efa tonga eto europe ny famonoanay olona tsy tgv
1. ravalotgv
(
09/04/2009 22:57)
hehehe ef tonga eto eropa izahay fa tandremonreo gasy miseo milay eo fa vonoinay na de iza iza de fitirinay ary manambola zahay fa tsy oe mody fanina
ny voalony tsy eto pari fa eo akaikaki eo ihany manana karta blanche hamono gasy
:D :D :D :D
ny voalony tsy eto pari fa eo akaikaki eo ihany manana karta blanche hamono gasy
:D :D :D :D
novalian'i essera ny 10/04/2009 07:26
2. essera
(
10/04/2009 05:31)
Raha tany ty ka ts zaka le môsy d aleo ajanona tsotra fotsiny. Aza mitsindrona kosa nefa na dé zan aza fa vao mihamihombo.
3. penguin
(
10/04/2009 06:05)
Izany noatao hoe tsy fisian-tsaina ary asa mpamafa kiraro any Europe angamba ka miteniteny foana. Ny Malagasy rehetra no afaka hampandroso an'i Madagasikara saingy ny politikanareo dia ny fanasaratsarahana sy fampiadiana ny Malagasy. Tsy misy ahavita an'io fampandrosoana io irery fa ady seza no betsaka ka rehefa hoe ahazo seza dia anay ity ary vonoinay raha manembatsembana. Nisy trano vaky sa orin'asa may sa RNM na TVM may ny tolona ataon'ny mpandala ny ara-dàlana ? Rehefa miresaka vahoaka dia misy fanabeazana fa tsy faly hanao resaka barofo. Mba menatra ary mandiniha tena fa tsy faly hoe afaka manoratra dia afafy na poizina aza.
4. Oay
(
10/04/2009 06:13)
penguin:
Nisy trano vaky sa orin'asa may sa RNM na TVM may ny tolona ataon'ny mpandala ny ara-dàlana ? Rehefa miresaka vahoaka dia misy fanabeazana fa tsy faly hanao resaka barofo. Mba menatra ary mandiniha tena fa tsy faly hoe afaka manoratra dia afafy na poizina aza.
Mbola averiko fa tsy misy mpitsara mpanao famotorana nanamarina fa ny TGV no nampandoro ny RNM sy ny TVM ka rehefa miresaka @ vahoaka d tandremo ny fanomezana vavao tsy marina na faly hanao resaka barofo.
D tokony ho menatra ary tokony handinika fa tsy faly hoe afaka manoratra d afafy na poizina aza.
5. essera
(
10/04/2009 06:21)
Salut les Oay sy penguin,
marina dia marina io tenenin'i Oay io ary efa namoronako dinika teto fa betsaka ny olona mpanararaotra ny fihetseham-bahoaka ka lisany hanendrikendrika anay, moa izahay koa hanendrikendrika an'lisany.
Niaina tao anatin'ilay izy aho no asahiako miteny an'io zavatra io fa tsy notantaraina akory.

6. karavasy
(
10/04/2009 06:33)
Tsy misy endrikendrika ny an'ny akama fa maninona no madio sy milamina ny tolona ataon'ny mpanaraka ny ara-dàlana ary ny anareo ireny no vokany. Nianga avy teo amin'ny 13 mey daholo ny mpandroba rehetra ka tokony ho menatra araka ny voalazan'ny namana ary mila mandinin-tena tokoa amin'ny fahaizan'ny ara-dàlana mifehy ny olony tsy hiboriaka. Tsy faly hanao fitaovana ny mahantra fotsiny ka ny fandrobana no heverina ahavoky azy amin'ny fitaomana fananan'olona. MBA MENATRA. Jereo ny tabilao hoy ny mpanaraka ny ara-dàlana. Firy andro tsisy fanimbana.
7. essera
(
10/04/2009 07:26)
Ka i Karavasy ange raha mitady dia tena hahita tokoa e. Ho tezitra nareo raha hiteny aho hoe voafehy ny mpitokona tao Ambohijatovo dia sarotsarotra kokoa ny hananaraotan'ny mpandroba ny fihetsehana izay nataonareo.
Tsy fiarovako be fahatany akory a. Mety tsy nahay namehy izany ny mpitandro ny filaminana tamin'ny teny am 13 mai tam zany fotoana fa ny hanao fotsiny hoe "ravao io ravao io" fotsiny.
Raha hijery tabilao isika dia izao :
Ravalo izay mpitarika sy Empereur ho an'ny manara-dalàna moa izany dia efa KO premier round notsipazana serviette. Efa tsy hitany intsony ny adverserany fa any amin'ny arbitre indray izy no mitodika mi-dance. Ka raha hijery tableau moa izany isika dia tsy battu au point fa KO premier round