tsy ny TIM irery...

1. taralila09 ( 10/04/2009 12:35)
aza adino fa tsy ny tim irery iany no mitaky fa ny vahoaka tan-dalàna mihintsy sy ny very asa izay an'aliny no mitaky eto.Toa ny tim iany mantsy no voalaza fa izahay vahoaka madinika aôna.
2. penguin ( 10/04/2009 12:39)
Ka rehefa tsy misy CAPSAT dia mandeha irery hoy ny TGVendrana satria iny no tsy hananan'ny manara-dàlana hoy izy.
3. ifiona ( 10/04/2009 12:39)
okay!
4. Oay ( 10/04/2009 12:48)
taralila09:

aza adino fa tsy ny tim irery iany no mitaky fa ny vahoaka tan-dalàna mihintsy sy ny very asa izay an'aliny no mitaky eto.Toa ny tim iany mantsy no voalaza fa izahay vahoaka madinika aôna.


Efa nanaortra momba an'io ihany aho, ary za afaka miteny fa tsy TIM irery tokoa ny mandeha eny Ambohijatovo satria mahalala olona ny tenako tsy TIM ilay olona fa tena mafana fo makeny.
Ny manahirana kely ny fijeriko d ilay hoe TIM=Ravalomanana.
Azavaiko:
Ny fandraisako anazy d otrany hoe tsy hahavita ninn le TIM refa tsisy ilay Ravalomanana d otrany tsy mety amiko izany satria tsy hoe Kristy i Ravalomanana ka hoe tsy azo soloina.
D izay no nahatonga ana nanontany hoe raha sanatria maty tampoka ve i Ravalomanana d tonga d rava izany ny etsy Ambohijatovo.
D efa nisy namaly moa hoe an3 mitohy io, d amizao efa hitako mazava satria i Ravatomanga efa manao firesahana @ HAT sy ny ambiny!


5. penguin ( 10/04/2009 12:54)
Tsy niteny Olombelona ho Kristy mihintsy teto fa olona lany tamin'ny fifidianana Ra8 ary nesorina manta nohon'ny tsy fanarahana lalàna noho izany mila miverina amin'ny ara-dàlana. Rehefa tonga ny fifidianana ho hitanao tsara fa manana ny olona sahaza izany ny rehetra mameno ny mpanara-dàlana.
6. Mirananirina ( 10/04/2009 12:59)
Marina mihitsy izany taralila09 a;raha vao miteny tonga dia hoe,tgv io na TIM,io.
Ny ohatra anay tsy mpanao politika tsy misy dikany.
7. Oay ( 10/04/2009 13:09)
penguin:

Tsy niteny Olombelona ho Kristy mihintsy teto fa olona lany tamin'ny fifidianana Ra8 ary nesorina manta nohon'ny tsy fanarahana lalàna noho izany mila miverina amin'ny ara-dàlana. Rehefa tonga ny fifidianana ho hitanao tsara fa manana ny olona sahaza izany ny rehetra mameno ny mpanara-dàlana.


Penguin a! interprétation-ko ilay izy fa za tsy niteny hoe nisy nanoratra teto nanao hoe Ravalomanana=Kristy!
Ny nahatonga ana ni-interpreté an'ilay izy toa izay d satria otrany hoe vonona hofaty izany ny sasany raha toa ka tsy miverina i Ravalomanana.
Momba ny ara-dalana indray d mbola averiko hoe:"Raha toa ka vola halatra ve no hividiananao fiara d marina fa aradalana ilay fiara fa tsy manakana ny olona nahalala ny halatra nahazahoana an'ilay vola hiteny izany hoe tsy ara-dalana io satria vola halatra no nividianana anazy"
Raha sanatria tsy azonao d izao :"Ny fifidianana eto Madagasikara d feno halabato" aiza ve ka 95% ny solombavambahoaka d TIM sns...
Tonga d valiako i penguin fa eny @ ireo renivohimparitany aloha d efa mba madio ny fifidianana d izay no nahalany an'i Andry Rajoelina teto Antananarivo.
D sady efa feno halatra no mbola manao be marenina tsy mety mihaino.
Fanontaniana tian'i penguin ve raha toa ka ohatran'io miseho any alzeria io no mitranga eto amintsika, d ataovy hoe i Zafy Albert zany efa nitondra folo taona d au lieu de miala d lasa ndray manova lalampanorenana d milatsaka d lany fona kanefa efa antitra sy marary lava.
Ka izao é, efa miresaka izao ny lehibe d aleo miditra @ repoblika vao² fa izany no mampety antsika tanora sa efa zokinjokiny i penguin!

