Hafiriana ny mameno governemanta ry tsy very hevitra ?
1. penguin
(
10/04/2009 11:12)
Ny TIM lazaina very hevitra tsy mahagaga satria na ny mpitarika azy aza nanaovan'ny TGVendrana barofo ary noterena niala ny lapa miaraka amin'ny CAPSAT. Trano tsy nisy olona aza nitondrana fiara mifono vy tao Ambohitsirohitra. Ka ahoana kosa aza ireto milaza ho mitombina fa tsy very hevitra no andro marobe tsy mahatsangana governemanta feno ? Sa misy izany eran-tany hoe atsangana dia fenoina tsikelikely eo satria mitombona sy mahay loatra ? Hafa kely ny fahaizana TGVendrana an !
novalian'i fijo ny 10/04/2009 19:57
2. essera
(
10/04/2009 11:16)
Fa lisany ve tsy isaina place sa mbola midongy indray ry penguin. Raha zah zao elah tonga d ataovy haingana ny cv alohan'ny fifampidinihina. Mbola fotoanany izao fa raha vao mbola midongy eo koa dia zay no vita...
Porofoinay mihitsy hoe io manao toetran-jazakely :
tsy omena mangataka = omena midongy.
Porofoinay mihitsy hoe io manao toetran-jazakely :
tsy omena mangataka = omena midongy.
3. rahiratra
(
10/04/2009 11:20)
Efa tompon'ny fahefana nareo koa tsy fenoina haingana fa inona indray ary no anisana izany ? Sa tsy hay ilay asa ? Sa ireo no ministera tsy maika alaina ? Mba mampiasa loha fa tsy resaka publicité na fanamboarana Antsonjombe sy lapan'ny tanàna tsy vita akory fa ny fandehanana mizaha fanampiana any frantsa no rehareha.
4. andrywui
(
10/04/2009 11:29)
Satria na ny Mpitarika ny TIM aza de namotsotra ny fitondrana efa teo antanany ho an'olonkafa !!! raha tena tia xny Fitondrana izy de tokony nitazona amin'ny fomba rehetra ny Fitondrany fa tsy natsipitsipy fotsiny teo !!! de oe nambanana basy eee!! zao eééé !!zandary marobe sy polisy marobe , gardes pd. mbol amanjatony tao reo ve de hamela azy ho ambanana qbasy fa izy mitsy no efa malaina ny mbol Hitondra satria efa be no voakipiliny !!! izao no porofo ,,!!tsy manatsaina ze hiverina eto M/car zany izy na de efa mitomany ny hiverenany aza i Penguin !!! izy hiraharaha !!
5. KALACK
(
10/04/2009 11:34)
Efa tompon'ny fahefana nareo koa tsy fenoina haingana fa inona indray ary no anisana izany ? Sa tsy hay ilay asa ? Sa ireo no ministera tsy maika alaina ? Mba mampiasa loha fa tsy resaka publicité na fanamboarana Antsonjombe sy lapan'ny tanàna tsy vita akory fa ny fandehanana mizaha fanampiana any frantsa no rehareha.
Rahiratra !! efa tafiditra ane ny TGV vao nahita fa nataondravalo tantely afadrakotra tao ny volampanjakana rehetra e,, bon ,, de voatery mamorona ndray zany ,, fa raha tsy nalainareo TIM ane ny vola tao am tresor , bank sns ... tao mba nisy nihetsehana ny fanjakana vaovao ee,
6. essera
(
10/04/2009 11:44)
rahiratra:
Sa tsy hay ilay asa ? Sa ireo no ministera tsy maika alaina ?
Io ary ilay nolazaiko. Manao toetran-jaza be. Tsy omena ianareo mitaky mafy dia mafy. Andrasana ianareo hoe inona ary no tianareo. Zay tsy handray. Mahazo tefaka mahery ty zaza ty farany :-D :-D :-D :-D
Mba mampiasa loha fa tsy resaka publicité na fanamboarana Antsonjombe sy lapan'ny tanàna tsy vita akory fa ny fandehanana mizaha fanampiana any frantsa no rehareha.
