tsy ny TIM irery...
22. Oay
(
10/04/2009 16:47)
Noue a! andao atao hoe tsisy raisina i Oay fa tsy maninn izany!
Fa jereo fa manazava ny heviny i Oay d OK ozy ravonjison!
Mangataka fanazavana i Oay d tsy afaka manazava i Noue misy horaisina.
Ka izao wa rehefa vizakin'ny mametaka trakta d mandehana minouenoue kely ndray aloha fa izany ihany no sahaza an'i ny mpinouenoue.Hihihi...
Fa jereo fa manazava ny heviny i Oay d OK ozy ravonjison!
Mangataka fanazavana i Oay d tsy afaka manazava i Noue misy horaisina.
Ka izao wa rehefa vizakin'ny mametaka trakta d mandehana minouenoue kely ndray aloha fa izany ihany no sahaza an'i ny mpinouenoue.Hihihi...
23. KALACK
(
10/04/2009 16:53)
Ary maninnnn rah tonga de nonoina izy de vita kabary e,, milamn kokoa izy amzay
24. Mirananirina
(
10/04/2009 18:03)
Ary maninnnn rah tonga de nonoina izy de vita kabary e,, milamn kokoa izy amzay
Inona indray re ty ry Kalack e
25. ravalotgv
(
10/04/2009 18:39)
tssss resakin ny tsy sahy hanao inona reto fa be tsikera eto maninona tsy manao ee esory tgv na avereno ravalo
26. fijo
(
10/04/2009 19:24)
hihiihi nareo leretsy e,tsy manana hevitra anie tgv ireo fa amboletra no fantany e.
27. reeves
(
11/04/2009 12:00)
Oay ---> didijadona ho fampiharana ny Discipline hahasoa ny rehetra fa tsy didijadona hamoretana olona amin`ny tsy marina ( CAPSAT) . Raha namaky gazety tam`herinandro i Oay dia nahita fa eny Analakely dia feno mpanao tourniquet indray izao , feno mpanendaka , misy Mpitandro filaminana Mivalan-drano sady efa mamo nefa miaraka amin`ny basy , feno mpivarotra ny trottoir , ny makorelina efa tsy menatra intsony eny Analakely fa tsy any Tsaralalana intsony , izany zao no sary vao2 hitanao eto Tanà , un vrai bordel satria ve hoe NAHAZO FAHAFAHANA . Ataoko fa HEVI-DISO BE izany !!!
28. ravonjison
(
12/04/2009 18:09)
Oay:
Ravonjison an!
Nisy namono i Abraham Lincoln, mbola nisy namono i JFK fa tadidio fa lasa firenena matanjaka be ny be kintana.
Noho izany d amizao fotoana izao isika afaka mametraka ny lalana fototra rehetra mba tsy hahatonga ny mpitondra ho ambonin'ny lalana d aleo any no amboarina tsara raha tena tia tanindrazana isika.
Tsarovy fa revolisiona anie no nanangana ny repoblika tao Frantsa tao é fa ahoana efa anjato taona izao ny repoblika, nandalo repoblika maromaro izany fa d tsy maintsy vita io "à coeur vaillant rien d'impossible"
Nandalo fitsarana daholo ireny ry Oay a. I Louis XVI sy ny vadiny Marie Antoinette ohatra notsaraina, nomelohina vao notapahina ny lohany.
