FANJAKANA TSISY SAINA

1. bozyboleta ( 08/04/2009 06:13)
Benja Razafimahaleo. «Tiko peut continuer à produire»
(08-04-2009) - La sauvegarde des 3 500 employés du Groupe agro alimentaire Tiko est primordiale et l’arrêt de ses usines entraînerait une perturbation du ravitaillement en produits laitiers dans le pays.
Hay ve e! F'angaha TIKO ihany no mpamokatra e! Fa ry la hutte canadienne sy ry socolait efa niasa teto nadritra ny firy taona talohany angaha tsy mahavita azy?
Aiza re zany e!

Razafimahaleo, le ministre des Finances et du Budget de la Transition, l’avait reconnu lors d’une rencontre avec la presse hier. Celui-ci a assuré que l’Etat ne s’oppose pas à la poursuite des activités du groupe Tiko mais seulement, l’administration tient à avoir un droit de regard sur la gestion de l’entreprise. :roll: :roll: droit de regard ahoana e! F'angaha misy hitsabahan'ny fanjakana @ fandraharahana tsy miankina indray? An-drainy io sa an-dreniny no hitsabahany? Tsy tahotra tsy henatra.

L’argentier de préciser que cela ne veut pas dire pour autant que l’Etat renonce à ses créances vis-à-vis de cette société. «L’administration procédera à des études diverses pour déterminer le montant exact des dettes de Tiko, et se réserve le droit de les réclamer», a-t-il affirmé. La balle est dans le camp de Tiko. 8O 8O 8O Fa tsy efa vita ve le études fa inona fotsiny reny novazavazaina teny @ 13 mai reny? Bluff daholo zany fa zao vao hamorona dossier?

Mahay kah!
2. bozyboleta ( 08/04/2009 06:21)
Tony mbola fahaizana hafa koa. Asa mba tany @ sekoly inona reto ministra reto no nianatra.

Riz à 500 Ariary/kg. Les opérateurs sont contre les procédures
(08-04-2009)
- Vendre le riz à 500 Ariary/kg pour soutenir les couches vulnérables. C’est une action qu’il faut faire surtout en période de crise.

Mais cela doit s’effectuer dans le cadre d’un partenariat avec les organismes à œuvre social comme on l’a toujours fait et non de cette procédure d’intervention commerciale de l’Etat, dénoncent les opérateurs lors d’une rencontre avec le ministre du commerce de la HAT, Jean Jacques Rakotonirina hier. Sinon cela devient problématique pour les producteurs.
Par ailleurs, ils ont recommandé la réalisation d’un inventaire de stock de produits de première nécessité dans toute l’île pour une prise de conscience de tous les intervenants. L’allègement des procédures de restriction de devises pour l’ouverture d’une lettre de crédit auprès des banques, est aussi soulevé, à part la protection des opérateurs contre le redressement de valeur imposé par la Douane dans le cadre d’une opération d’importation. Le ministre de tutelle tient à rassurer que l’entreprenariat est désormais libre et peut évoluer dans une concurrence saine, sans l’intervention de l’Etat. :roll: :roll: :roll: Tsy mitsabaka, tsy mitsabaka. Ny anakiray nefa etsy vao milaza fa manana droit de regard.
Inona ihany e?

3. penguin ( 08/04/2009 06:24)
Olona entin'ny sasany amin'ny sangany vé no filohan'ny HAT koa inona no saina fa resaka fozaorana no mandeha. Hitany ihany fa nanasoa fianakaviana maro ary namatsy an'ny faritra rehetra io Groupe TIKO io ka tsy nataony na tsy sahiny ny nilaza ireo notaterin'ny VIVA hoe poteho tanteraka io TIKO io. Io koa ny mpiasan'ny "Banque Centrale" fa maneho ny adalan'i fozaorana ary Antsirabe hita ny hamaroan'ny olona manara-dàlana ka mitohy ny fanalana ty fozaorana ty. HATAMBARO NY HERY SAO LANIN'NY FOZA E.
4. bozyboleta ( 08/04/2009 06:30)
Izany no nanaovako ny lohateny hoe "FANJAKANA TSISY SAINA" satria ny loha no mandeha ambany ny an'ireo mpitondra fôpla reo fa tsy mieritreritra.
Mila atao am-pisainana ny zavatra rehetra fa tsy entim-po fotsiny.
Raha izy ireo irery moa no midofotra maninona, fa ny fiainan'ny vahoaka an-tapitrisany no lalaoviny sy potehiny.
Tiany handeha @ loha daholo ôtran'azy angamba ny Malagasy.
SANATRIA!
5. Oay ( 08/04/2009 06:36)
Manao ahoana neny a! natory tsara ve alina! toa tonga masiaka be mantsy neny zao maraina izao an!

