Mbola patiny fotsiny ny 10.000ha

1. sitlo ( 12/04/2009 11:59)
Araka ny teneniko teto ihany. Ny farim-pahaizan'i TGV hoy aho tsy misy mihitsy na tsy hiresaka diploma aza aho.
Izy ihany dia efa mandà ny teny nolazainy omaly.

Raha ny vola very vokatry tamin'ny resaka tourisme fotsiny dia efa ho 300 millions dollars. Ny chomages techniques sy ny very asa, ny orinasa mikatona sy may efa tsy hay intsony hoe firy.

Kanefa izao dia hoe 10.000ha omena ny vahiny mba ampiasana malagasy 250. Tsy ampy ny ampaha-6 n'ny premiere annee ao amin'ny gestion (DEGS) ao Ankatso akory.

Fa ny tena mampalahelo dia ny hoe santatra am-bava rano ihany iny fa mila mampanofa na mivarotra ny taniny amin'ny vahiny ny malagasy satria mahantra. Ny manaraka taorian'ny DRT izao dia 465.000 ha any Antsiranana ho an'ny karàna.
novalian'i pikatti ny 13/04/2009 10:10
2. Mirananirina ( 12/04/2009 12:16)
fa ny mahagaga ahy hoa dia ny hanana-drizareo droit hanao izany.Mbola tsy président anie izy e
3. sitlo ( 12/04/2009 12:21)
Ny vava-basin'ny CAPSAT ka! Iza no sahy?

Misy ireo sahy, fa saingy, the pick up picked them up.
4. xxx ( 12/04/2009 12:31)
matoa ireo mpandraharaha ireo sahy manao contrat an'i tgv dia fantany fa tsy aharitra ry zareo,ny fanararaotana aloha no misy mandra pa.Iza no mahalala fa dia efa betsaka ny hazo saro bidy navoaka tany @ faritr'i sava iny tao anatin'ireny korontana ireny jusqu'a maintenant.hihihihhhii
5. sitlo ( 12/04/2009 12:36)
Marina izany ry xxx.

Ho an'izay tsy mahalala koa dia ny latabatra iray vita amin'ny hazo sarobidy dia 5000 dollars eo ho eo raha New York no resahana.

Avy eo ianao ihany no latsainy fa hoe mahantra sy vendrana.
6. sitlo ( 12/04/2009 12:37)
( lazain'ny mpanondrana antsokosoko no tiako tenenina )
7. Mirananirina ( 12/04/2009 12:38)
aleo hanao fa tsaraina amin'io indray izy avy eo.Surtout raha tsy hita ny sôsy.
8. Noue ( 12/04/2009 12:54)
Ny farim-pahaizan'i TGV ??? tsisy fa DJ fotsiny anie io ee! sa tsy zany ry HAJA ? (enganie ka mba hitan'i haja ity) :^) :^) :^) :^)
9. Mirananirina ( 12/04/2009 14:49)
tsy zany ry HAJA

Iza indray izany ry Noue a,tsy maninona na tsy teneninao ary e,mba manontany fotsiny aho.
10. pikatti ( 12/04/2009 15:06)
fa iza ty Haja ty é mpanararaotra koa angaha zany sa le mpiaro anjambany ny TGVendrana :-D :-D :-D :-D
11. xxx ( 12/04/2009 15:41)
asa tsika gasy fa rehefa tsy nekena ny fampanofana tany teo d tokony tsy ekena hatr@ farany, d talanjona ihany ny tena fa rehefa azony ny seza ka nandinika d nahatsapa fa ilaina ny famarotana na fampanofana tany @ vahiny, nefa ny mpitondra teo d nenjehina mafy sy no dradradradraina fa tsy hanaiky ny fampanofana tany @ vahiny na d efa nanazava ary ny mpitondra t@ zay fa hisy tombontsoa ho any malagasy lé izy,mamorona asa ho any olona sy vola miditra ho any fanjakana, d hoe tsy hilaina fa mandika ny lalam-panorenana, aiza ihany ary izy ty? zao vao hoe:
(Antananarivo 12 avril ) Affaire Daewoo. Blomberg relate que la HAT n'est pas contre les projets de style Daewoo, mais remet en cause la manière dont cela a été traité.
12. Noue ( 12/04/2009 15:45)
pikatti:
fa iza ty Haja ty é mpanararaotra koa angaha zany sa le mpiaro anjambany ny TGVendrana :-D :-D :-D :-D
ekipan'tgv sarimbavy io ee


:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
13. KALACK ( 12/04/2009 21:05)
ze tany kely ampiasain vetivety io ve les ry sitlo de mampahory be anlà ??? ny anravalo aza ny 1/3 n M/car mits no ef saika hamboariny ,,,,
14. pikatti ( 12/04/2009 21:44)
tsisy veteivety zany io le votany ty a, mitapy ve ty KALCK=andrywui ty é,varoty any @ capsat any ny bofin'elah :-D :-D :-D
15. bazylou ( 13/04/2009 00:27)
zaho letsy mba gaga ry kalack....... simpla retoro de manivela le izy e!!!! ze tsy matanty miala!!
16. pikatti ( 13/04/2009 10:10)
misaotra Noue nikozy le fozaorana a=))=)) tsy mahagaga
tsisy ahofa zany leity eto an ny bofin'lisana ampanofao any fa tsy rarahiko :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3319