Ahoana zany militaires manao RACKET zany?
1. Noue
(
11/04/2009 19:38)
19H45 : Plusieurs témoignages recus font part de racket sur des civils par des élements en tenue militaire dans les quartiers de soanierana et tsaralalana.
dia ahoana indray ity didin'be sandry ity? taiza no mbola nisy oe «dépérissement rapide» ny vary, farine, sy menaka zany??
20:15 - Le ministère du commerce de la HAT a réquisitionné farine, huile et riz de la société TIKO «compte tenu des besoins urgents de la population» et du «dépérissement rapide» de ces marchandises. Le ministère a ordonné leur «mise en vente immédiate» laquelle est gérée par une «cellule opérationnelle» :^) :^) :^) :^) :^) :^)
novalian'i Mirananirina ny 12/04/2009 08:41
2. xxx
(
11/04/2009 20:27)
efa mazava fa totankely sy mpangalatra ireo ka tsy hitako izay tokony ahagaga,ny fanafodiny tsy maintsy fongorina hatramin'ny fakany tous les moyen
3. xxx
(
11/04/2009 20:29)
Ary tota-be toa andr8 sy ny TIM ve avela hangalatra bebe kokoa satria efa matavy????
4. xxx
(
11/04/2009 20:43)
ry tgv mpangalatra tadidio tsara ny 26janvier black monday,tsy nisy izay tsy niaiky ny mponin'ny tana fa mpangalatra ireo,tsy mahagaga raha ny mpangalatra no miaro mpangalatra e :-D :-D :-D
6. Mirananirina
(
12/04/2009 08:41)
tratry ny paka Noue a,
Afaka manao akanjo miaramila daholo, na iza na iza.Tsy haiko aloha izay fahamarinany,fa be amin'izao fotoana izao no misandoka.
Afaka manao akanjo miaramila daholo, na iza na iza.Tsy haiko aloha izay fahamarinany,fa be amin'izao fotoana izao no misandoka.
