) =))
aleo ra wiwi no atao premier ministre tgv
asio moly kely aloha
snifff
tcroufff
:lol: :lol: :lol: :lol:
aleo ra wiwi no atao premier ministre tgv
asio moly kely aloha
snifff
tcroufff
:lol: :lol: :lol: :lol:
5. xxx
(
06/04/2009 18:52)
mbola tsy nivoaka ny saosy be an'i ra8 hanamboarana an'i tgv sy ny capsat ireo,
mbola hoavy izy f'aza mahalahelo (hiran'i rossy io )
mbola hoavy izy f'aza mahalahelo (hiran'i rossy io )
6. tgvra8
(
06/04/2009 18:59)
sao dia mba may le saosy fa mahery loatra le afo ra xxx sao de saosy ritra koa no any ka maina ny tany
aleo aloha asiana moly maina kely
tchroufffff
snifff
gasy vendrana
aleo aloha asiana moly maina kely
tchroufffff
snifff
gasy vendrana
