Aiza ianareo ry tgv sy HAT fa mijaly ny "VAHOAKA" eee

1. Noue ( 07/04/2009 16:15)
lozanareo miady seza ao fotsiny fa ahoana zao fijalian'ny "vahoaka" zao eee ???

Les tensions s’enveniment au sein de l’exécutif de la HAT par rapport à la nomination des ministres de son gouvernement toujours incomplet. Quelques ministres déjà en place devraient être remplacés selon nos informations. L’annonce des noms des nouveaux ministres était attendue la semaine dernière

dia ahoana ireo tratran'jade eee???

19:00 - Séismes à Ivohibe de magnitude 3,2 : une équipe du bureau national de gestion des catastrophes (BNGRC) et de l’institut de géophysique (IOGA) est sur place pour enquêter et calmer la population
18:50 - Cyclone Jade, bilan provisoire : 3 morts et plus de 800 sinistrés (Mananara-Nord : 539 sinistrées, district de Port-Bergé : 184 sinistrés, district Mormanga : 100 sinistrés)

18:30 - Face à l‘incapacité « du gouvernement à répondre aux besoins fondamentaux de la population », les agences onusiennes à Madagascar ont demandé une aide d’urgence de 35 millions de dollars au siège de New York. Cette aide strictement humanitaire répondra aux besoins des groupes les plus vulnérables face à la crise politique et les catastrophes naturelles, notamment dans la prévention des risques d’épidémies comme la peste ou le choléra, mais aussi de malnutrition


dia hay ve io vary oe 500ar io temporaire fotsiny eee !

Le riz à 500 ar n'est qu'une mesure temporaire a déclaré le ministre du commerce Jean Claude Rakotonirina après une réunion avec les opérateurs de la filière Riz.
novalian'i mihitsy ny 08/04/2009 05:44
2. xxx ( 07/04/2009 16:32)
vo ts ampy ray volana ve zay no nahazo fitondrana de tetehenao hanao fahagagana sa handoa-(danitra e! fa avereno daol aloh ny volampanjakana rehtr nalainareo tim nataonareo afadrakotr tao am bank central sy ny tresor de afaka miadana manampy ny vahoaka ny fanjakana
3. KALACK ( 07/04/2009 16:34)
zay tsara ny an'i Noue fa be zizo loatra elah io ,ny vola angalarinareo tao de avy eo terena hampiadana ny vahoaka ny fanjakana ,
4. Noue ( 07/04/2009 16:38)
o ry kalack aaa! fa efa hadinon''lah sahady nga ireny nolazain'i tgv ireny oe misy vola ohatrinona moa? avy @ iza moa? sa ve efa lany t@ nividianana ny capsat lesy ?? dia ahoana zao? hosokafana ihany ve ny Tiko sa ahoana? 100 000 emplois indrirekta, 3500 emplois direkta dia ahoana? dia lasa 103 500 indray no very asa dia tsisy karama, dia mitombo hatrany ny fahorian'ny olona kooo
5. KALACK ( 07/04/2009 16:42)
hoy xxx
vo ts ampy ray volana ve zay no nahazo fitondrana de tetehenao hanao fahagagana sa handoa-(danitra e! fa avereno daol aloh ny volampanjakana rehtr nalainareo tim nataonareo afadrakotr tao am bank central sy ny tresor de afaka miadana manampy ny vahoaka ny fanjakana
6. Noue ( 07/04/2009 16:47)
:( :( :( :( :( :( :(

http://www.youtube.com/watch?v=Ob9DdSmDKsg
7. KALACK ( 07/04/2009 17:39)
hay ve ny asan'i Noue ka mpametaka afisy amireny film video gidragidra reny e, de otrinnn ry Noue no mametaka afisy 250isa zao? raha apetraka miparitaka?
8. nancy ( 07/04/2009 17:53)
President izany ry anona tokony tonga dia mahalala mihetsika avy hatrany izany rehefa misy zavatra mahazo ny vahoaka a. Tokony efa nanana programa izany vao niakatra teo amin'ny seza fiandrianana, tokony efa mahalala ny zavatra tokony atao rehetra amin'ny cas rehetra possible mitranga fa tsy hoe rehefa eo vao hieritreritra izay hoatao. Ny fahavoazana anie tsy hiandry anao hieritreritra eo e, ny cyclone tsy hiandry an'i tgv hianatra ny tokony atao vao hoavy ... Rehefa tsy hay dia miala teo fa aza mitiritirina amin'ny toerana tsy hanao akory na ny tokony ataonao eo aza.


