transition

1. xxx ( 12/04/2009 08:46)
tsy hikarakara fifidianana ve no andraikitrizany e?? 8O 8O
novalian'i pikatti ny 13/04/2009 09:56
2. xxx ( 12/04/2009 08:58)
ny principe izay fa ny tena antony hiakaran'ireo eo dia ny hisaosy rapide fa raha hoe ny election no hiandrasany tsy ho lany mihitsy, :-D :-D :-D
3. xxx ( 12/04/2009 09:22)
izay mahitsiny no izy e,hihinana aloha
4. essera ( 12/04/2009 09:37)
Tratry ny Paka daholo,

Ny tena mission an'i TGV amin'io ange sao dia tsy mahafantatra dia ny fandravana hatrany amin'ny fakany ny jadona sy ny fametrahana ny tena demokrasia marina fa tsy sarisary sy afenina ao amin'ilay "manara-dalàna".
Ary efa niteny mihitsy izy hoe tsy ny hampanakarena azy no niakarany teo fa dadan'lisany miits ry mpiondana isany no tiany naongana. Dia mbola averina eto foana ve hoe firifiry ireo olona voageja teto amin'ny tanana na ankolaka na mivantana.
Adalan'ny tratran'ny tazon-karena ka tsy manaiky voky fa izy ange efa nanana koa raha hampitoviana am ra8 vao teo raha mbola mitady izay olona mila fanazavana.
5. xxx ( 12/04/2009 10:22)
essera:

jereo ny alatra sy doro trano ny 26janvier eh ,izany ve no democratie,izao indray dia olna tsy alehany no atao minisitra eo,en plus mbola ny vary sy menak'i tiko no hangalarina,f'angaha tsy mahavita azy e??? mampalahelo
izao toa vao maika tsy milamina ny vidi mpiainana hidangana tsy ho ela izay ve no democratie an' elahy :evil: :evil: :evil:
6. xxx ( 12/04/2009 10:38)
demokratie a la capsat e

19H45 : Plusieurs témoignages recus font part de racket sur des civils par des élements en tenue militaire dans les quartiers de soanierana et tsaralalana

09H00 : La société de chimie DRT acquiert une concession de 10 000 ha de terres de pins à Madagascar

tsy aleo ihany ve ra8 no teo dia tsy nofidiana intsony izy ny 2012 fa raha fantatra fa mpanao didy jadona sy mpangalatra
saingy ny marina madahotra fifidianana daholo ny antoko mpanohitra ,hihih
te hifidy ny lohany nefa matahoatra ny masony

:-D :-D :-D
7. TEGEVE ( 12/04/2009 11:34)
anaka isany tratra ny paka
diso fanantenana izahay nanohany TGV,miha-pires hatrany ty fanaovana habibiana ty ,lasa mivarotra tanindrazana
homano ry vahoaka Malagasy nyfanoherana fa zay ato @ foibe efa mihetsika
(l) (l)
8. Mirananirina ( 12/04/2009 12:41)
Hikarakara fifidianana hoe: :( mbola aminy 2010,
anaka isany tratra ny paka
diso fanantenana izahay nanohany TGV,miha-pires hatrany ty fanaovana habibiana ty ,lasa mivarotra tanindrazana

TEGEVE a,mbola vao manomboka ny train letsy e
9. essera ( 12/04/2009 12:45)

jereo ny alatra sy doro trano ny 26janvier eh ,izany ve no democratie,izao indray dia olna tsy alehany no atao minisitra eo,en plus mbola ny vary sy menak'i tiko no hangalarina,f'angaha tsy mahavita azy e??? mampalahelo
izao toa vao maika tsy milamina ny vidi mpiainana hidangana tsy ho ela izay ve no democratie an' elahy :evil: :evil: :evil:

Leo mihitsy aho mamerina ny hoe ny mpanararaotra no tokony anontaniana an'io fa nisy hatramin'ny tim, tgv, mpangalatra tsotra nanararaotra nijapy tao.
Ary mbola misy fanampiny koa hoe "aza dradradraina intsony ry reto ilay hoe manara-dalàna sy tan-dalàna" fa efa niaraha-mahalala fa fitaovana napetraka nanapena-maso ny vahoaka fotsiny io fa na tsy nanao aza ohatra ianareo Dadanareo gaigy be.
10. Noue ( 12/04/2009 12:56)
:-D :-D :-D :-D :-D
11. pikatti ( 12/04/2009 14:23)
mitapy kay le essera ty zay vao fantatra ,ka iza ny mpanararaotra fa tsy TGVendrana =)) =)) =))
12. xxx ( 12/04/2009 14:41)
marina izany ry essera tsy vitan'ny mpanararaotra ry tgv fa mbola mpangalatra ihany koa.
dia ahoana le fivarotana tany @ karana sy ny vazaha,sa mbola nijapy koa i tgv saika hivarotra an'io :-D :-D :-D
13. pikatti ( 12/04/2009 14:46)
mpandroba vahoaka tsisy ilavana azy akory ,tsy hangery aty zany hoa ,arodano fa lera é :twisted: :twisted:
14. KALACK ( 12/04/2009 21:19)
arodany fa lera tokoa ,,, voatifitra bean'ny capsat eo elah ,,,, fa tairo
Marary ery ny fon'ny sasany hoe hamidin'ny tgv ny tany eee!!! hakany vola zao io de zzao eee!! nefa anie hamboleny fotsiny io ra ny ten marina ee!! de ref tapitr ny fepotoana nifanarahana xde mivern am M/car ndray ny tany !!! fa an'i ravalo anie re olona de efa ny 1/3 mitsy no saika hasiana rindrina be fa ho vidian' ny sasany eeee!!! ka aza miteniteny foana fa tsy misy dikany rah izay io ampahatany kely io no akana vola ee!!! sady izao koee!!! iza moa no nanao qtantely afa-drakotra nanapitra tenteraka ny volampanjakana tao ???? maninnnn no nalaina tao daholo ny vola tao amin Tresor , banque central , FER ,Usaid ,Upep ,Fao ,Fed ,Fid ......avereno ireo vola rehetra nalainao tao Ravalo de misy vola hiasana ny Fanjakana ee!!! aiza ve rangah ry zalah nangala-bola ndray ty no avo vava oe zao eééé zao!!! Mamo miantso polisy ,,,,
15. pikatti ( 12/04/2009 22:01)
KALACK=andrywui tsy misaina le vendradahy ty iza no nangalatra teo ?iza no nandroba teo? TGVendrana daholo fa elah ve efa lasa adala é, refa tsy ampy vola ndana mivarotena fa tsy Madagasikara ahofa sy hambolena zany ,zany no naenjehana an'i R8 dia zany ndray no hatao mieritrereta fa mba olon-dehibe é
16. bazylou ( 13/04/2009 00:31)
le resaka koa anie rehefa entina amin'ny valy biraingiina sy ny halako bika tsy tiko tarehy fa tsy misy famakafakana sy fijerena ny réalité gasy dia ompa sy ozona foana no hiafarany e!!
O ry pikatti a::!! iza izao no very fihinanana sy groupe iray manontolo?? izano nitsoaka kombaka?? :-D :-D :-D :-D :-D
17. pikatti ( 13/04/2009 09:56)
diso elah mon pétit bazou tsisy finanana zany le resaka fa fandrobana,coup d'état lesy ozy Obama zay
raha olona misaina elah tsy tokony namaly hotr'izany
iza no mbola hianahana eo raha basy no eo an-tampodohan'elah,saino kely fa tsy vitany hoe mitsoka kombaka =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1998