Ô rahiratra, tsy nomen'ny fanjakana vola aza ange tgv tamin'ny tao amin'ny cua nidebra tany ivelany nitady ho an'Antananarivo. Fa tsy levon'ny vavoninareo mantsy ity resaka ity hoe :
[center]Rehefa tsy TIM no eto Tana ville dia tsy misy fanampiana eto.[/center]
Io zany lava be io TGV Tana ville contre Ra8 io fa efa hafa moa izao no tena resantsika vokatry ny fivoarana haingana dia haingana.
Tsy Ra8 irery izany no mahay mitady vola fa esory ao an-doha aloha izay. Ny an'n ex-prezda iny aza ange ts d mandé amnapa ny resaka frantsay mahita koa maika fa ny bandy nianatra langue sns... (Ra8 = diplomasia tena tsy izy mihitsy)
7. penguin
(
10/04/2009 11:48)
Fa tsy ampy ngah ny fanampiana nolazaina masom-bolabe teny @'ny 13 Mai ? Tena tsy hitondra fa hanimba ny asa natombokin'ny olona fotsiny no adin'ny TGVendrana. Mba mizahava haingana dia mba fenoy haingana ireto governemanta f'aza variana mamorona resaka rivo-doza sy ny kere eo. Fa hihevitra ny hihinana fotsiny ngah fa tsy hiasa ry TGVendrana a ?
8. essera
(
10/04/2009 12:01)
Angaha penguin tsy mahay manao cv. tsy maninona fa ampiako ise fa sao tara loatra. Efa ho ato ato mantsy ilay dinika amlé coalition. Mba mijereva ihany TV plus rahariva fa Rasolomaso eo ambany tonelina ary efa sadaikatra mihitsy fa tratran'ny orakoram-(pifaliana) diso tsipelina fa azafady, orakoram-pandavana teo Ambohijatovo amin'ny hizorana amin'ny fifampidinihina amin'ny HAT sy ny herivelona eto am Tanana.
Rehefa mbola manolo-tanana ny au pouvoir d mandrosoa haingana fa dadan'lisany ihany ange no orgueilleux be teo hatramin'izay.
Rehefa mbola manolo-tanana ny au pouvoir d mandrosoa haingana fa dadan'lisany ihany ange no orgueilleux be teo hatramin'izay.
9. penguin
(
10/04/2009 12:08)
Kay moa very hevitra miandry ny Coalition no nametrahana ireo tsy hay fenoina vé ry TGVendrana a ? Fa iza no hilaza @'elah fa izay Secteur tian'elah no tazonin'elah dia izay tsy hilain'elah no zaraina ? Fa fitondrana lanim-bahoaka tamin'ny fifidianan ngah elah ry TGVendrana no mihevitra ny hisafidy be ? Miverina hatramin'ny voalohany io ry dontokely fa sao mandeha RORA araka ny tenin'i andrywai atsy. Ny resaka no mandeha nefa tsisy Train à Grande Vitesse akory na ny singany 1 g aza.
10. essera
(
10/04/2009 12:24)
Kay moa very hevitra miandry ny Coalition no nametrahana ireo tsy hay fenoina vé ry TGVendrana a ?
Nohon'ny fangatahan'ny mpitarika ny maro an'isa manaraka ny ara-dalàna.
:-D :-D
Fa iza no hilaza @'elah fa izay Secteur tian'elah no tazonin'elah dia izay tsy hilain'elah no zaraina ?
Tsy azo lavina intsony fa ny tgv no mitazona ny pouvoir izao fa ny tim efa accessoire.
Fa fitondrana lanim-bahoaka tamin'ny fifidianan ngah elah ry TGVendrana no mihevitra ny hisafidy be ?
Voa mafy koa, namita-bahoaka dia nitsipotitra tany aminy fa kobo le hevipetsy.
Miverina hatramin'ny voalohany io ry dontokely fa sao mandeha RORA araka ny tenin'i andrywai atsy.
ka izahay dontokely izao no mametraka ny
Ny resaka no mandeha nefa tsisy Train à Grande Vitesse akory na ny singany 1 g aza.