8. penguin ( 10/04/2009 13:12)
Farany misy dikany ny tsy mpanao politika f'aza marary fo. Rehefa misy mifanehatra mivantana sahalan'ny mpanao baolina tena eny ambony kianja dia lazaina hoe itsy Club M ary itsy Voromaherin'Alaoatra ary izay manampy tosika dia iray amin'ireo na tsy mandàka baolina aza. =)) =)) =))
9. taralila09 ( 10/04/2009 13:17)
zahay tsy mpanao potlika nefa ny lasa tsy fanadino ary tantara de mitoetra.
Depuis 1960 ny fahaleovanten'i M/car:mpitondra maro no nifandimby 60-72,75-91,91-95,96-2001 fampanantenana poakaty no hita sy tsapako satria n'iza n'iza nitondra teo ny pôsiny no voalohan-daharana,avy eo ny famille,avy eo ny namako akaiky,avy eo ny manodidina ahy,avy eo ...hatrany hatrany zay vao hoe aôna i M/car rehefa akaiky ny fifidianana.Zao ndray 7taona monja (2002-2009) no vita h@ nandinihako azy sarotra ny mandainga fa zay vao nanarina ny fatihantoka tao anatin'izay taona maromaro izay.Koa n'iza n'iza hanakiana nisy ny zava-bita maro teto na dia nisy aza ny erreur nataon'ny mpitondra de izay ve no hamotehana ny tanàna toy zao.
Teny hatsipy io hoan'izay mahalala,am-po miheritreritra.
10. Oay ( 10/04/2009 13:19)
Tena marina ny an'i penguin fa jereo any @ ireny tany lehibe ireny fa vitsy ny mpikambana @ antoko noho ny olona tsy mpanao politika fa ny mampalahelo d ilay tsy manao politika mora fitahina sy azo fahanana lalitra fa ny mpanao politika d efa kobony daholo ny fikafika rehetra d tsy voafika izany!
Fa d marina fa ilay tsy manao politika no bobaka!
D jereo anie eto amintsika fa refa misy korontana otranizao d bobaka be ny milaza fa fikambanana tsy manao politika kanefa rehefa atao ny fanadiadiana d kay mpanohana antoko ihany ilay mpitarika fa mody be fikafika.Mila mailo isika ry penguin fa ny ratsy tsy kely lalana a!
11. penguin ( 10/04/2009 13:30)
Ka ny maty voatifitra rehetra dia saika tsy mpanao politika izany fa mpanara-drenirano na nofahanana abobo. Zaza mbola manomana hanala BEPC no netin'ny TGVendrana teny Ambohitsirohitra ary maty teny dia ny TGVendrana no malaza koa azo atao ahoana ?
12. Oay ( 10/04/2009 13:48)
penguin:

Ka ny maty voatifitra rehetra dia saika tsy mpanao politika izany fa mpanara-drenirano na nofahanana abobo. Zaza mbola manomana hanala BEPC no netin'ny TGVendrana teny Ambohitsirohitra ary maty teny dia ny TGVendrana no malaza koa azo atao ahoana ?


Za aloha tsy teny d za koa tsy nahita olona nanao tablier mangamanga t@ ireny fa tetsy Ambohijatovo niaraka t@ TIM no nahitako ankizy manao tablier mangamanga t@ vao nanomboka ny fangatahana ny famerenana an'i Ravalomanana.
D ny sary hitako t@ télé sy eto @ aterineto d ohatrany olona efa mihoatra n'ny 20 taona daholo ilay hita maty sy naratra ka asa fa za aloha 13 taona nanao BEPC zany é!


