Raha tafaverina amin'ny fitondrana ra8 ?

1. essera ( 12/04/2009 12:59)
Tratry ny Paka daholo,

Ny valiny dia tsotra :
- sahirana izy mifoifoy volo. Ampidiro izy wa fa tsy hiafina any an'ala toy ny tantarainy fa iafina any am lakavy.
- Garde du corps koa amin'izay sénégalais fa izy ange wa tsy mahatoky gasy fa ianareo foana no te iondana aminy eo.
- Tsy mety intsony ilay hoe : Madagasikara = Société Ravalomanana. Ary tsy Société Anonyme akory fa Familiale.


Ho avy tsy ho ela a é, Ho avy tsy ho ela a é, (do-tandroka io mba andanianareo fotoana b2 ko2 eo Ambohijatovo).
Tafidi-kizo ihany ange ny TIM tam ilay hoe avereno dadanay. Zao tao am Carlton rehefa nandeha ny fifampidinihina dia hoe tsy misy raha tsy miverina dadanay. Rasolomaso moa dia lany fanahy mihitsy satria efa fantany fa vao hiditra fifampidinihina aza dia efa tsy nanaiky ny kil teo Ambohijatovo.

Fantany tsara fa tsy miteniteny foana izy hoe tsy misy hevitra ankoatra an'io fa ianareo moa mafana fo be loatra ka atao ahoana ?

Mazotoa dia manaova Paka sambatra daholo.
2. tovolahy007 ( 12/04/2009 13:02)
essera>mba mangataka fanazavana @ la momba ireo tany izay hamidy @ karana sy ny frantsay azafady.
3. essera ( 12/04/2009 13:05)
Fanontaniana mivaly fanontaniana, jereo ifotony tsara ilay izy dia avy eo valiako tsara tovolahy.
4. tovolahy007 ( 12/04/2009 13:20)
hahahahaha. Aleo mba anjarako indray ny mihomehy fa Paka ny andro.
5. pikatti ( 12/04/2009 14:17)
refa tsy mahita avaly essera de hevitra bontolo no havaliny zany marina no atao hoe fahabadoana ,vakia tsara ny vaovao raha tsy mahita avaly le karilahy ty a
6. Mirananirina ( 12/04/2009 14:27)
essera,tratry ny paka ianao.

Madagasikara = Société Ravalomanana

Hay ve,nahoana ary zahay no tsy tafiditra niasa tao kale.Ary izao ve lasa Madagasikara=Société Rajoelina :)


7. pikatti ( 12/04/2009 14:28)
ka zay ry mirana no lazaiko hoe mitapy le essera=))=))=))
8. Mirananirina ( 12/04/2009 14:44)
hita hoa ry pikatti
9. rapresi ( 12/04/2009 15:19)
Tafidi-kizo ihany ange ny TIM tam ilay hoe avereno dadanay

Kizo ahoan ry ise a.Ny tgv no tafidi-kizo naka io toerana io :-D :-D :-D
10. xxx ( 12/04/2009 15:27)
tsy midi-kizo mihitsy ny TIM fa ry tgv no tena hidi-kizo rehefa tonga ra8.
11. Noue ( 12/04/2009 15:43)
zay indrindra manko eee!! misy hinan :-D :-D :-D :-D :-D
12. andrywui ( 12/04/2009 18:06)
hoooonnnn !!! hay ve i Noue ve miteny ratsy eeee!!
13. rajy ( 12/04/2009 18:10)
Aleo andeha hojerena e , zay ray mitranga na chasse au TIM na TGV .izay nanaonao foana no inan'nenanany eto ,mitapy ka ngah vehivavy ny firenena ka lalaovina .hamafiso ny seza ra mazana de ho hita eo hamafin,izany tsy ho voaongana zany
14. KALACK ( 12/04/2009 21:03)
Ozy le bandy ray zay tao ambany tao oe ::tapahako ny ahy ra afak'elà eo zahay ,,,,, teo elà 7taona ngarangidin fahoriana no hiain'n vahoak ka ref mahit ny vary 2.500fmg ny kilao sy 12.000fmg ny litre ny menaka vao hoe zao a azao
15. pikatti ( 12/04/2009 21:45)
tapaho ny anelah zany fa lera lera le badolahy ty a :-D :-D :-D
16. Mirananirina ( 13/04/2009 11:07)
chasse au TIM na TGV

Iza hono no hi-chasse an'ireo?Ny vahoaka ve?Tsy manana basy?
j
tapaho ny anelah zany fa lera lera le badolahy ty a

Hita hoa,tsy io ihany fa ny loha koa tapaho.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1721