Neny a! ny fahitako anazy indray d tsy hoe mitsabaka @ fitantanana @ orin'asa n'i dada ny HAT fa mijery hoe ahoana ny fandehan'ny fitantanana ny antony d:
1°Eo aloha ireo hetra.
2°Araka ny resaka mandeha d mamatsy vola ny fanakorotanana ny filaminambahoaka ilay orin'asa ka mila arahimaso! otrany hoe ilay firenena tsy azo antoka ozy ny amerikana d arahimaso ny fandehan'ny volany é!
3°Marina aloha ny an'i neny momba an'ilay hoe fanakatonana an'i TIKO aloha d hita fa maimaika ry HAT é! d na d dondrona aza ve d tsy hahalala fa maro be ny zavatra mifandray @ asan'ny TIKO ka ny fanakatonana anazy d hiteraka fitongilanana (déséquilibre) eo @ toekarena @ faritra toa an'i Ivakinakaratra ohatra, ny antony d tsotra "SATRIA NANANA NY MONOPOLE I TIKO KA RAHA IZAO D IZAO D HORAVANA D TSY METY" ny tokony ataon'ny HAT d manokatra ny tsena d avela miditra izay tehanao.
6. Mandefitra ( 08/04/2009 06:42)
Ny manjo ny fizahan-tany manginy fotsiny :

Un appel a été lancé à l’endroit des représentations étrangères pour la levée de l’interdiction de venir à Madagascar du site web de leur diplomatie.
Le secteur du tourisme est sinistré, le transport aérien enregistre une baisse de 40% des trafics ; 70% des établissements hôteliers ont fermé accusant une perte de 70% de leurs chiffres d’affaires. Ces mêmes hôteliers ont du envoyer en chômage technique 70% de leur personnel. Les visiteurs annulent encore leurs réservations.


Aleo hanao fa ho kendan'ny nasesiky ny tananany toy ny rafotsibe nihinam-bomanga eo ihany izy ka.
7. bozyboleta ( 08/04/2009 06:56)
Ahoana moa no ahatongavan'ny mpizahatany @ zao didin'ny besandry sy fanjakana mitam-basy zao?
Raha eto Antananarivo, vao eo Analakely defa voaendaka.
Hanao circuit aventure izy ohatra any atsimo na any avaratra, efa ny dahalo ange no mitondra fanjakana e! Ny mpamono olona efa navoaka ny fonja.
Ary ny vola rahateo efa tsisy raha ny an'ny fanjakana fôpla. Manahy aza aho hoe ny fanjakana mihitsy no maniraka ny maramila gasy mina-taiparasy handroba satria tsy ho arany intsony ny famelomana sy fanomezana ny tambiny nampanantenaina an'ireo nanampy azy handrombaka fitondrana.

Tsisy saina hoa!
8. Oay ( 08/04/2009 07:13)
bozyboleta:

Ahoana moa no ahatongavan'ny mpizahatany @ zao didin'ny besandry sy fanjakana mitam-basy zao?
Raha eto Antananarivo, vao eo Analakely defa voaendaka.
Hanao circuit aventure izy ohatra any atsimo na any avaratra, efa ny dahalo ange no mitondra fanjakana e! Ny mpamono olona efa navoaka ny fonja.
Ary ny vola rahateo efa tsisy raha ny an'ny fanjakana fôpla. Manahy aza aho hoe ny fanjakana mihitsy no maniraka ny maramila gasy mina-taiparasy handroba satria tsy ho arany intsony ny famelomana sy fanomezana ny tambiny nampanantenaina an'ireo nanampy azy handrombaka fitondrana.

