Fampitandremana

1. Noue ( 08/04/2009 19:18)
L’UA avertit les pays qui tenteraient de “cautionner l’illégalité” à Madagascar

Le conseil a également averti qu’il imposerait des sanctions supplémentaires à Madagascar si la Constitution n’est pas rétablie dans six mois. A cet effet, le communiqué précise que :


http://www.topmada.com/2009/04/08/lua-avertit-les-pays-qui-tenteraient-de-cautionner-lillegalite-a-madagascar/
novalian'i fijo ny 09/04/2009 22:11
2. fijo ( 08/04/2009 20:02)
tsy raharahan'i TGV izany.ngah aizy no hijaly fa tsy ny vahoaka.io ataon'ny mpiasan'ny banky centrale sy finance io no mety sy mahomby.
3. xxx ( 08/04/2009 20:51)
ny rahampitso koa hita eo!
20H25 : Les "legalistes" débuteront leur manifestation jeudi par une marche demain depuis l’église pentecôtiste Ankorondrano demain. Les femmes légalistes renforcées par des épouses de militaires seront dépêchées pour remettre des courriers auprès des ambassades demain. Point de rendez vous, Ambohijatovo

4. fijo ( 08/04/2009 20:58)
de le vady miaramila tamin'ny tgv ihany ve io ,sa vady miaramila hafa koa e???to amifak atahak abe izy izany.
5. xxx ( 08/04/2009 21:05)
tsy vadi-miaramilany CAPSAT reo ka!
6. pitchou ( 08/04/2009 21:29)
sssssssssssss! ny eo ihany no niverimberina! rovina zany no nde haka an'ambohitsirohatra e!
7. fijo ( 08/04/2009 21:32)
aok alahy,ngana aloh andry matory fa efa haligna ny andro
8. pitchou ( 08/04/2009 21:36)
:* fijo
ko za aza tsy mahita tory fa tsy hitako n,y pô ko
9. pikatti ( 08/04/2009 21:37)
efa pression aloha io ka, misimisia fa ho aiza eo ny mpangalatra fanjakana oooooooooooo
10. pitchou ( 08/04/2009 21:41)
:( tena @ saina tsy miangatra: rehefa ny gasy moa zany no manao azy d dictateur fa rehefa ny gena no manao an-tery otran'io @ hafa d tsy dictateur an! :roll: :roll: :roll:
11. fijo ( 08/04/2009 21:51)
an an,ka ny iray kosa manao ankeriny ko.tokony mipirina anie ny miaramila ,dia avela hifanao eo ny samy mpomba e
12. pitchou ( 08/04/2009 22:09)
ko maninn rah mipirina ry UA sy SADC isany fa tsy aleo ny firenena tsirairay no hanao ze tiany atao? d hita eo? fa maninn no mandrahona sahala @ io? nefa vô ze i madagasikara zay efa tedavin'ny natiora alavirina bebe kokoa an'i afrika? sady tô mitovy @ le coalition be an'dry dadabe ratsiraka teo aloha iany le izy ko
13. fijo ( 08/04/2009 22:11)
ana nany miaramil amihintsy no mil amipirina daholo,de aleo ny samy pokona no hifanjinja eo
14. pitchou ( 08/04/2009 22:15)
rah zany d aleo klo angonina ny basy rehetra d idina ao @ banky santiraly, d miverina ho pokona daholo ny rehetra indrindra fa ny kapisaty, d sokafana @ zay ny ringa
15. fijo ( 08/04/2009 22:17)
maty eo daholo ireo fa ataovy eo anie e
16. pitchou ( 08/04/2009 22:29)
aza manao an'zany e! elah zao v d haharesy kapisatry nofanina ho garde presidentielle @ ady totondry?
17. xxx ( 09/04/2009 06:13)
pitchou:

ko maninn rah mipirina ry UA sy SADC isany fa tsy aleo ny firenena tsirairay no hanao ze tiany atao? d hita eo? fa maninn no mandrahona sahala @ io? nefa vô ze i madagasikara zay efa tedavin'ny natiora alavirina bebe kokoa an'i afrika? sady tô mitovy @ le coalition be an'dry dadabe ratsiraka teo aloha iany le izy ko



Oudry , fa angaha vitan'izany ity atao hoe fiaraha-monina ? Nareo mi tsam aza miady rehefa ela ny ela tsy maintsy miditra RaFanja kanou

Angaha eto ambonin'ny tany misy firenena afaka mandehandeha irery fa tsy maintsy misy organisation , sinon foutoire ity tany ity

Sa mahavita tena ?
18. fijo ( 09/04/2009 22:11)
pitchou an,misy kapisaty tsy alehany ireo rah atsy manana basy.mba misy an'iny dia miseho be sandry fa vao lavitr any basy ,dia ny tongotra no atao mafy tsara
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0758