Mihisakisah lisany ary fa alefanay io ary tsy mila miditra ao anatiny akory fa ery ivelany mijery anay. Rivotra TGV mandalo fotsiny dia efa mitsipotipotitra ny ety am sisi-tosy (manao folara fotsy).
andray, Aza manofahofa an'iny folara fotsy iny ianareo fa kopakopa tanana fotsiny dia milay e
11. penguin
(
10/04/2009 12:32)
Rora ny an'elah hoy andrywai fa tsy rivotra madio é. Ary aza maika fa mbola tsy miodina akory elah dia kofina sady aza adino fa efa nahavita asa maro ny fitondrana teo aloha fa tsy bala-rora ihany akory.
12. Mirananirina
(
10/04/2009 12:38)
Sa misy izany eran-tany hoe atsangana dia fenoina tsikelikely eo satria mitombona sy mahay loatra ? Hafa kely ny fahaizana TGVendrana an !
Penguin a,ny vola tsy misy ka fenoina inona io.Tsy hisy olona hiasa tsy hahazo karama kosa aloha eo e.
13. penguin
(
10/04/2009 12:50)
Lasan'i Dadanay nandositra izany vé ireo vondrona iraisam-pirenena rehetra ireo sa baikon'ny lazaina mpivaro-dronono ireo. Ny TGV mandeha roran'i andrywai ny vava tataka no lasa ary LAINGAM-PANDEHA koa hoy ilay akama iray etsy ambony.
14. xxx
(
10/04/2009 13:13)
essera:
Mihisakisah lisany ary fa alefanay io ary tsy mila miditra ao anatiny akory fa ery ivelany mijery anay. Rivotra TGV mandalo fotsiny dia efa mitsipotipotitra ny ety am sisi-tosy (manao folara fotsy).
andray, Aza manofahofa an'iny folara fotsy iny ianareo fa kopakopa tanana fotsiny dia milay e
Na mikisaka aza izahay tsy mandeha io e ;
Lany @ wa wa wa fotsiny ilay rora kely saika mba hampandehanana azy teo :-D :-D
15. penguin
(
10/04/2009 13:22)
Hainao ihany ny rora fa tsy mahalasa lavitra afatsy ny lavaka kely. =)) =)) =))
16. lolabe
(
10/04/2009 15:23)
io ndray na feno na tsy feno ny governemanta anay zany fa tsy an'ialahy isany, ra nahay lisany tsy nanome an'io fahefana io an'i miaramila i dadan'ialisany, fa lazaina daholo ty atsanga tsy amanorana rehetra ity, io ra penguin tsy maintsy mande io fitondrana io a, ary zany dadan'lisany zany tsy tafa eo tsony fa mahaiza mionona, matoa tsy mbola feno ny governemanta de mbola misaina izy fa tsy manaonao foana ohatry ny an'ialahy isany ka avy eo manaradrenirano ny baikon'ny dadan'lisany fotsiny, tsy ialahy isany irery no misaina fa mba misaina ko ireo, f'anga lisany mihevitra oe na foza orana aza ny nanohana azy de ho vendrana? lisany mantsy efa fantatra fa le favy daholo fa ra tsy zany tsy hahavita oe mitolona eny Ambohijatovo foana nefa miha-matavy foana
17. Noue
(
10/04/2009 16:16)
lolabe:zany ve ,???? tena oe mbola misaina ve sa voahorohoron'ireo gadra maloto casier? sa
matoa tsy mbola feno ny governemanta de mbola misaina izy fa tsy manaonao foana ohatry ny an'ialahy isany
Gouvernement - Difficile accouchement !
Annoncé à plusieurs reprises, le gouvernement au complet de Monja Roindefo n’est pas toujours né et ce, après 2 mois et 3 jours.
Au moins, une partie de ceux qui prétendent étre du Kmd, Tgv, ou carrément « akaman’i Dadafara » seront casés.
il y a d’abord le ministère de la Défense nationale qui d’après des rumeurs, traverse actuellement un certain remous.
L’appel lancé par le Chef de l’Etat-major général de l’armée Malagasy (Cemgam),
car plusieurs des chefs de ce corps n’ont pas répondu à l’annonce.
dia ity no tena loza
Du côté d’Ambohitsorohitra, on reçoit énormément de gens. Beaucoup se réclament avoir mené la lutte dans telle ou telle région de l’île et méritent, selon eux, une place dans le gouvernement
