Tsy ekena daewoo fa eken'ny TGV kosa i VARUN INTERNATIONAL

1. tovolahy007 ( 11/04/2009 22:17)
Lozaaa ity marina mafy!!

Raha nodradradradraina fa tsy ekena mitsy izany fivarotana tany @ vahiny zany de indrisy fa hay hivarotra tany @ INDE ihany ko ry TGV.

Fa ahoana marina ny tena paikanareo reto e??? Toa afa ny nolazainareo nefa toa mifanipaka be @ zany no hataonareo.

Hisy hiteny indray ao zao fa hoe mbola vao eritreritra io, dia tadidio fa mbola vao heritreritra fotsiny ihany ko ny t@ Daewoo.

Jereo anie ity e.

Madgascar’s new government has not been officially notified of the plans by Varun International, an Indian company, to lease 465,000 hectares of land in the regions of Melaky, Atsinanana and Sofia, Andrianainarivelo said.

Source:http://www.bloomberg.com/apps/news?pid=20601116&sid=acmiQQBrFzbI&refer=africa
novalian'i pikatti ny 12/04/2009 14:30
2. tovolahy007 ( 11/04/2009 22:34)
ity ilay source:

http://www.bloomberg.com/apps/news?pid=20601116&sid=acmiQQBrFzbI&refer=africa
3. xxx ( 11/04/2009 23:53)
Daewoo Logistics plans to bring in agricultural experts from South America and South Africa to work on the project. Labourers will mostly come from Madagascar, with a few from South Africa, he said. The project could end up creating more than 70,000 jobs on the island which is a free-market government of President Mark Ravalomanana agreed to the project.


Io no mahasamihafa azy.
4. tovolahy007 ( 12/04/2009 00:16)
xxx> Tsy io mihintsy no nentina nazavaina teny @ 13 May rakoto ooo. Asa ra azonao tsara ny tiko lazaina io ambony io, tsy ny mahasamy hafa azy no tiko tsindrina. Naninona tsy io fanazavana nomenao io no nentina nazavaina teny @ 13 May fa zavatra hafa?? Ny nolazaina teny @ 13 May de hoe MIVAROTRA TANINDRAZANA i Ravalo fa tsy nisy resaka hoe mpiasa avy ary sy avy ary zany mitsy teny. Dia ny tiko lazaina eo hoe, HIVAROTRA TANINDRAZANA KO ZANY NY TRAIN???

Afa ny lazaina vava fa afa ny ataon'ny tanana. Raha fivarotana tanindrazana ny saika hatao t@ daewoo, de MIVAROTRA TANINDRAZANA MAZAVA BE KO NY TGV zany. Sa izao vao tsapa fa tena nilaina ihany iny fifanarahana iny fa saingy noho ny tsy fisainana sy ny fitiavana te ahazo seza de natao izay hanimbana any le projet?? hahahaha.

Tena manao lohanjaza mitsy anie zany e. Ampio mafy le filohanareo fa hatramin'izao ny fahitako azy de toa tsy misy mandeha @ zay laoniny fa toa miharatsy otran'ny alika nosasana izy ity.

Ny hananana ny tsaratsara kokoa noho ny teo ny tadiavina kanjo toa ny nataon'ny teo ihany ity no ho averin'ny izay eo.
5. xxx ( 12/04/2009 00:58)
which is a free-market government of President Mark Ravalomanana agreed to the project.

Raha izay voalazan'ny teny @ 13 may aloha dia tsy idirako satria tsy izaho no nikabary teny. Fa ny maha samihafa ity tranga Deawoo sy ity Varun ity dia io voalaza etsy ambony io" The president himself AGREED the project"
Ka asa na efa nanaiky i tgv na tsia? Fa raha nanaiky izy na hanaiky dia ho diso avy hatrany koa.
6. klitika ( 12/04/2009 01:23)
Dia miampy ny 10.000 ha omena ny DRT, vazaha be