13. penguin ( 10/04/2009 14:28)
Ny renin'ilay zazavavy kely natao hoe TOKY no nitaraina mafy tao amin'ny TV Plus ary nanambara hoe "izaho vonoina fa nahoana no ny zanako mbola vao mpianatra eny @ CEG Nanisana ary hanomana BEPC no notifirina". Nanampy izany koa ny zandriny sady nitomany teo ampandevenana ny zokiny nilaza hoe 11 izahay no tany fa tsy nanao couchez-vous izy dia voa.
Miresaka zava-misy izahay fa tsy TGVendrana mandeha rora akory.
14. andrywui ( 10/04/2009 14:34)
Ny TIM ihany lety ry penguin no nitifotra io zaza io a!! amzay de misy sira tsara le Tgv hamboarina aa!! efa fantatra anie amzao fotoana zao fa bala avy amin tim no nahavoa le zaza e!! andana elah makany amin services d'autopsie nijery sy naka ny bala raha ts balan'ny Tim le izy
15. ravonjison ( 10/04/2009 14:42)
Oay:

penguin:

Tsy niteny Olombelona ho Kristy mihintsy teto fa olona lany tamin\'ny fifidianana Ra8 ary nesorina manta nohon\'ny tsy fanarahana lalàna noho izany mila miverina amin\'ny ara-dàlana. Rehefa tonga ny fifidianana ho hitanao tsara fa manana ny olona sahaza izany ny rehetra mameno ny mpanara-dàlana.


Penguin a! interprétation-ko ilay izy fa za tsy niteny hoe nisy nanoratra teto nanao hoe Ravalomanana=Kristy!
Ny nahatonga ana ni-interpreté an\'ilay izy toa izay d satria otrany hoe vonona hofaty izany ny sasany raha toa ka tsy miverina i Ravalomanana.
Momba ny ara-dalana indray d mbola averiko hoe:\"Raha toa ka vola halatra ve no hividiananao fiara d marina fa aradalana ilay fiara fa tsy manakana ny olona nahalala ny halatra nahazahoana an\'ilay vola hiteny izany hoe tsy ara-dalana io satria vola halatra no nividianana anazy\"
Raha sanatria tsy azonao d izao :\"Ny fifidianana eto Madagasikara d feno halabato\" aiza ve ka 95% ny solombavambahoaka d TIM sns...
Tonga d valiako i penguin fa eny @ ireo renivohimparitany aloha d efa mba madio ny fifidianana d izay no nahalany an\'i Andry Rajoelina teto Antananarivo.
D sady efa feno halatra no mbola manao be marenina tsy mety mihaino.
Fanontaniana tian\'i penguin ve raha toa ka ohatran\'io miseho any alzeria io no mitranga eto amintsika, d ataovy hoe i Zafy Albert zany efa nitondra folo taona d au lieu de miala d lasa ndray manova lalampanorenana d milatsaka d lany fona kanefa efa antitra sy marary lava.
Ka izao é, efa miresaka izao ny lehibe d aleo miditra @ repoblika vao² fa izany no mampety antsika tanora sa efa zokinjokiny i penguin!





D\' accord tanetraka @ voalazan\' i Penquina aho, ary miala tsiny kely aminy raha toa ka hamaly an\' i OAY.
OAY: eto dia tonga @ ilay tena foto-javatra isika ( principe): Ianao izany milaza fa mety ny nanonganana ( @ fomba tsy ara-dalána) an-dRavalo satria nangalatra izy , nanao be marenina sns....
Izao kosa dia milaza fa :
- tokony nasiana fitoriana, fitsarana, porofo, fanapahan-kevitry ny mpitsara, fanatanterahana.
- azo nesorina @ fomba ara-dalána izy. I Juriste Vony Rambolamanana nilaza t@ telé France 24 fa misy ny fomba ara-dalána azo nanesorana azy. Fa naninona no tsy nampiasain-dry TGV izany fomba ara-dalán izany ?
Ireo zavatra roa voalzako ireo no olana.
N\'inoni\' nona fanedrikendrehana natao an-dRavalo, tsy meloka izy raha tsy nandalo fitsarana.
Ny filoha voafidy dia tsy azo hongahonganana fotsiny @ fomba tsy ara-dalán toy izao, avy eo dia pasopasohana ny resaka. Izay mihitsy no mtsy mety.