Tsisy saina hoa!


neny a! tandremo fa mitady hifindra any @ i neny ny tsy fisiantsain'ny fanjakana fôpla an!
Fa maninn ve ozy neny?
Ka izao raha ny HAT ve no handefa ny miaramila handroba tsy otrany hoe tsy mety ve izany satria ny mpiasan'i dada sy ny mafana mikorontana aza efa tsy hitany izay hanaovana anazy d mbola hoampiana ve kanefa tany milamina no hany ahafahandry zareo mahazo ny fahatokisan'izao tontolo izao.Noho izany d hita hoe tsy mitombina iny haihain'i neny iny fa otrany mitady holasa miteraka tsy fisiantsaina ao @ i neny indray ary ilay izy!


9. xxx ( 08/04/2009 07:16)
Vao nivoaka an-gazety anio fa nisy andian`olona mitondra basy nitifitra zandary teny Ambohimanambola . Iza moa tsy ry CAPSAT fozaorana indray izany mandroba eran`ny tanàna izany . @ zay namono zandary , dia izany dia mbola jeren`ny Corps de la Gendarmerie fotsiny koa . Tena FANJAKANA EFA TSISY SAINA fa marina ny anao ry Bozyboleta !!! Diran-doza ny Firenena nanana ireto Mpaka fahefana an-keriny tsisy saina sy ireto Mpitandro filaminana fanetriben`ny Firenena ireto kle !!! Zay vao tena ho very isika mianakavy !
10. bozyboleta ( 08/04/2009 07:39)
Ampio dôzy ry oay refa tsy ampy fa tsy i Bozy no tsy ahaiza-miaina lava eo a! neny a neny! Neninao taiza a!

Ahoana moa no tsy iheverana fa ny miaramila sy ny mpitondra fôpla mihitsy izao no lasa jiolahy? Basy zao no miteny. Basy no nentina nandrombahana fanjakana; basy no nentina nangala-pinana tany Andranomanelatra; basy no nandrobana ireo menaka sy vary zaraina @ Ar500;
Rehefa tsisy vola intsony koa fa bankiropotra ny fanjakana dia ampiasaina mora foana ny basy androbana olon-tsotra.
Ny ministra ny filaminana anatiny moa ireny efa hita fa jiolahy mpamaky trano ireny teny Anosy.
Ka inona indray no mbola porofo tsy ampy @ reo nolazaiko reo?
11. antiosymaint ( 08/04/2009 07:43)
Tsy azo mitsy reto osy mainty reto!
Eo mimenomenona fa hikatona tiko sns...
De hoe mandeha ndray ny tiko de tsy faly ny osy mainty fa mila sacrifice mantsy ny tolona, ndana hoa anontanio an'i Pdt Andry ny recett'ny tolona mahomby fa tsy be menomenona vao maraina eo ry bozyboleta sy penguin osy mainty a!
12. news2dago ( 08/04/2009 07:43)
Hoy ianao oe: " Fa ry la hutte canadienne sy ry socolait efa niasa teto nadritra ny firy taona talohany angaha tsy mahavita azy?
Aiza re zany e!"
Bold text
Dia efa andevom-bazaha mihitsy ka. Ireny ihany velomina.
13. papala ( 08/04/2009 08:06)
FANJAKANA TSISY SAINA SADY FANJAKANA TSY MANJARY NO FANJAKAN'NY BAROFO NO FANJAKANA JIOLAHIM-BOTO, NO FANJAKAN'NY MPANDAIKA VARIRARAKA FOTSINY no hiainan'ny MALAGASY ZAO.
14. ifiona ( 08/04/2009 08:07)
bozyboleta:

Ampio dôzy ry oay refa tsy ampy fa tsy i Bozy no tsy ahaiza-miaina lava eo a! neny a neny! Neninao taiza a!