xxx:

vo ts ampy ray volana ve zay no nahazo fitondrana de tetehenao hanao fahagagana sa handoa-(danitra e! fa avereno daol aloh ny volampanjakana rehtr nalainareo tim nataonareo afadrakotr tao am bank central sy ny tresor de afaka miadana manampy ny vahoaka ny fanjakana



9. Noue ( 07/04/2009 18:00)
nancy:

President izany ry anona tokony tonga dia mahalala mihetsika avy hatrany izany rehefa misy zavatra mahazo ny vahoaka a. Tokony efa nanana programa izany vao niakatra teo amin'ny seza fiandrianana, tokony efa mahalala ny zavatra tokony atao rehetra amin'ny cas rehetra possible mitranga fa tsy hoe rehefa eo vao hieritreritra izay hoatao. Ny fahavoazana anie tsy hiandry anao hieritreritra eo e, ny cyclone tsy hiandry an'i tgv hianatra ny tokony atao vao hoavy ... Rehefa tsy hay dia miala teo fa aza mitiritirina amin'ny toerana tsy hanao akory na ny tokony ataonao eo aza.
izay indrindra manko eee ! iza nefa no nanery azy haka sy hanao bodongerina ny toeran'ny hafa tahaka zao eee ?? zavatra tsisy hainy akory io !!! dj ve no mba zavatra hainy ko hitondra fanjakana no atao kilalao tsss






10. majakely ( 07/04/2009 18:03)
ny tena mammpmé de mamaly otran'ny hoe i xxx mihitsy no nahazo toerana...hihihi...Ho avy kosa ry zareo Noue fa andraso alouh ee!nareo kooooooooo!!! :lol:
11. Noue ( 07/04/2009 18:50)
ka mijaly ny "vahoaka" koooo ! dia ahoana ireo tratran'jade ???? mampalahelo !
12. fijo ( 07/04/2009 21:18)
inona no hiraharahianay izay vahoaka any.ngah aizy no mijaly vary sy ronono,sy menaka???enao no te hametraka ahy teo.ny asa efa nodorako,za nga hamiteny hoe hinoy izay lazaiko fa tanterao fotsiny hoa de avy eo milahara vary
13. mihitsy ( 08/04/2009 05:44)
Noue:

lozanareo miady seza ao fotsiny fa ahoana zao fijalian'ny "vahoaka" zao eee ???

Les tensions s’enveniment au sein de l’exécutif de la HAT par rapport à la nomination des ministres de son gouvernement toujours incomplet. Quelques ministres déjà en place devraient être remplacés selon nos informations. L’annonce des noms des nouveaux ministres était attendue la semaine dernière

dia ahoana ireo tratran'jade eee???

19:00 - Séismes à Ivohibe de magnitude 3,2 : une équipe du bureau national de gestion des catastrophes (BNGRC) et de l’institut de géophysique (IOGA) est sur place pour enquêter et calmer la population
18:50 - Cyclone Jade, bilan provisoire : 3 morts et plus de 800 sinistrés (Mananara-Nord : 539 sinistrées, district de Port-Bergé : 184 sinistrés, district Mormanga : 100 sinistrés)

18:30 - Face à l‘incapacité « du gouvernement à répondre aux besoins fondamentaux de la population », les agences onusiennes à Madagascar ont demandé une aide d’urgence de 35 millions de dollars au siège de New York. Cette aide strictement humanitaire répondra aux besoins des groupes les plus vulnérables face à la crise politique et les catastrophes naturelles, notamment dans la prévention des risques d’épidémies comme la peste ou le choléra, mais aussi de malnutrition


dia hay ve io vary oe 500ar io temporaire fotsiny eee !

Le riz à 500 ar n'est qu'une mesure temporaire a déclaré le ministre du commerce Jean Claude Rakotonirina après une réunion avec les opérateurs de la filière Riz.



tsy misy afa-tsy critique sy fanaratsiana ny hat no fiainanao ry noe! very seza sa very fihinana?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0484