LEO TGV FOANA FOANA ami'nizay

1. salopard ( 08/04/2009 20:23)
Aiza i Dada hitondra maina , MAINA MAINA MAINA

http://www.laverite.mg/index.php?option=com_content&view=article&id=5701:culturede-marijuanaa-madagascarun-dossierscandaleux-contre-ravalomanana&catid=34:actualites-madagascar&Itemid=53

mi-krizy tsy ampy dôzy aho e!

Mifona , en manque, mangovitra aho e!

maty aho Colombianina-ko, afghan-ko, Toliara-ko, marocan-ko, haninako...

Manenina @ le TGV

tsy ampy dôzy aloha , fa sao misy :
Na Joint, na Monkey , na chocolat, na space skunk, na kif, na jig-a-loo, mety daholo ry mirananirina, sy Yuka , ary ifiona a!

snif...
tchouf...

répondu par papala le 09/04/2009 07:50
2. fijo ( 08/04/2009 20:26)
volonjavatra fohana.(katsaka)
3. salopard ( 08/04/2009 20:26)
Na Joint, na Monkey , na chocolat, na space skunk, na kif, na jig-a-loo,
alefaso re, avereno ravalo

snif...
4. fijo ( 08/04/2009 20:30)
volonnnnnn katsaka wa
5. ifiona ( 08/04/2009 20:38)
hien? 'mena sokolà ve ?

:roll: :roll: :roll: sady efa akaiky ny paska...
6. pikatti ( 08/04/2009 21:01)
volonkisoa leity fohana ,sa efa najedaky capsat le fika be nareo, =)) =)) =)) =))
7. Belle ( 08/04/2009 21:06)
hoy fijo: volonjavatra fohana.

ianao ve ry fijo tsy hanao hafa tsy izay hahalatsaka anay amin'ny andro mialohan'ny alakamisy masina eto fotsiny a! :o)
8. fijo ( 08/04/2009 21:34)
ka volon katsaka io ko,
sa volommmmmmm ppppppppppary
9. pitchou ( 08/04/2009 21:38)
FIJO :-w :-w :-w maditra!
10. fijo ( 08/04/2009 21:48)
inona no tsy mety ataoko e???nareo wa tsssss
11. pitchou ( 08/04/2009 22:01)
io mifoka sy mampfoka volonjavatra io f'inn ndray
12. fijo ( 08/04/2009 22:05)
za ngah amifoka,izy no te hifoka ko
13. yuka ( 09/04/2009 01:37)
:-D :-D :-D =)) =)) =))
14. milamm ( 09/04/2009 03:33)
izao fotsiny charlie pehana salopard ,fa aza miditra @ skunk na weed,na ecsta
refa tsy zaka de asio kely heroine fa tena mety ...
Tsy ampy amboarin'ny mpilaza vao2 manko ny sain'i salopaka,raha ny fahitako azy,izany culture des drug barons de l'Océan Indien dia efa ela ary iza no nampiroborobo azy io ? filière,avy any mozambika,afrika atsimo sy seychelles,maorisy ,rodrigues sns,ny vavolombelona tao amintsika tratra ankarihary ary nandalo tribonaly iraisam-pirenena @ heloka bevava dia i Hortense Raveloson Mahasampo rahavavin'i celine vorondolo tao @ sisi-taniny Italy andrefana talohany taona 2000... hoso-potaka tsy misy hafa ny hoe ody nentina avy ivelany ho ao Ambotsirohitra izy io t@ fangalan'ny Capsat ankeriny ny lapa dia nolazaina fa ny tompon-toerana tao no mpilalao ody
15. xxx ( 09/04/2009 06:05)
milamm:

ô ry anona a, mba 1ère dame de l'Etat anie iny lazain'i anona fa vorondolo iny e . Tsy hain'i toi angaha fa toute verité n'est pas bonne à dire (na dia hoe ohatran'ny vorondolo kototry aza :-D :-D )
16. papala ( 09/04/2009 07:50)
:D :D :D :D :D :D :D :evil: :evil: :evil: :evil: 8O 8O 8O 8O 8O :-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ =)) =)) =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1492