16. Oay ( 10/04/2009 15:22)
Ravonjison a!
Za tsy miteny mihintsy hoe légitime ny coup d'Etat nataon'ny TGV satria raha miteny an'izany za d otrany hoe mpametaka afisy no sahaza ana!
Fa kosa aleo azava fa tsy any frantsa isika fa mbola aty afrika!
Ohatra akaiky azo eritreretina ve hoe @ 2011 d hangataka référendum i Sarkozy fa atao 7 taona indray ny mandat présidentiel na koa hoe efa vita ny deux mandats an'i Bush d nampanao référendum izy ka hoe mbola afaka mirotsaka fanintelony. Tadidio anefa fa efa tokony tsy afaka nirotsaka intsony i Bouteflika tao alzeria fa novainy ny lalampanorenana d io fa lany indray na d efa ny andaniany ny fiainany aza d any @ hopitaly.
Nanaraka tsara iny resaka t@ france24 za ary ny olana hitako d mihevitra ilay vevavy iny fa d dondrona sy tsy nianatra daholo ny Malagasy satria otrany hoe tsy nisy ninn natao fa tonga d nidina andalambe.Tadidio fa raha juriste ilay vevavy iny d olona efa amapolotaona niasa @ maha mpahay lalana anazy i Ratsirahoanana.Fa matoa tsy maintsy nandeha t@ ireny isika d satria efa tsy nisy azo natao intsony teo @ aradalana (Plan juridique) satria mbola averiko fa aty afrika isika fa tsy any andrefana any ka aty afrika re tompoko d 95% ny dépité d mpiaraka @ fitondrana, 100% antenimierandohaolona mpanohana fitondrana, 100% ny Fitsarana avo sy ny fitsarana @ ankapobeany manohana izay mitondra! D aiza ary no mba ahafahana manantena fa raha misy fitoriana d mba handresy ny mpanohitra.
Tadidio fa raha tena aty Madagsikara ianareo ka minia tsy mahalala fa any ambanivohitra tsy hitan'ny be sy ny maro any anie ka na 95% aza nifidy ny mpanohitra d rehefa tonga aty Antananarivo ny vokatra d lasa 99% nifidy an'izay eo @ fitondrana é!
Mbola mila averina amintsika indray ve fa na ny MFM aza d nangataka ny hanovana ny lalampififidianana d inn no nataon'i Ravalomanana nampanao référendum nanamafy ny fahefan'ny filou satria mbola averiko fa efa tafapetraka tsara ny masinina fangalarabato ny TIM toa ny masinina fangalarabato ny AREMa sy ny PSD t@ androny.
Ka raha hiteny ianareo hoe coup d'Etat io d tsy mandà i Oay ary milaza i Oay fa tsy mankasitraka an'ilay izy en tant que démocrate républicain fa kosa tsy misy azo natao d la fin justifie le moyen.Désolé fa raha ohatra ianareo ka mahita zavatra azo natao ka tsy takatrin'ny saiko d mba azavao amiko fa hisaorako anareo izany.Jereo izao ilay plainte nametraka mitory ny MAE ny HAT any Paris any é! io Ny Hasina fa tafaverina soa amantsara aty d miaraka @ asterix manao négociation! Mila midina ety ambonin'ny tany koa isika (Misy hiran'i Dama izay hoe Ambohitsaina d mba henoy)
17. reeves ( 10/04/2009 15:28)
Mba ho entina hi-justifier-na ilay Coup d`Etat dia maro be ny pro-TGV alaim-panahy foana hanao affirmation gratuite fa nangalatra Ra8 kanefa rehefa zohiana toa tsy nisy porofo satria raha nisy porofo manko dia tsy maintsy nandeha tamin`ilay fitoriana voalazanareo teo ambony ny resaka dia vita ho azy . Toy izany koa ny filazana fa nampahantra ny olona nadritry ny 7 taona . Amin`ny saina tsy miangatra , ianareo ve dia sahy hiteny fa tsy nahavita n`inn n`inn Ra8 tao anatin`izay 7 taona izay na dia very tao anatin`ny fanarenana ny toe-karena , ny tetezana nopotehin`ny Pro-Amiraly izay , Pro-TGV ihany ankehitriny (CAPSAT) aza ny 3 taona tam`izany ? Mandehana manontany ireo tantsaha ianao dia lazao azy hoe tsy nisy