ha!ha!ha! :-D :-D :-D :-D :-D reveko beeee
:-* :wink: :lol:
15. bozyboleta ( 08/04/2009 08:11)
Ka milaza fa hoe monopole ka tokony potehina.
Sady nopotehina nefa itomaniana vohaina indray rehefa nanapa-kevitra ny mpitantana fa hakatony ny orinasa-NY.
Be ireo efa nanao teo aloha ary frantsay sy karana bevola nindraindraina nefa tsy nankaiza fa resin'ilay mpivaro-dronono tambanivohidahy kely tsisy CEPE.
Efa potika io ny reharehan'ny fandraharana Malagasy madiodio; ka alefaso ny fahaizana miaraka @ vahiny jerena.
Malalaka anie izany ny tsena @ zao e!
Ampidiro bolloré mahavita azy raha sahy.
16. Oay ( 08/04/2009 08:44)
ifiona:

bozyboleta:

Ampio dôzy ry oay refa tsy ampy fa tsy i Bozy no tsy ahaiza-miaina lava eo a! neny a neny! Neninao taiza a!


ha!ha!ha! :-D :-D :-D :-D :-D reveko beeee
:-* :wink: :lol:


Ka tsy ampy ny dozy satria lasa i dada d sady malahelo an'i neny za fa mitototo atsy sy aro izy mitady vao² mba hanentanana sy handrangitana ny vahoaka mba hisian'ny ady an-trano eto Madagasikara satria efa tsy nahomby ilay hevitr'i neny ny @ hananganana efitra d io indray izao ny bala rangitina ny zandary hiady @ miaramila.
Ny tanjona @ ity baiko avy @ dada ity d satria refa raikitra ny fifamonoana eto Madagasikara d manararaotra i dada hangataka @ UA ny handefasana tafika hampandry tany.
Mbola averiko fa raha tehiady antrano ny miaramila d t@ ireny fanonganana an'i dada ireny no nataony izany fa jereo fa na ny GP ary d namela moramora ny miaramila naka ny lapampanjakana satria izay ilay fahendrena ao @ io tafika io, tsy tia mamono olona.
Mbola hamafisiko ihany koa fa ny fahendren'ny CEMGAM sy ny ingahy visy amiraly nampian'ny minisitrin'ny raharahambahiny Ranjeva Marcel ary ny filohan'ny antenimierampirenena Sylla ary ny ambasadoro ny be kintana no tsy naharaikitra ny ady antrano fa raha ny eritreritr'i dada d aleony mahita an'i Madagasikara feno rà mandriaka toa izay hamotsotra ilay firenena satria mazava ho azy fa ny fialany t@ fitondrana d mitarika ny faharavan'ny fananany izay mbola eto Madagasikara no fototra.
Ka ianao anie ry bozy nilaza hoe t@ androndratsiraka nareo nijaly d za mbola tsy teraka t@ niakaran'i Ratsiraka teo @ fitondrana d izay no hiantsoako anao hoe neny, sady fanajana koa ilay izy fa raha tianao d azoko atao mahintsy ny manompa anao @ izay tena tianao d asehoko eto izany fa tsy afeniko rah tinao.Zay neny a! aza taitra wa fa isika tsy resy fa mbola mandinika i dada ao andapa na d tsisy CEPE araka ilay filazanao aza!

17. bozyboleta ( 08/04/2009 08:56)
Ndana alou mifoka kely fa mirediredy. :lol: :lol: :lol:
18. Oay ( 08/04/2009 09:03)
bozyboleta:

Ndana alou mifoka kely fa mirediredy. :lol: :lol: :lol:



neny ary i neny alou mandehana minono kely fa rava ny fihinana ka any izao i neny mivarotra tsy mila patanty!


19. bozyboleta ( 08/04/2009 09:08)
Ndana hoa alou mifoka kely fa mirediredy.
:lol: :lol: :lol:
Diso adiresy! Reninao very fihinanana ompaina ôtran'io ataonao io fa tsy Bozy no tsy ahaiza-miaina.
20. Oay ( 08/04/2009 09:23)
bozy a efa hita izao fa tsy zatra mandoha hetra wa ka d izao mandehana aloha minono kely an'ny @ dada any d rehefa tsy voky tsara fa very fihinanana d mandehana mivarotra ambongadiny an'ilay demi damme tsara andilana d amin'izay bozybolenta miletalenta sady tsy misy patanty d mazava ho azy fa tsy misy hetra aloha hihihi...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0738