Kay ireto no tena mpivarotra tanindrazana
7. xxx ( 12/04/2009 01:29)
Efa vita sonia ve sa mbola tsaho e??? Ary mbola tsy henonareo angaha ilay M/car atao echange @ Swaziland??? De voatery hifindra any Swaziland daholo ny gasy fa lasany i M/car.
8. tovolahy007 ( 12/04/2009 02:30)
xxx> mba mamakia tsara aloha zay vao manoratra fa manao valy boraingina fotsiny. Samy mbola tsy nisy vita sonia naa DAEWOO ko aza fa samy mbola vao eo ampandinihina azy daolo. Saingy ny tina resahina dia hoe fa maninona ny mbola miheritreritra an'izany ko ny TRAIN?? Tokony tsy ilaina atao ao antsaina mihintsy ny fanofana na fivaroatana tany @ vahiny izany satria izay no efa nandaniana rora sy nafafy teny @ 13May fa hoe FIVAROTANA TANINDRAZANA.

Enao zao no milaza tsaho satria tsy misy gazety mbola milaza izany tany amidy @ SWAZI zany hatramin'izao. Omeo ny porofonao, ny ahy io ambony io sa tsy nojerenao??
9. Hinagasy ( 12/04/2009 03:35)
O! ry zareo a! ianao indrindra indrindra momba ity HAT ito eto! tena tsy azoko marina e! dia mbola manohana izao ve ianareo? raha tsy nety ny nataon'i Ra8 dia izao inona? rehefa samy tsy mety dia tokony samy tenenina fa aza manohana tsangan'olona ohatran'io ka omena carte blanche izy amin'ny raharahampirenena; Io ihany no efa nahavoa tamin'i Ra8 teo dia mbola hiverina eto indray! Loza! alefaso lavitra ny saina fa i Madagasikara tsy i Ra8 na i Andry TGV ka voatery tsy maintsy hanohana ireo!
10. Noue ( 12/04/2009 06:35)
http://www.latribune.fr/entreprises/tpe-pme/176989/drt-securise-ses-approvisionnements.html
11. xxx ( 12/04/2009 07:26)
Ny Hat ve tsy hoe mikarakara ny transition fotsiny fa tsy natao hi signer contrat toy izany e,hoan'ny president lanim bahoaka no mieritreritra an'izany ny program an'i tgv mikarakara election
tgv oust fa mpangalatra
12. Mirananirina ( 12/04/2009 08:32)
Tratry ny paka Tovo a.
Raha nodradradradraina fa tsy ekena mitsy izany fivarotana tany @ vahiny zany de indrisy fa hay hivarotra tany @ INDE ihany ko ry TGV.

Efa nodradradradraiko teto foana koa fa VALIFATY ny any tgv fa tsy fitiava tanindrazana.Disadisa EX vinanto.
13. tovolahy007 ( 12/04/2009 12:55)
Soa ihany aho fa nisaoty dia eny vao niala io train io marina. Anisan'ny mba nanohana an'ANDRY t@ voalohany satria tsy nekeko izany hoe fanomezana tany hiasan'ny vahiny izany.

Anisan'ny tsy nekeko koa ny tsy famelana malalaka ny rehetra haneho hevitra na io tao @ radio na TV.

Fa vao niteny izy hoe VONONA AHO NY HAKA NY FAHEFANA, de iny aho no niala. Ary teo dia nanomboka hitako fa zavatra hafa mitsy ny tiny lery hatao.

DIA NOSOLOINA MPIVAROTRA TANINDRAZANA ILAY MPIVAROTRA TANINDRAZANA. HAHAHAHA

Izao indray, IZA ZAO NY MPANOHITRA NY HAT MBA EFA NANDEHA NIDITRA TENY @ TVM SY RNM? Mbola niverina ko ny zava-nisy izay antony hoe nanoloana ny teo aloha.


14. Noue ( 12/04/2009 12:58)
tsy azoko mahintsiny aloha oe inona mbola hanohanana an'io HAUTE TRAHISON io ee ! zao mivoaka daholo ny
15. pikatti ( 12/04/2009 14:30)
arodano @ zay fa lera :evil: :evil:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.122