ilana azy Ra8 fa ompa razana angamba no mahazo anao . Zah zany otran`ny te hilaza hoe ny TIM aza no toa tsy rototra amin`io tolona io indraindray ( dia ho sanatria ve namadika palitao ) satria be dia be ireo lohandohany tao amin`ny TIM toa tsy mba tazana eny fa ny vahoaka izay efa tena romotra mihitsy satria nohon`ny Coup d`Etat par la force nataon`iTGV ( zay azo hiampangana azy raha ilaina izany satria voararan`ny lalana koa izany ) dia tapaka ny fanampiana iraisam-pirenena , tsy handray vola ny mpiasam-panjakana atsy ho atsy , hiakatra ny vidim-piainana , be dia be ireo chomeur vokatry ny orinasa norobaina sy nodoran`ny TGV , hiharatsy ny condition sosialy izay hiteraka fiharatsiana eo am` fandriam-pahalemana izay efa mitranga sahady am`zao ( halatra , endaka...sns) hampisara-bazana ny malagasy ny adin-tsaranga , ho be dia be ny violence satria ireo "andian`olona " am`faritra iva dia efa ampianarina fa ny fahafahana = gaboraraka ka samy manao izay tiany atao . Raha araka ny hevitro , didi jadona eo amin`ny lafiny discipline foana ihany no afaka mamerina izany rehetra izany amin`ny laoniny satria isika gasy olona tsy discipliné loatra !!!
18. Oay ( 10/04/2009 16:02)
Reeves a!
Aleo aloha hazava fa i Oay tsy pro TGV ary tsy Pro Arema, tsy mbola manao politika i Oay satria tsy mbola mahatsapa izy fa manana ny ahafahana miatrika an'izany adidy ngeza be izany izy.Ka raha miteny eto i Oay d mbola averiny fa heviny manonkana no velambelariny araka izay hahatakarany anazy!
Noho izany d tsy miresaka @ anaran'nizaniza i Oay fa à titre personnel!
Na izany aza anefa d malahelo i Oay fa latsaka andavaka ny tanindrazany d eto no ahafahany maneho hevitra d eto izy no miresaka.
Malahelo izy satria "Tsy afaka miresaka ny mpanao politika fa mifampidera sandry"
Malahelo i Oay satria miady ny mpianakavy noho ny resaka politika.
Malahelo i Oay satria 95% ny havany d tambanivohitra ary mijaly @ zava-misy @ izao fotoana izao ary efa nijaly nandritra ny fitondran'i Ravalomanana satria raha mba naniry ny hividy tank hitehirizana ronono ny havany fa mba nitombo ny vokatran'ny koperativa d fampitahorana no navalin'ny TIM fa tsy ilaina izany tank izany fa efa eo ny TIKO mividy @ vidiny mirary ny rononon'ny tambanivohitra.Zava-nisy tao @ faritr'i Soanirariny io!
Mandehana ianao any @ faritr'Antanifotsy iny fa marina fa mikaikaika ny vahoaka satria mafy ny fiainana fa kosa tsy very fanantenana satria fantany fa hisokatra ny tsena ka afaka hivarotra ny rononony @ izay tiany izy ireo.
Momba ny halabato d mila averina aminareo ve fa firy ny fitoriana tsy nahazahoana valiny tao @ HCC.
Ka izao é! jereo t@ mai68 fa rehefa nihetsika ny vahoaka frantsay d noravan'i De Gaulle ny antenimiera isatsokajiny satria VOx Populi Vox Die.
Momba ny resaka discipline otrany te-hiteny ve i reeves hoe:"Mila fehezina @ basy ny Malagasy" raha eny ny valiny d vao zavatra tsy mitovy @ atsy afrika aza no ataon'ny CAPSAT d efa tsy zakan'ny Malagasy ka maika fa hoe didy jadona.Mialatsiny fa i Oay koa tsy mankasitraka fanjakana jadona satria ny olombelona tsy biby akory ka tsy afaka hisaina.
Fa mbola mangataka fona ny tenako manao hoe omeo ana ilay zavatra azo natao mba nahafahana nandresy lahatra an'i Ravalomanana mba hihaino ny mpanohitra izy é! d tadidio fa aty afrika i Madagasikara fa tsy any andrefana any an!
19. ravonjison ( 10/04/2009 16:05)
Oay:

Ravonjison a!
Za tsy miteny mihintsy hoe légitime ny coup d'Etat nataon'ny TGV satria raha miteny an'izany za d otrany hoe mpametaka afisy no sahaza ana!
Fa kosa aleo azava fa tsy any frantsa isika fa mbola aty afrika!
Ohatra akaiky azo eritreretina ve hoe @ 2011 d hangataka référendum i Sarkozy fa atao 7 taona indray ny mandat présidentiel na koa hoe efa vita ny deux mandats an'i Bush d nampanao référendum izy ka hoe mbola afaka mirotsaka fanintelony. Tadidio anefa fa efa tokony tsy afaka nirotsaka intsony i Bouteflika tao alzeria fa novainy ny lalampanorenana d io fa lany indray na d efa ny andaniany ny fiainany aza d any @ hopitaly.
Nanaraka tsara iny resaka t@ france24 za ary ny olana hitako d mihevitra ilay vevavy iny fa d dondrona sy tsy nianatra daholo ny Malagasy satria otrany hoe tsy nisy ninn natao fa tonga d nidina andalambe.Tadidio fa raha juriste ilay vevavy iny d olona efa amapolotaona niasa @ maha mpahay lalana anazy i Ratsirahoanana.Fa matoa tsy maintsy nandeha t@ ireny isika d satria efa tsy nisy azo natao intsony teo @ aradalana (Plan juridique) satria mbola averiko fa aty afrika isika fa tsy any andrefana any ka aty afrika re tompoko d 95% ny dépité d mpiaraka @ fitondrana, 100% antenimierandohaolona mpanohana fitondrana, 100% ny Fitsarana avo sy ny fitsarana @ ankapobeany manohana izay mitondra! D aiza ary no mba ahafahana manantena fa raha misy fitoriana d mba handresy ny mpanohitra.
Tadidio fa raha tena aty Madagsikara ianareo ka minia tsy mahalala fa any ambanivohitra tsy hitan'ny be sy ny maro any anie ka na 95% aza nifidy ny mpanohitra d rehefa tonga aty Antananarivo ny vokatra d lasa 99% nifidy an'izay eo @ fitondrana é!
Mbola mila averina amintsika indray ve fa na ny MFM aza d nangataka ny hanovana ny lalampififidianana d inn no nataon'i Ravalomanana nampanao référendum nanamafy ny fahefan'ny filou satria mbola averiko fa efa tafapetraka tsara ny masinina fangalarabato ny TIM toa ny masinina fangalarabato ny AREMa sy ny PSD t@ androny.
Ka raha hiteny ianareo hoe coup d'Etat io d tsy mandà i Oay ary milaza i Oay fa tsy mankasitraka an'ilay izy en tant que démocrate républicain fa kosa tsy misy azo natao d la fin justifie le moyen.Désolé fa raha ohatra ianareo ka mahita zavatra azo natao ka tsy takatrin'ny saiko d mba azavao amiko fa hisaorako anareo izany.Jereo izao ilay plainte nametraka mitory ny MAE ny HAT any Paris any é! io Ny Hasina fa tafaverina soa amantsara aty d miaraka @ asterix manao négociation! Mila midina ety ambonin'ny tany koa isika (Misy hiran'i Dama izay hoe Ambohitsaina d mba henoy)



O.K ! Azoko tsara ny tianao ho lazaina: tsy nisy possibilité hafa azo natao intsony.
Mizara roa izany isika : misy milaza fa tsisy intsony ny azo natao, ary misy koa ny milaza fa mbola nisy ny azo natao, hevitra roa samihafa ireo. Izay angamba no azontsika hamarananana azy.
Ary aza hadino fa any aoriana kely any dia hisy olona mpanao politika vaovao hanao fanonganam-panjakana, dia haveriny io voalazanao io "" tsisy azo natao intsony "
20. Oay ( 10/04/2009 16:16)
Ravonjison an!
Nisy namono i Abraham Lincoln, mbola nisy namono i JFK fa tadidio fa lasa firenena matanjaka be ny be kintana.
Noho izany d amizao fotoana izao isika afaka mametraka ny lalana fototra rehetra mba tsy hahatonga ny mpitondra ho ambonin'ny lalana d aleo any no amboarina tsara raha tena tia tanindrazana isika.
Tsarovy fa revolisiona anie no nanangana ny repoblika tao Frantsa tao é fa ahoana efa anjato taona izao ny repoblika, nandalo repoblika maromaro izany fa d tsy maintsy vita io "à coeur vaillant rien d'impossible"
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0531